Tiona Advantista

21. Veloo ( 23/01/2006 18:31)
zany ve? 8O dia ahona ilay ho azoko? omena an'iza ndray? :-D:-D:-D
22. cutie ( 23/01/2006 18:34)
omeo ahy ry veloo a :-D
23. atmos ( 24/01/2006 14:40)
Veloo, ilaiko foana e, raha tena sur ny any aminao dia tsy hanafatra intsony aho e, fa dia miandry ny avy any aminao izany. Sady ohatry ny tsy mamaly email mihitsy no sady koa tsy mamaly FAX ry zareo ao Soamanandrariny ao, efa ho 4 andro izay no nandefasako ilay izy fa toa mbola tsy misy valiny foana, hihihihi
24. Veloo ( 24/01/2006 19:18)
cutie a :-D:-D:-D njy ko ve mila?
atmos ka efa oe ho avy knou (I hope so) :-D:-D
25. atmos ( 25/01/2006 13:47)
Veloo : Misaotra anao Veloo a. Dia miandry ny avy any aminao ary e. Tsy mitady any an-toeran-kafa intsony zany za an!!!

Cutie : Fa hataon-njy inona koa moa Tiona? Njy aza niteny tamiko hoe tsy tia mihirahira, ssss
26. Veloo ( 25/01/2006 16:58)
atmos a cutie niova tampoka ka mahay mihira izy .. izy kosa mila iray knou:-*
27. atmos ( 25/01/2006 20:35)
Veloo : tant mieux zany raha lasa tia mihirahira izy, afaka mi-organiser soirée Karaoke zany isika miaraka @ cutie, sa ahoana??
28. Veloo ( 25/01/2006 20:37)
:-D:-D:-D
29. cutie ( 26/01/2006 12:42)
Mpandefa : atmos [ Valio ] 26-01-2006 00:35:58
Lohateny : Re : Tiona Advantista
Veloo : tant mieux zany raha lasa tia mihirahira izy, afaka mi-organiser soirée Karaoke zany isika miaraka @ cutie, sa ahoana??

raikitra zany koa :-D
mianjy za :-D
30. dadabe ( 26/01/2006 13:07)
ary misy mahay mihira kay ato :°)
31. cutie ( 26/01/2006 13:18)
dadabe tara :-D
32. Veloo ( 26/01/2006 16:57)
:-D:-D:-D
33. atmos ( 26/01/2006 19:48)
Tandremo ary sao tsy maharaka ny toniny mi-défile iny ka lasa nanananananana no voatonona, hahahahaha:-D:-D

Efa manao exercice mintsy aho ato an!
34. marozevo ( 27/01/2006 01:16)
Aiza ary izany hira lazain zalahy ireto izany ? Olona mandihy tsy amin'aponga no hitako eo.
35. Veloo ( 27/01/2006 16:36)
an?:?:8O8O
36. dadabe ( 28/01/2006 04:11)
an? an?:?::?:8O8O8O
37. cutie ( 28/01/2006 17:18)
za koa tsy mahazo 8O
38. Veloo ( 29/01/2006 00:22)
marovezo a, manao exercice na feo izy ka fa tsy mandy akory:wink:
39. dadabe ( 29/01/2006 03:30)
:roll::roll:
40. marozevo ( 30/01/2006 00:30)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1073