FANAGASIANA
1. ralipo
(
10/04/2004 04:56)
Misimisy ihany angamba isika no niaina taio anaty fampianarana fanagasiana koa manasa anareo hitanisa izay voam-bolana mba tadidinareo. Azo atao ihany koa ny mamarona ka mety ny fandikana azy.
Lasa ary!
Ampoule = Takamoa
Pile = Vatoaratra...
Anareo zao
Lasa ary!
Ampoule = Takamoa
Pile = Vatoaratra...
Anareo zao
novalian'i xxx ny 19/04/2004 18:45
2. ralipo
(
10/04/2004 04:58)
FITSIPIKA ankapobeny
Ie tao fa tsy taio - mamorona fa tsy mamarona no tiana lazaina!
Ka zay ny teny diso tsy mba kabary!
Ie tao fa tsy taio - mamorona fa tsy mamarona no tiana lazaina!
Ka zay ny teny diso tsy mba kabary!
5. booboo
(
11/04/2004 12:40)
vata fahita lavitra
vata fandrenesam-peo
vata fampangatsiahana
mailaka (e-mail)
truc maro bokotra ( clavier, fa tsy tadidiko hoe inona ilay truc )
vata fandrenesam-peo
vata fampangatsiahana
mailaka (e-mail)
truc maro bokotra ( clavier, fa tsy tadidiko hoe inona ilay truc )
6. jhouhlambout
(
11/04/2004 20:11)
-Aterina eto = Internet
-Fetran'i F(x) raha milefa mankany amin'ny tsy manampetra i x = limite de F(x) quand x tend vers l'infini
-...
-Fetran'i F(x) raha milefa mankany amin'ny tsy manampetra i x = limite de F(x) quand x tend vers l'infini
-...
9. ikaretsaka
(
12/04/2004 23:09)
tsaoka.. la craie
HKFTH = fanafohezana ny hoe hiera kely fa te hivoaka =je vous demande la permission de sortir dia lasa hoe TH mada TH madama .. fia taty afara tonga ny fiara Tl dia lasa hoe TL madama o TL
HKFTH = fanafohezana ny hoe hiera kely fa te hivoaka =je vous demande la permission de sortir dia lasa hoe TH mada TH madama .. fia taty afara tonga ny fiara Tl dia lasa hoe TL madama o TL
16. xxx
(
18/04/2004 15:03)
Rainiboto (Germany)
Be kintana (US)
Be kilaoty (UK)
Be kanga 2 (Australia)
Be Tay (Frant..ay)
Be Liza (Belgium)
Be ............(Singapore)
Ary Taiwan ?
Be kintana (US)
Be kilaoty (UK)
Be kanga 2 (Australia)
Be Tay (Frant..ay)
Be Liza (Belgium)
Be ............(Singapore)
Ary Taiwan ?