inona kay no mahatonga ny herpés labial..

1. joda
(
06/04/2004 10:13)
inona no mahatonga io aretina io..merci
novalian'i ramoul ny 20/04/2004 14:53

8. oully
(
06/04/2004 14:09)
mer'si donemaskit ah!! hihihi
Toa kazarana bouton any amin'ny faritra saro-pady izy io!!!
Toa kazarana bouton any amin'ny faritra saro-pady izy io!!!

9. dasy
(
06/04/2004 14:27)
herpes labial dia avy @ virus antsona hoe : herpès simplex de type 1 ( HSV-1),eo @,molotra mazana no miseo izy, mifindra io raha mifanoroka ohatra ka ajanony kely aloha , ny salive mitondra azy,ny rapport sexuel raha herpes genital; ny fanafody azo hatao haingana dia ohatra: Zovirax, Activir en creme dermique azo vidina @ pharmacie io tsy mila ordonnance, misy koa Cuterpes raha malala pharmacie dia mety omeny, homeopathie na acupunture koa, huile contenant de la Vitamine E
aza dia : anxieux , stressé, fatigué loatra é, mahaiza madamina ny fotoana, ao koa ny manavy, fitsabona nify, mijanona ela eo @ masoandro, ny menstruation ,
io aloha no mba haiko fa tsy specialiste @ io aho, mahereza raha sendra voa , eo @ 10 andro eo dia lasa izy nefa kosa mety miverina indray

12. oully
(
08/04/2004 07:55)
lé ikaretsaka kouuuu. Fa tsy saropady ny molotra fa ahoana? Raha ny molotra ve no voan'izany, tsy ho hafahafa ihany? molotra, maso, orona, sofina, ... faritra sensible daholo alou zany amiko eh!
Misaotra an'i Dasy aloha eh!!!
Misaotra an'i Dasy aloha eh!!!

13. sambatra73
(
20/04/2004 11:21)
Ny herpès dia virus ary mety azo @ oroka (labial), na firaisana (congénital) na mety findrany t@ vao teraka raha voa ny reny.
Rehefa voany dia mijanona ao anaty ao anaty organisme ao foana ary dia mi-se manifester indraindray (cf. dasy io ambony io).
Rehefa voany dia mijanona ao anaty ao anaty organisme ao foana ary dia mi-se manifester indraindray (cf. dasy io ambony io).

14. sambatra73
(
20/04/2004 14:02)
dray, azafady fa misy diso io ambony io tsy congénital akory ny avy @ firaisana (lol!!!) fa ilay azo vao teraka...