Tiona Advantista

61. marozevo ( 15/02/2006 00:51)
atmos : Na mampiakatra stat io na mampidina aza ivakiana loha izany eh... Tsy ny voninahitra no voalohany eto, fa ny dinika sy ny fifanampiana.
fa i veloo angaha tsy any Frantsa no hoe handeha any Frantsa indray? sady ilay olona mitady azy anie tsy any Frantsa fa any Kanadahy eh.
62. Veloo ( 15/02/2006 02:36)
marovezo a za aty usa, ande any frantsa ary alefa any kanada ny tiona avy eo.:-D:-D:-D
Ny olana enga anie ka nitondra an;ilay tiona ilay olona ry atmos hihihihih nga tsy loza?:^):^):^)
63. atmos ( 15/02/2006 15:44)
veloo : ka olana ahoana izany, ka tsy tsara indray ve fa nitondra an'ilay izy ilay olona e?
64. Veloo ( 16/02/2006 16:22)
atmos a hiantso azy ao androany alina dia ho lazaiko anaony valiny.. efa nandefa ny hafatra aho asa izy raha nitondra na tsy. voa tonga avy any dago afaka omaly ilay olona... tena suspens be zany jusqu'a demain:wink:
65. marozevo ( 16/02/2006 23:44)
veloo > ianao aloha dia tena specialiste amin'ilay suspens eh... tsy eto ihany.
66. Veloo ( 17/02/2006 17:38)
marovezo a zany ve? :-D:-D:-D
67. atmos ( 03/03/2006 15:50)
Miala tsiny fa repotry ny asa teo hoe eo ka tsy nahavaky soratra tato mintsy. Misaotre re ry veloo e, mankasitraka e. Ka ahoana, nahazo valiteny ihany ve e?
68. Veloo ( 03/03/2006 16:25)
atmos a tsy nolazainy ny hafatra nga tsy loza..
fa mety andefa e-mail aho hitady an'izay manana...
69. dadabe ( 04/03/2006 06:07)
:°):°):°)
70. marozevo ( 05/03/2006 01:09)
IO ary ilay efa natahorako... Hatramin'izao ve mbola tsy tonga foana ilay Tiona n'olona ry tony eh...
71. Veloo ( 05/03/2006 02:25)
marovezo a an3 efa fantany fa rehefa ande any frantsa za vo azony ka^^^^
72. marozevo ( 05/03/2006 15:28)
Fa impiry mankany France ary ianareo eh.. fa angaha tsy hoe efa nandeha ilay indray andro iry... sa mandeha sambo dia elabe.
Ndao hihaona any France isika eh... Za amin'ny Juillet sy Aout any.
Raha vao hitan'i dadabe indray izao ity dia asa angaha izay ho lazain'i Lery.
73. Veloo ( 05/03/2006 20:01)
za tsy afaka dsl:(
74. marozevo ( 07/03/2006 02:15)
inona izany "dsl:(" ry veloo ?
75. dadabe ( 07/03/2006 05:46)
desole angamba lesy ziany
76. Veloo ( 07/03/2006 18:09)
dadabe a ie
77. marozevo ( 08/03/2006 01:12)
Kay ve hoe tsy afaka hihaona any France eh.. za aza mbola tsy niteny daty akory fa vague be hoe juillet sy aout no nolazaiko, dia fea dsl sahady ho izy. Izy kosa angamba tsy tia hihaona mivantana eh... Aleo koa aloha izay eh.. na izaho aza tsy marisika loatra. Sao manko raha mahita ahy i veloo dia ho diso fanantenana hoe : kay ve izany zevo izany olona ratsy be ohatran'ity eh...
78. marozevo ( 08/03/2006 01:13)
Ratsy tarehy no tiako ho lazaina eo ambony anh... Tsy azo ovana manko ny tarehy ratsy, hoy ny ohatra, nefa toa efa misy maha-ova ankehitriny.
79. Veloo ( 08/03/2006 16:23)
marovezo a na ratsy ianao na tsara samy gasy isika ary tsy misy olona ratsy izany samy nomen-Andriamanitra tarehy sy charme doly ny rehetra... efa oe tsy afaka wa za satria za efa ande @ avril knou...mila miasa be fa sarotra ny fiainana:wink:
80. marozevo ( 11/03/2006 01:36)
De rehefa lasa ve veloo amin'ny avril dia tsy ho hitanay eto amin'ny sirasira tsony ? Azafady fa sady mitomany aho no manoratra dia lasa sirasira ilay tokony hoe serasera. Aza adinonao no mitondra ilay zavatr'olona ry veloo anh... ilay Tiona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2398