Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tia_ery ( 14/04/2004 08:24)
Mifalia ry ZATOVO dieny mbola TANORA ianao
Ho an'izay tena mbola te hilomano ao anatin'izany hoe fahafinaretana sy ny tsiron'ny fiainana amin'ny lafiny rehetra. Ho an'ireo izay tena liana ary mametraka ny firaisana ara-nofo ho tena tsiron'n... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2004 21:42
aladin ( 14/04/2004 05:56)
duplicata: tena tiako ve sa......???
toy izao ilay izy:nisy oul iray niaraka tamiko taloha kanefa voatery nisaraka tsy fidiny izahay.Izy anefa tena tiako sady tia ahy koa ka na niaraka t@ olon-kafa aza aho dia tsy afaka ao an-tsaiko izy ... tohiny
novalian'i sobika ny 24/04/2004 08:56
xxx ( 13/04/2004 17:09)
iza no fositra t@ireny
dia mahagaga isika malagasy dia samy isika ihany no mifanenjika sy mifanaratsy raha mba misy lalana hafa alehan'ny olona ,jereo anie e misy dia sahy mitsikilo mihintsy hoe hay visa touriste no nivoah... tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2004 23:20
delvechio ( 13/04/2004 13:15)
Hellboy - The League - XMen - Hulk - Spiderman
ho anareo tena tokony tsy hijery anireny ny olondehibe? satria manko reny otrany le ho an ankizy sa diso v ah?... tohiny
novalian'i ramaso ny 20/04/2004 16:25
tequila ( 13/04/2004 12:19)
maditra
Inn no ataonareo hoe sipa maditra e?... tohiny
novalian'i mimich ny 19/07/2004 07:22
rfanjav ( 13/04/2004 08:24)
Sage-femme sa gynéco
Mba tiako ho fantatra ry zareo, ny sage-femme @ izao fotoana izao v no tsy mahay intsony na tsisy valeur-ny intsony, sa ahoana no d efa malaza ery ty manao consultation pré-natale any @ docteur gyné... tohiny
novalian'i titakely ny 27/07/2004 18:52
delvechio ( 13/04/2004 03:27)
ze te hamoron kira dia mamoron kira
tena raikitra ny famoronan kira ao dago fa tena ra misy hira zato mivoka eo amn folo eo iany no mba hitako we azo henoina! fanga dia tena tsy misy sivana mintsy ao amn tanana ao e! misy mahamenatra an... tohiny
novalian'i delvechio ny 24/04/2004 02:02
delvechio ( 13/04/2004 02:29)
ina no malaza zao?
tena za zany mba te hanao sondage mihintsy we ina no karazana mozika tena be mpankafy amzao fotoana e! nena alou zany refa mafinaritra ana le hira d efa tsy koi fa tsy aiko nareo. misy ohatra manko( o... tohiny
novalian'i delvechio ny 24/04/2004 02:01
oully ( 12/04/2004 20:11)
Fihaonan'ny namana serasera tany Vichy...
http://forum.serasera.org/?rub=viewthread&msgid=m407a8f4133493... tohiny
xxx ( 12/04/2004 15:26)
tsy hita hoe vendrana ve ny mpitondra ankehitriny
taiza no mbola nisy vola gasy nitotongana ohatr'izao raha tsy t@ity andron'i ravendrana ity io ve tsy fitaka ohan'ny malagasy aza romotra raha fanatika ianao fa mba hevitra ny ahy ,sa ahoana ?... tohiny
novalian'i alz ny 19/04/2004 15:26
xxx ( 12/04/2004 15:11)
mba fidio kely hoe!!!
mpiavana daholo ireto olona ireto ,ary samy mpihira ihany koa mba fidio hoe izay tianareo na eo@toetra na eo @ endrika - voahirana (ratsimbazafy) -poopy -giana(tsy hyaiko na izao no fanoratra azy ... tohiny
novalian'i vahona ny 07/05/2004 22:44
oully ( 12/04/2004 12:44)
RNS Vichy: Nihaona ny namana
Manao ahoana daholo, Tafahaona ihany ny namana taty Frantsa tany amin'ny RNS Vichy. sipagasy, mumu, ds, ralay, samoina, fidjo, bi7, oully, ... Mbola ho avy ny sary sy ny tatitra fa mbola eny an-dà... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2004 00:43
hery ( 12/04/2004 06:13)
Mombamomba : ilaina ve?
Aleo tsorina ohatran'izay ny resaka. Misy olona manoratra aminao, dia mba te hijery ianao hoe aiza izy no mipetraka, firy taona, lahy sa vavy, alohan'ny hamaly... Nony jerenao anefa ny mombamomba azy ... tohiny
novalian'i hendry ny 03/05/2004 17:39
aishwarya ( 11/04/2004 14:43)
love love
comment savoir si un mec t aime? ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 20:36
noemy ( 11/04/2004 06:11)
www.apocalypse-mada.com
mba dinidinio ao fa dia mahafinaritra!!!!!!!!!!!... tohiny
novalian'i noemy ny 20/04/2004 11:10
sanjana ( 10/04/2004 18:04)
ahoana ary isika amin ny ity www.apocalypse.mg
mba tiako ho jerentsika sy hiaraha mijery hoa ity site iray ity fa misy zava mahaliana ato... tohiny
novalian'i noemy ny 28/04/2004 13:55
joda ( 10/04/2004 15:28)
joyeuse paque daholo e...
manaova fety sambatra e aty mangatsiaka ny fety..ny andro koa... tohiny
ralipo ( 10/04/2004 04:56)
FANAGASIANA
Misimisy ihany angamba isika no niaina taio anaty fampianarana fanagasiana koa manasa anareo hitanisa izay voam-bolana mba tadidinareo. Azo atao ihany koa ny mamarona ka mety ny fandikana azy. Lasa... tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2004 18:45
kitjo ( 09/04/2004 14:12)
Bira
Ia aby no tany Bira na mbola any? Ndao hanao paka ato @ serasera,hiihih... tohiny
novalian'i vale ny 11/09/2005 16:50
sejianis ( 09/04/2004 13:21)
lalàna inona
mba omeo hv hoe aho izay tsara fanahy: rehfa namidy ny tranonao,dia firy volana aorian'ny nahalafosany no mahazo mipetraka farany ao ianao? Manana zo handroaka anao avy hatrany ve ny tompon'ny trano... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3194