mba fidio kely hoe!!!

21. fijo ( 29/04/2004 22:09)
miseo milay izy izany letsy e.ankizy ve no atosika le.
22. mumu ( 02/05/2004 14:38)
za misafidy poopy
23. yonikafopl ( 02/05/2004 20:17)
ny ahy i poopy no fantatro dia izy no tiako, ataoko ahoana no hifidy izay tsy fantatro, fa ny zandriko nilaza fa ilay giana hono toa miavona noho i poopy kou. Ny ahy na miavina aza i poopy tiako ny hirany fa mitovy santimaka izahay mitsam.
24. fijo ( 03/05/2004 23:14)
raha hira aloha dia izay fa raha toetra izany tsy ao ko.izay koa moa ny an'ilay artista ko.vao malaza kely dia hoe tsy kasian dalitra aho.roa no efa hitako nanao an'io.
25. fijo ( 04/05/2004 23:06)
nofy kosa iny ko
26. vahona ( 04/05/2004 23:56)
poopy kosa aloha tena hita hoe miavona na ny tarehany sur scene ary e!!!
nareo ve tsy nisy nahadinika izany?

fa ny hiran'i poopy ange toa i naivo no mikarakara sy mamorona ny sasany e! dia aleo naivo zany!!!

giana milay ka!!!tsara tarehy sady lava be sady tsara feo.
fa i Lalie koa tsara feo!!!
27. mumu ( 05/05/2004 11:46)
za klou de efa niresaka tam poopy fa tsy niavona zany izy , ka de tsy aiko zay no itiavako azy,
vahona; fa i poopy no auteur ny hirany am zao fotoana zao fa i naivo no manao ny ambiny , mpivady izy mou ve tsy ifanampy,
ilay Giana ndray alou tsy aiko zany
28. samoina ( 06/05/2004 08:19)
Izaho koa variana lazainareo hoe miavona i poopy !
Matoa voatosika ireo "fan" dia mety sendra ny fotoana tsy tokony hanelingelenana an'i Poopy rizareo no befiavy. Mba manana ny vie privée-ny koa anie ny sasany na artista aza e!
Ny endrika ivelany asehony tsy azo hitsarana olona loatra amiko. Ankoatry ny maha-mpihira azy izy dia manana andraikitra ara-tsôsialy maro ( fa tsy resaka pôlitika ), indrindra momba ny fikarakarana ny ankizy. Mba manana zo ho reraka koa sy ho tezitra satria tsy robot izy fa olombelona ihany. Efa imbetsaka ny tenako no nanara-dia an'azy sy ny ekipany manokana ary mahita fa olon-kendry sy matotra izy fa tsy miavona izany. Tsy havany aho fa mankasitraka azy.
29. vahona ( 07/05/2004 22:44)
diso zay zany e!!!!

rehefa artiste zany ve rehefa hitan'ny olona tsy tokony mba hitsika na dia izany aza,na reraka ary!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1858