mba fidio kely hoe!!!

1. xxx ( 12/04/2004 15:11)
mpiavana daholo ireto olona ireto ,ary samy mpihira ihany koa mba fidio hoe izay tianareo na eo@toetra na eo @ endrika
- voahirana (ratsimbazafy)
-poopy
-giana(tsy hyaiko na izao no fanoratra azy na tsia)
-narindra (ando)

dia misaotra mamaly e
novalian'i vahona ny 07/05/2004 22:44
2. voninkazokely ( 12/04/2004 19:08)
POOPY ihany no fantatro amin'ireo .
Izy izany no tiako , sady tsy ratsy toetra no tsy ratsy tarehy!
3. jhouhlambout ( 12/04/2004 20:07)
Gianna
4. ikaretsaka ( 12/04/2004 21:35)
gianna sy poopy... fa aleoko gianna
5. delvechio ( 13/04/2004 02:26)
gianna! oka less ra mba iny no vadiko
6. ikaretsaka ( 13/04/2004 02:47)
ny fihirany no anontaniana sao misy mamalana eo indray an...
7. jhouhlambout ( 13/04/2004 08:15)
mamalan-kira...
8. oully ( 13/04/2004 17:20)
Poopy
9. donemaskit ( 13/04/2004 20:44)
Giana ny ahy
10. beko ( 14/04/2004 22:05)
poopy aleo hilamina fa sipa miavonavona .Giana sady manja no sariaka na manam peo donc je dis Giana
11. donemaskit ( 14/04/2004 22:36)
Giana zany zao no tena be mpirevy an ?!

ary iza zany Narindra (ando) zany ?
12. hendry ( 17/04/2004 10:46)
beko> efa niavonany ngah enao?
13. hendry ( 17/04/2004 10:47)
fa i Giana kosa ry reto tena aoka fotsiny, ananany daholo na feo, na bika, na endrika na fahaizana.
14. jhouhlambout ( 17/04/2004 16:10)
iƩ
15. ikaretsaka ( 18/04/2004 04:00)
izay tsy mahalala ksoa tsy tokony hifidy e
16. kitjo ( 19/04/2004 04:02)
Giana , fa ny mampalahelo toa oe lasa nanao contrat any @ tany arabo hono izy zao d le misarona lamba oh ninja reny,asa ra marina zany, fa ny ahy aloha iny no tiako e
Poopy gara feo fa mahay mihira fts,sady tsisy sentiment mitsy refa mihira ko

Fa mba iza klou le oe Narindra e???
17. kitjo ( 19/04/2004 04:04)
Giana moa zanak'i Voahirana?
d le sipa mihira le havako mamomamo ry koa mahay mihira an, le zanak'i Clara mpanao tantara @ RNM,lolll

Ary Soafara ngah tsy tafiditra ry xxxxx sa tsy manana havana efa mpihira iny?Iny ko manko mbo tsara
18. xxx ( 19/04/2004 12:04)
misaotra anareo namaly,betsaka no mbola tsy mahalala an'i NARINDRA izy dia mpihira manaraka an'i poopy @zao fotoana efa nandalo tao @SOLEY izy ary mampandihy no tena nahitana azy taloha ,i VOAHIRANA indray moa dia reny niteraka an'i GIANA (zao no faoratra azy,jereo lay clip miaraka @ JACKY )
dia misaotra anareo namaly
19. fijo ( 19/04/2004 22:18)
le gianna aza tsy haiko akory ka tsy hafaka mifidy aho e.voahirana sy poopy ihany no mba fantatro amin'ireo.
20. beko ( 29/04/2004 21:32)
hendry ) tsy hoe izaho no niavonan i poopy fa za nahita maso , sendra nanao vacances tany Dago dia tafaraka tao amin ny banky , dia feno ankizy ( fans ) mba niandry azy teo am baravarana dia tena tsy nampoiziko fa sady nivoaka ohatran ny tsy teo izy no natosiny hanome lalana ireo ankizy . Mampalahelo ihany mba mpihira malaza ohatr ireny ihany , izaho moa tsy dia taitra taminy hatramin izay dia vao maika nahita an io dia tena je peux plus la voir . DESOLEE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.153