Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
jhouhlambout
(
06/04/2004 19:26)
THE TITANIC II
Iza no curieux momban'ny TITANIC?
JEREO fotsiny ito:
http://www.dialogus2.org/bukater.html
...
suite
répondu par jhouhlambout le 09/04/2004 08:04
hendry
(
06/04/2004 14:59)
matahotra inona ny vhv gasy?
Ny ankabeazan´ny vhv vazaha dia matahotra ala(araignée) indrindra indrindra sy zay mety karazam-biby na dia biby bitika kely aza.
Inona no mba tena atahorantsika vhv gasy? Zaho aloha tsy matahotra ...
suite
répondu par fijo le 28/04/2004 20:39
hendry
(
06/04/2004 14:55)
mampiady loko
Mba ahoana ny hevitrareo @ reny vhv ohatra hoe manao mena hatrany @ satroka, akanjo, kiraro ka hatrany @ poketra reny? Tsara ilay mampiady loko fa raha mena na mavo na mainty hatrany atampon-doha ka h...
suite
répondu par fijo le 31/05/2004 22:44
samoina
(
06/04/2004 13:49)
Fialan-tsasatry ny Paska
Inona avy ny nomanin'ny namana tsirairay hatao @ izao Paska izao ? ( fandaharam-potoana, sakafo, ...)
Ny anay moa izany fivoriambe ara-panatanjahantena any Vichy manomboka ny asabotsy ary ny sakafo a...
suite
répondu par voninkazokely le 08/04/2004 08:27
razilinah
(
06/04/2004 13:19)
Mitady olona ....
Mitady SIPA manana signe astrologique VIERGE na "Asombola" fa tsy "virijiny" amin'ny fiteny Malagasy ofisialy. Izay manana an'io dia mba iangaviana hanoratra aty amiko....
suite
répondu par fijo le 23/06/2004 21:51
sejianis
(
06/04/2004 12:27)
tary mpanenjika
fa man ny bandy no mila mikaoty foana na efa manana aza?...
suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:04
joda
(
06/04/2004 10:13)
inona kay no mahatonga ny herpés labial..
inona no mahatonga io aretina io..merci...
suite
répondu par ramoul le 20/04/2004 14:53
nina1
(
06/04/2004 10:13)
sosokevitra
salut,
za zao mitady liste ny namana rehetra avy any fianar misy olona tadiaviko any nefa te hijery listena olona avy any fianar rehetra za ,de zay no sosokevitro ny mba haha- possible an'zay ,tsy vo...
suite
répondu par nina1 le 03/05/2004 10:52
alz
(
06/04/2004 08:33)
Resaka alika
Iza ny anaran'ny alikanareo?
Samy milaza anarana alika original fantany.
Ny ahy : Ombrax, Toilety, pognon ...
suite
répondu par unik le 09/06/2004 13:31
xxx
(
06/04/2004 08:29)
Resak'X
Izay xxxxxx ihany no miditra eto.
Aleo asiana resak'X e (resaka fotsiny fa tsy film).
Maro ireo namana xxxxxx ka aleo mba omena toerana ry zareo.
Zany hoe eto zany dia tsy mitonona anarana fa x...
suite
répondu par xxx le 06/07/2004 20:02
imailaka
(
06/04/2004 08:25)
Batista, Temoin de Jehovah
Saika mba hanontany aho sao de misy afaka ny hanazava amiko ireo foto-pinoana ireo...
suite
répondu par flmlot92 le 27/11/2012 08:52
xxx
(
06/04/2004 04:50)
sex with an ex
what s your opinion ?...
suite
répondu par fijo le 01/07/2004 21:42
jhouhlambout
(
05/04/2004 19:09)
Dessins animés
Inona ny dessins animés fijerinareo taloha t@ mbola kely?...
suite
répondu par welie le 26/01/2005 16:23
jhouhlambout
(
05/04/2004 19:03)
inona ny tianareo vehivavy
Misy bandy(inconnu) tonga avy any,
inona no tianareo hataony:
-Mody mijerijery fotsiny
-Tonga dé mitsotra ny marina
-Mbola miodikodina aloha
-Manao hevitra ambadika maromaro aloha
-Mananihany ...
suite
répondu par booboo le 19/06/2004 18:47
jhouhlambout
(
05/04/2004 18:37)
Manin-te hody
zà zany té hody.....
Ary nareo?...
suite
répondu par bozimanga le 29/09/2005 14:15
alz
(
05/04/2004 16:35)
Ny fialonana ve voan-janahary?
Matetika rehefa misy olona iray mahavita zavatra dia ny fihetse-po voalohany hita eny amin'ny hafa matetika dia ny fialonana. Ary raha sanatria aza solafaka ny sasany dia mahazohazo aina daholo ny aka...
suite
répondu par fijo le 16/04/2004 23:53
joda
(
05/04/2004 13:45)
aleo ho avy tsara ny été...
aleo ho avy tsara ny été hanaovako an'ireo vazaha vavy miseho milay ireo...hanao bikini sy tenue d'été mantsy ry zareo ato ho ato......
suite
répondu par fijo le 30/06/2004 22:29
joda
(
05/04/2004 13:40)
fiangonana katolika eto paris...
hono ho aho 1 io ihany ve no fiangonana katolika eto paris
171 boulevard brune 75014 sa misy hafa merci.....
suite
répondu par hendry le 20/04/2004 15:01
hendry
(
05/04/2004 12:23)
tena vehivavy
Inona ny critères ilazan´ny lhl ny olona iray hoe tena vhv.
Misy milaza hoe raha tsy lava volo hono dia tsy vhv. Misy ndray miteny hoe raha tsy manana bika mitovy @ gitara hono dia tsy vhv....
suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:05
hendry
(
05/04/2004 12:21)
tena lehilahy
Inona ny toetra na fihetsika sy ny sisa tokony ananan´ny lhl mba isokajiana ny olona iray ho lhl?
Ny ahy ry reto ohatran´ny tsy lehilahy amiko raha tsy be mokon-
doha (@ lafiny tsara io a!). Raha ...
suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:52
