joyeuse paque daholo e...

1. joda ( 10/04/2004 15:28)
manaova fety sambatra e
aty mangatsiaka ny fety..ny andro koa
2. hery ( 10/04/2004 15:29)
Misaotra e...
Dia toa izany ihany koa.
Indrindra ireo namana mijery volley ao Vichy ireo.
3. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:25)
Misaotra e!
dia mirary soa koa.....
4. zaalandry ( 10/04/2004 21:58)
Any aminareo koa ve ry Joda dia mangatsiaka fa izaho aza mba ampiesonina a! Tsy efa lasa manao pétanques foana indray izao?
Antsoy i Jean Pierre sy i Jean Paul hanafana ny fety e.
Izao vao tratry ny Paka fa ny anareo lasa aloha loatra ny fiarahabana. Miantso eo ihany aho raha malalaka fa veloma raim.
5. hery ( 11/04/2004 13:01)
Nahafinaritra ny Paka teto Roma... natahotra ihany ny sasany hoe hisy hanapoaka kanefa tsy naninona nony avy eo.

http://namana.serasera.org/?rub=special/paka

Tratran'ny fety daholo e.

Hery
6. ramoul ( 11/04/2004 13:16)
de mirary fety ho anareo kounko zah ééééé! de samy ho tratrin'ny hoavy njay
7. donemaskit ( 11/04/2004 16:52)
misaotra e! isika rehetra
8. sejianis ( 12/04/2004 14:47)
joyeuses paques ahoana e! izahay tsisy mpaka fa tavela aty!
9. oully ( 13/04/2004 13:54)
Dia samy ho tratran'ny ho avy eh
10. fijo ( 13/04/2004 22:32)
izao izahay vao mamaly fa dia misaotra e.dia tratry ny hoavy koa
11. angie ( 14/04/2004 19:18)
Misaotra e
12. fijo ( 14/04/2004 21:09)
lany indray izany ny tsokola an
13. nananie ( 19/04/2004 11:56)
Za tsy nahazo na iray aza! :-(!
14. fijo ( 19/04/2004 21:37)
mampalahelo indry fa tena mila namana raha izany.
15. jhouhlambout ( 04/06/2004 12:02)
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3142