Vahivavy sy BUS

1. atmos ( 06/07/2004 13:25)
Inona ny mampitovy ny vehivavy sy ny BUS (Transport en commun)
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:20
2. rambofrau ( 06/07/2004 15:09)
samy itaingenana.
3. anjelimbonikazo ( 06/07/2004 16:09)
ny vehivavy anieh indraindray mba afaka mitaingina, fa ny bus tsy afaka mitaingina olona eh , tokony mba afaka mifamadika
4. wawawa ( 06/07/2004 19:38)
Tsy hitako mht izay mampitovy ny vehivavy sy Bus; raha hoe vehivavy sy bisikileta anga dia misy itovizany kely. Par exemple bisikiletan'ny fivondronana
5. atmos ( 07/07/2004 21:27)
Afa-po,.....ils sont toujours en retard, jamais à l'heure
6. hendry ( 08/07/2004 14:54)
sur @ zany valinteninao zany ve enao ry atmos? firy ny vehivavy nifanao fotoana taminao ka tara lava ary ampahafirin´ny vehivavy misy ny salan´isan´izy ireo?
7. xxx ( 08/07/2004 18:39)
ka raha eny @ atmos kosa aloha no hifanao fotoana mety ho tara ihany ny sipa ka
8. xxx ( 08/07/2004 18:41)
ka raha eny @ atmos kosa aloha no hifanao fotoana mety ho tara ihany ny sipa ka
9. jhouhlambout ( 09/07/2004 09:21)
Fa iza no mbola tsy tara mihintsy?
10. atmos ( 12/07/2004 02:40)
Ny sipa ange ry zalahy gravy refa hanao fotoana izay e. Tian-dry zareo mihitsy le manao taratara kely mba itsapany ny patient-le bandy, k'ozy zany an.... mba milazà ny hevitrareo moa ianareo sipa e!!!!
11. ramoul ( 19/07/2004 20:41)
Marina mintsy zany ry zalah fa zah efa tratra à!
Mody nandainga izy avy eo :lol: nefa fantatro zao we fananina le fahatarana :lol:
12. xxx ( 20/07/2004 14:51)
ny itovizan'ny vhv sy ny bus v?mety mahazaka bandy bdb ny bus, ny sipa ihany koa! ny bus miodina, ny sipa koa possible miodina! sa inn le izy eh?afa-po rangah raha tsy zany kah!
13. ludo ( 14/08/2004 11:57)
Ny ahy kosa aloha 5mn ihany no omeko azy
ra tara izy fa ra dila io d iny koa aho no lasa
mba ataony lesona @ manaraka @zay!!
14. hps ( 08/09/2004 18:30)
Sao kosa aloha ry zalahy, ka mampifangaro ny saka syny kary e! izany hoe ny iray rehefa taingenana mba malemilemy , fa ilay bus raha sendra ka simba ilay seza dia mongo ny fitombenana indrindra rehefa lavidavitra ny aleha.
15. arimalala ( 19/11/2004 08:30)
ô ry atmos a, tsy voatery hitovy daholo ny sipa rehetra, ny sasany mbola misy zavatra tsy maintsy vitana alohan\'ny handehanana
ludo, ramoul, ary raha tratran\'ny embouteillage le ol mifanao fotona aminareo d aôna?
16. bekintana ( 12/03/2005 07:20)
samy tengenana sy ahazona fafiny be mintsy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0573