Tiona Advantista

1. atmos ( 18/01/2006 15:29)
Manao ahoana daholo,

sao dia mba misy mahafatatra ianareo hoe aiza no mety ahitana Tiona advatista afaka vidiana na hoe afarana. Misaotra mialoha.
répondu par Tefipopman le 15/01/2020 05:46
2. lapino ( 18/01/2006 16:26)
Ko tsy any amin'ny fiangonana advantista ve no misy an'izany? Farafaharatsiny any mahavaly an'ilay fanontaniana io ... raha tsy hoe misy advantista ato
3. diamondra27 ( 18/01/2006 17:19)
inona aloha le tiona e
4. diamondra27 ( 18/01/2006 17:20)
anontanio ledada e!
5. atmos ( 18/01/2006 18:02)
Tiona letsy le fihirana any ampiangonana miaraka @ Solfa
6. dadabe ( 19/01/2006 07:09)
i veloo no tena mahafantatra be kokoa
fa i atmos aloha aiza e???
raha eto dago manko dia makanesa any soamanandrariny dia vita !!
fa raha any frantsa dia andraso kely hoee
7. atmos ( 19/01/2006 15:33)
Mipetraka aty Canada aho fa afaka aloako daholo ny frais rehetra e. Misaotra mialoha e.
8. marozevo ( 20/01/2006 00:12)
Any Canada Frantsay sa Anglisy ? Ary angaha tsy misy amin'ny teny Frantsay na amin'ny teny Anglisy io boky io ? Azafady raha be fanontaniana... Inona kay no dikany na hevitry ny teny hoe TIONA ?
9. majesty ( 20/01/2006 05:08)
Atmos:any @ foiben'ny advantista kosa angamba ianao no mahita an'izany.
10. jentilisa ( 20/01/2006 07:02)
avy amin'ny teny anglisy hoe tune izy io raha tsy diso aho!
11. Veloo ( 20/01/2006 15:33)
tsssssssss ry atmos ko... any dago misy an'io fa mbola nanafatra za zao ho anao eeeeeeee
ie marina io lazain'i dadabe io, mandana njy mankany Soamanandrariny any ny foibe :wink:
12. marozevo ( 21/01/2006 00:53)
jentilisa:

avy amin'ny teny anglisy hoe tune izy io raha tsy diso aho!



Koa ilay teny gasy aza tsy haiko koa vao maika ampianao teny Angalisy ndray ve.
Marina eh.. tena tsy azoko ny dikan'ilay teny hoe TIONA eh... Mba kiriozité fotsiny ny ahy.
13. lapino ( 21/01/2006 01:12)
marozevo: andraso ary hoe andramako adika

Ny "tune" dia ilazana ny fifandimbiasam-peo manome ilay antsoina hoe "feo"-na hira. http://www.google.com/search?q=define%3Atune&sourceid=mozilla-search&start=0&start=0&ie=utf-8&oe=utf-8&client=firefox-a&rls=org.mozilla:en-US:official

Ao anatin'ilay boky tiona dia misy ny feon'ireo hiram-pivavahana, matetika misy feo efatra.

manahirana ihany ilay teny gasy fa samy feo daholo na ny "son" na ny "voix" na ny "mélodie".
14. Veloo ( 22/01/2006 00:26)
Lapino a ka zay mihitsy ka..
Fihirana namaboarin'ny pastera adventista gasy rehetra sy olona mambra sasany io dia izay no nantsoina azy oe Fihirana tiona Adventista...
Mitovitovy @ fihirahana protestanta ihany anie io e "ny FJKM" an...
15. marozevo ( 22/01/2006 01:42)
Ah bon !!.. Azoko amin'izay fa misaotra anareo eh... Angamba koa raha izany mety avy amin'ny teny frantsay hoe "TON" io ah ? Tena ilaina ny bokin-kira misy naoty toy izany, ka izay vao azoko ny fangatahan'ilay namana any Canada... Koa io izany ry zalahy ah... mba andefaso TIONA ilay namantsika any Canada fa za tsy manana halefa ho azy.
16. dadabe ( 22/01/2006 04:14)
marozevo a raha tsorina dia fihirana misy solfa izany no antsoina hoe tiona e ./. ka na tsy hainao aza ny feony fa mahay mamaky solfa ianao dia efa okay
izany no mahatonga ny mpino advantista mahay mamaky solfa ny 70 %:-$
17. diamondra27 ( 22/01/2006 11:12)
sao de afangaron'ny sasany @ tune= vola indray aza

tuner= @ ampli misy an'io
18. marozevo ( 22/01/2006 20:10)
Izaho ho'aho ry dadabe mba mozisianina ihany, fa ny mampiasa ilay solfa tena tsy haiko ah... Ny ahy solfèges no haiko. Ataoko fa azon'i dadabe ny mahasamihafa ireo. Ny solfa efatra ny tsipika, indraindray aza tsy misy tsipika fa naoty efatra an-dàlana izay dia ampy, ny solfèges dimy. Za tena sahirana rehefa sendra an'ireny ka mba maniry hianatra solfa raha misy mahay mampianatra..
19. Veloo ( 22/01/2006 20:53)
:-D:-D:-D mazoto mianatra marovezo a, tsara io ka za mahay mihira solfa:wink:
20. atmos ( 23/01/2006 13:36)
Misaotra anareo rehetra e, indrindra misaotra an'i veloo @ fanampiana, dia miandry za zany e. Mirary soa indrindra. raha mahazo moa entre temps dia lazaiko anareo eto ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3248