Mety voavonjy ihany ve i Jodasy raha nibebeka rehefa avy namadika an'i J.C.

1. atmos ( 02/07/2004 11:44)
Somary lasa ihany ny eritreritra ry zareo a, tena olona voaozona mihitsy zany ity Jodasy ity? De foin'Andriamanitra ho very ve izy? raha nahatsiaro nibebaka ve izy avy eo de voavonjy sa efa voaozona?
novalian'i xxx ny 21/12/2004 10:43
2. rasta ( 02/07/2004 13:04)
iza no nahita izay tamin'ny taonjato faha 0 tany e.
Vinavinao ao, avieo ve tsy ho hilatsahan'ny fanahy masina koa ianareo ilaza ny valiny .
3. dotmg ( 03/07/2004 13:52)
Tena voaozona ilehiry ka! Natao ho izay mihitsy angamba no nilàna ny fisiany. Hafahafa ihany io Andriamanitra io fa ny fihevitsika marina tsy fiheviny.
4. fatsoraly ( 03/07/2004 14:06)
Tsy takatry ny saina ny fahasoavan'Andriamanitra.

Aza mihevitra izay hitady fanazavana an'izao sy izao akory, fa ny Tany aman-Danitra aza nohariany.

Amen

5. fijo ( 06/07/2004 22:58)
izany hoe tsy mila misaina fa dia samia donto be ao?
6. wawawa ( 06/07/2004 23:22)
Bien sur! Raha nibebaka i Jodasy dia voavonjy satria izy olombelona mitovy @ tsika sy ianao. Fa izy tsy nibebaka. Nanaiky nampiasain'i Satana izy dia namadika an'i Jesosy. Dia avy eo izy mbola nanaiky nampiasain'i Satana indray dia namono ny tenany. Fa raha nibebaka t@ fony izy dia navelan'Andriamanitra ny faotany satria tsy misy faotana, na ngoza be toy inona, tsy avelan'Andriamanitra raha mibebaka @ fo.
7. ikaretsaka ( 07/07/2004 05:38)
ka tsy probleme anoa izany ka tsy tokony ivakianao loha fa an'i jodasy sy andriamanitra e
8. wawawa ( 07/07/2004 15:01)
Izay no dikan'ny discussion amiko. Tsy voatery hoe probleme personnel anao fa fifanakalozan-kevitra
9. atmos ( 07/07/2004 16:57)
Ary Ikaretsaka ary mino an'iza e, tô raha vao misy resaka Baiboly sy Andriamanitra, tô asiany blem fôna
10. atmos ( 07/07/2004 16:58)
Ary Ikaretsaka ary mino an'iza e, tô raha vao misy resaka Baiboly sy Andriamanitra, tô asiany blem fôna
11. atmos ( 07/07/2004 17:00)
Ary Ikaretsaka ary mino an'iza e, tô raha vao misy resaka Baiboly sy Andriamanitra, tô asiany blem fôna
12. atmos ( 07/07/2004 17:01)
Ary Ikaretsaka ary mino an'iza e, tô raha vao misy resaka Baiboly sy Andriamanitra, tô asiany blem fôna
13. wawawa ( 07/07/2004 18:13)
Hono wa ry atmos, fa maninona kay averimberinao foana ny teninao e? Mba mahalina fa tsy hoe inona
14. atmos ( 14/07/2004 10:13)
wawawawa : tsy fanahy iniako ange reny e, intelligent lôtry ny computer-ko ato
15. methode ( 17/07/2004 01:00)
Ka i Jodasy anie raha ny fahazoako azy tsy nihevitra ny hamono an'i Jesoa fa nanantena izy hoe tsy maintsy ho afaka amin'io Jesoa satria na ny nanangana ny maty aza vitany ko!! SAingy tsy nitovy hevitra izy roalahy! Dia kivy i Jodasy! Rehefa kivy tsy mi-raisonne intsony!! Ka ohatra hoan'ny olona io fa tsy hoe tian'Andriamanitra ny hahavery azy!! Ny hamafilohan'ny olona no voatery anaovana sorona ny sasany. Na amin'izao aza mbola mety misy voatery atao sorona toa an'i Jodasy koa!!
16. nyna ( 17/07/2004 15:34)
ny ozona ny ho @ afo na ny elo dia azo avy @ blasphème! io ihany no mbola fantatro hoe rehefa efa avy nanao an'io dia tsy ho voavonjy mandrakizay!

donc raha tsy io no nataony, ka nibebaka marina izy dia sûr aho à 90% fa voavonjy izy!
17. methode ( 17/07/2004 17:59)
nyna, fa maninona no 90% fa tsy 100%? Le 10% io nge mety mandiso ny hevitra rehetra e!! Hihihihi Mbola misy fisalasalana izany!!
18. xxx ( 06/12/2004 08:55)
sao dia Jodasy ary ny tena anaranao e !

Ny mahasoa izao dia ny hoe mety ho voavonjy ihany ve zaho satria toa mba tsaratsara kokoa noho i Jodasy ?
19. xxx ( 21/12/2004 10:43)
ZAO ZALAH NI JODASY ZAO @ZAO FOTOANA ZAO DE ANY @AFO B. NA NY SEZANY AZA FA TSY MBOLA NAHITA ZANY NY AHO FA MIONGANA ANY @AFAB NY SEZANY .FA TSARA NY MAMALY IANY RAHA OHATRA TSY MAMALY NAREO.FA ATAOVY AO TSAINA MANDRAKARIVA FA ISIKA ANIE JODASY E?SADY PETERA KOA .AZOPNAREO ZANY :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2579