Tiona Advantista

41. marozevo ( 30/01/2006 00:31)
Tsy fananiko io ambony fa tongatonga ho azy. zany hoe tsy haiko izay voakitiko nahatonga an'io, nefa soratra no nataoko teo de tsy hita.
42. Veloo ( 30/01/2006 00:46)
:lol::lol::lol::lol:
43. atmos ( 31/01/2006 18:58)
Hahaha, misy tery izany ry zanako hozy le mopera zay. :P
44. Veloo ( 31/01/2006 21:41)
:roll:
45. marozevo ( 31/01/2006 21:44)
Fa inona ary ity ataon'i veloo le aza ah ?... hatrari ka hatreto tsy miteny fa mikakakaka sy midiridiry fotsiny. manenjika statistika kosa angamba eh...
46. atmos ( 01/02/2006 15:04)
Manenjika stat ahoana zany? sao dia mba mahasoa?:roll::roll::roll::cry::cry::cry::x:x:x
47. Veloo ( 03/02/2006 16:42)
manenjika inn?:roll::roll::roll: mamaly ny resaka za ko...:x
ahona ndray stat zany ry mifenty?8O
48. marozevo ( 04/02/2006 00:40)
Veloo:

manenjika inn?:roll::roll::roll: mamaly ny resaka za ko...:x
ahona ndray stat zany ry mifenty?8O



Tsy mifenty io ka... Misy statistika anie ato amin'ny serasera eh... nga tsy fantatr'ise ? Voalaza ao ny isan'ny hafatra soratanao eto, tsy ny halavany fa ny isany, ka na tsy miteny aza dia voaisa ao. Fa raha tsy fantatr'i veloo io dia azafady fa diso izany ny fitsarako, ka mifona retsy ah... mamelà eh.. mamelà dia mamelà...
49. dadabe ( 04/02/2006 05:21)
aiza aza i veloo izany , stat d l;zainy fa mifenty :-D:-D

fa izany hoe izy mitsam:-w:-w:-$
50. Veloo ( 05/02/2006 01:40)
:roll::roll::roll:
statistique ve zany lazainareo zany e? angaha io azo henjehina, tsy afaka mihazakazaka akory:-D:-D:-D:P
51. dadabe ( 05/02/2006 03:14)
:-D:-D:-D:P:P
52. Veloo ( 05/02/2006 23:09)
:-D:-D:-D:-D:P:P:P
53. marozevo ( 06/02/2006 01:41)
Veloo:

:roll::roll::roll:
statistique ve zany lazainareo zany e? angaha io azo henjehina, tsy afaka mihazakazaka akory:-D:-D:-D:P



Azo enjehina io koa... manoratra betsaka ianao dia miakatra any amin'ny laharana ambony any ny anaranao, dia mahazo biz'innna moa izy teo fa tsy tadidiko tsara. Ny ahy izao tamin'ny farany 193 no hitako tao, ny an'ny sasany anefa efa misy mahatratra 2000 mahery. ka raha tsy manoratra ianao fa sary 1 fotsiny dia vetivety dia miakatra laharana ny anaranao. fa ny ahy tsy izay no tanjoko.
54. Veloo ( 09/02/2006 17:00)
:°)
55. dadabe ( 10/02/2006 05:09)
marozevo> misy tsy miady r'ise le stat ao a, marina e, aiza ve de zah aza mandray hafatra debut du mois eo ho eo @ 18 eo ho eo tao anatin'ny andro iray +misokatra foana ny matos nefa zara raha nisy 20 ny isa azoko , de nefa misy mahazo 1999 tampoka eo kle , de zah tsy mirarah isa izany intsony , ampidiriko de esoriko ny sariko de amizay mihena ny isako :°)
56. marozevo ( 11/02/2006 00:22)
Marina ny an'ise ry dadabe ah... Ilay tanjontsika mihitsy koa no miova raha vao manenjika isa no atao eto. Efa hita moa izao fa tsy izany no tanjon'i veloo, satria na ny fisian'ilay statistika aza tsy fantany... soa ihany... Koa dia ataovy teny diso tsy mba kabary re ry veloo ny fanontaniako momba io etsy ambony ah.
Fa hono ho'aho.. Efa nalefanareo ve le Tionan'olona?
57. Veloo ( 12/02/2006 01:26)
marovezo a itako ilay statistika ... matao miditra ato @ forum dia tiko ny mijery ny resaky ny ankizy sy mamaly izay @ fomba tiko hanaovana azy... ity no mba hobby-ko e:wink:
58. marozevo ( 14/02/2006 01:29)
Efa nalefan'i veloo ve ho'aho ilay Tiona tadiavin'ilay olona any Kanadà. Io anie no lohahevitra teto eh... Raha efa nisy nandefa manko dia tapitra eto ity lohahevitraity, fa raha mbola tsy lasa dia tokony hitohy izany ny resaka eto.
59. Veloo ( 14/02/2006 17:36)
:-D:-D:-D mbola tsy azony ka @ avril za ande any frantsa :roll:
60. atmos ( 14/02/2006 20:45)
Misaotra e, miandry @ avrily aho e, ka tsy manenjika stat aho dia tsy manoaratra firy e. Dommage fa tsy mampiakatra stat le mamaky fotsiny!!!! fa tsy manoratra. Sa mampiakatra io fa za tsy mahalala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008