Sage-femme sa gynéco

1. rfanjav
(
13/04/2004 08:24)
Mba tiako ho fantatra ry zareo, ny sage-femme @ izao fotoana izao v no tsy mahay intsony na tsisy valeur-ny intsony, sa ahoana no d efa malaza ery ty manao consultation pré-natale any @ docteur gynécologue ity !
sady en plus tsy n'importe qui fa misy tena malaza b, lafo d lafo ny mankao aminy nefa d ilaharana mihitsy !
mbola misy anefa ny école de sage-femme d hanao inn fotsiny izany ireny mpianatra vao nivoaka ireny ?!!

novalian'i titakely ny 27/07/2004 18:52

2. nonoh
(
13/04/2004 10:06)
Ny toetr'andro amin'izao fotoana izao no mampiova zavatra be amin'ny toe-batan'ny vahivavy amin'izao fa tsy ny sag femme akory no tsy mahay .

3. ds
(
13/04/2004 11:37)
Aza hadinoina fa ny gynéco dia dokotera. Na afaka manatanteraka ny asan'ny ginéco sasantsasany aza ny sage-femme dia tsy natao hitsabo tahaka ny dokotera. Ny sage-femme kosa no havanana indrindra noho ny traikefany amin'ny fanaraha-maso ny reny sy ny zaza mialoha, mandritra ary aorian'ny fiterahana. Izaho nanatrika fampiterahana inefatra ka iray nataona sage-femme fa tena hafa ihany mihitsy ny sage-femme e.

4. rfanjav
(
13/04/2004 13:45)
Izaho nefa mahita fa ny fampisafoan'ny dokotera aza no ohatra ny tena routine b fotsiny, surtout le b kil reny, ny vola alaina nefa maneno mihitsy !
ary ny tena mahagaga d misy mihitsy ireo vehivavy misafo any @ clinique iray no manambany an'ireny manao fisafoana @ sage-femme ireny, hitanareo ohatra ny tonga d mandeha ho azy le fitsarana (préjugés) fa raha misafo @ sage-femme d tsy manambola, tsy mahatakatra gynéco.
Fa maninn anefa raha avela hanao ny asany @ fampiterahana ny sage-femme e ! raha sanatria ka misy pb na tsy maintsy miditra bloc (césarienne) vao tokony hiditra ny dokotera, fa @ izay kosa d manaiky za fa tsy natao handidy ny sage-femme !

5. ramoul
(
13/04/2004 22:28)
marina mihintsy izany ry rfanjav, ny ginéco no nangalatra ny asan'ny sage-femme,ary ny mpiteraka dia niala tamin'ny mahazatra; kanefa ny ginéco tsy mahavita zavatra betsaka vitan'ny sage-femme.

7. nonoh
(
14/04/2004 09:52)
Marina fa ny sage femme no mampisafo sy mampiteraka fa ny gynéco anie ka mijary ny toe-pahasalaman'ny vehivavy ao anatiny e . Misy alohan'ny hiterahana , mandritra ny vohoka ary azo raisin'ny sage femme ilay olona avy eo fa tsy voatery @ gynéco raha tsy hoe misy complication angaha .

10. ramoul
(
20/04/2004 14:35)
De ra foana ny gynécologue de ahonana ny marary tsy tia sage femme zany?

11. dom
(
23/06/2004 06:13)
Toe-tsaina fotsiny no mahatonga an'io fan consultation pré-natale ve de ilàna gynécologue. Ny vola koa angamba misy e! Aty amintsika aloha dia tsy ho foana izany ny gynécologue e!

12. titakely
(
27/07/2004 18:52)
resaka complication angaha dia d'accord aho gyneco fa raha resaka experience fampiterahana be ny sage femme tena mbola mahavita tsara