Tiona Advantista

81. Veloo ( 13/03/2006 17:21)
marovezo ko tsssssss:-D:-D:-D
ie tsy miresaka eto aloha za ka..:wink:
82. marozevo ( 14/03/2006 00:41)
Fa ho aiza marina moa aloha ity injy ry veloo ah ? Tsy fitia te hanontany akory, sanatria, fa ny mahatonga ny fanontaniana dia fa angaha tany tsy misy Cybercafé no halehanao no tsy afaka hihaona aminay eto ianao? Raha tsy mahita Cybercafé indry dia afaka maka ravim-boafotsy etsy andrefan-trano hanaovana Cyberthé (dité).
raha samy tsy misy ireo dia izao no iangaviako anjy, alohan'ny tena handehanan-njy dia lazao mazava eto hoe rahoviana indray injy no hiverina eto amin'ny serasera, dia amin'izay koa aho vao midina.
83. Veloo ( 15/03/2006 20:25)
marovezo a zany ve? :-D:-D:-D misy ny cyber rehetra zay tian-njy ka.. fa za tsy hanana fotoana satria hitety villes betsaka za ka :wink:
84. marozevo ( 17/03/2006 01:27)
Ka izay indrindra koa... Ny villes no tena misy Cyberkafé sy cyberdité... hoe any amin'ny dezaka 'ndray ve no hitady ? Ary sao dia mba handalo aty amin'ny vilonay ary injy izany... Aty ange mora be ny cyber eh... mandoa 1€uro innjy dia eo adiny iray maninjitra. Any Frantsa anefa toa lafolafo ihany. Tsy misy ohatran'ny aterineto (ao an-trano) ry reto ah...
85. Veloo ( 17/03/2006 03:38)
:-D:-D marovezo a saik ande any aho tsy lavitra avy eo tokoa moa fa za tsy hiditra ato @ sera2 ka mila mi=apprecier vacances sa ahona? @ le 14 za no mande:wink:
86. marozevo ( 18/03/2006 01:21)
14 inona ? Anio manko efa 18 nefa io ianao (ialahy manko eh) vao omaly no teto. Fa izao eh... ilay fotoana handehananao tsy mampaninona ahy loatra, fa ilay hiverenanao eto amin'ny serasera no tena mba presizeo eh... Dia ho lavitry ny tsikitsikin'i veloo izany izahay ? Tsy tsikitsiky fotsiny fa indraindray tena vakin'ny hehy mihitsy. Nefa koa mahalana tezitra kely fotsiny. Izay isika eh ... olombelona ve !!!
87. Veloo ( 19/03/2006 02:30)
:-D:-D:-D:-D 26 na 37 avril za no miverina o
dia enje tsara rehefa lasa za an:-D:-D:-D:-D
88. atmos ( 20/03/2006 19:31)
Veloo : sao dia handalo any Collonge ianao, sa!
89. marozevo ( 20/03/2006 22:00)
Veloo kosa mitoraka blao fa taizo koa no nisy 37 avril izany? mandalova aty Roma fa tsenaiko eh... na any MIlan koa aza tsy maninona.
90. Veloo ( 22/03/2006 01:52)
marovezo kosa wa e :-D:-D:-D:-D ka bilao inn aloha ty notahiko anao e? ilay ngaza beuuuuuuuu reny veuuu?:-D:-D sendra mba diso frapy aky a:-*
marovezo a misaotra betsaka @ fanasana an:-* fa tsy afaka mande any e fohy lotra ny fotoana
atmos a ie
91. marozevo ( 23/03/2006 00:42)
Dia mahavita soa ny dia re ry havana ah... Aza adino ny milaza rehefa 36 avril hoe ho avy aho rahampitso. bOnivOiazy sy bOnikorazy ianareo eh !!
92. Veloo ( 23/03/2006 23:34)
marovezo a misaotra reeeeeeee
@ 36 za miverina:-D:-D:-D
93. JaonaRomain ( 19/01/2012 09:23)
Faly miarahaba an'ise.
Eny amin'ny Union adventist eny amin'ny Soamanadrariny no misy ry se a. Misy boky be dia be eny afaka mividy ise! Mirary fahazotoana ho anao.
94. Tefipopman ( 15/01/2020 05:46)
JaonaRomain:

Faly miarahaba an'ise.
Eny amin'ny Union adventist eny amin'ny Soamanadrariny no misy ry se a. Misy boky be dia be eny afaka mividy ise! Mirary fahazotoana ho anao.


MANKASITRAKA INDRINDRA PASTEUR A! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1468