Batista, Temoin de Jehovah

1. imailaka ( 06/04/2004 08:25)
Saika mba hanontany aho sao de misy afaka ny hanazava amiko ireo foto-pinoana ireo
répondu par flmlot92 le 27/11/2012 08:52
2. imailaka ( 06/04/2004 11:13)
fa hanao dissertation zah
zany oe mitady sopapa sao de misy namana "partiquant".
misaotra mialoha
3. ravatorano ( 06/04/2004 12:59)
ny batista dia fivavahana miakina amin ny fotokevitry Joany batista ary ny temoin de Jehovah dia izany izy zany fa adikao malalaka hoe vavolombelom i Jehovah .
Raha eto Dago ianao dia manatona an ireny olona mitondra boky na karazana gazety mitondra ny lohateny hoe tilikabon ny fiambenana , na ny tour de garde izany.za tsy izy fa raha tsizany nampiako ianao ary tsy asiakao ekolazy
4. ikaretsaka ( 06/04/2004 13:22)
Ny batista dia Fivavahana ka izay tsy mandihy sy mihira ary miloka no voavonjy

ny temoins indray dia fivavahana ka mifaninana mizara boky eran'ny tanana ka izay mahazara betsaka no role ao ampiangonana
5. ravatorano ( 07/04/2004 08:24)
misaotra an ikaretsaka
6. oully ( 07/04/2004 09:34)
Sao dia mahasoa anao ity!
http://www.baptist-churches.org/Malagasy/default.asp
7. imailaka ( 07/04/2004 14:24)
oully : merci an
fa tsy misy fanazana ny zavtra ilaiko ao
resaka kristianina efa ananako
fa ny tena momba an io batista io , aiza ny fiangonan ireo aty dago ?
ilay temloin ndray efa nahita an ilay mpandehandeha mivarotra boky izaho
8. ikaretsaka ( 07/04/2004 19:48)
tandt=remo fotsiny sao ytratran'ny apostasy e
9. ikaretsaka ( 08/04/2004 00:42)
http://www.freeminds.org/psych/lifton.htm

izay te hahalala raha scte na tsia ny fiangonany.. (teny anglisy)
10. ikaretsaka ( 08/04/2004 01:17)
http://www.chez.com/infosectes/tj/temoignages/charly.htm
ato raha frantsay
11. kitjo ( 08/04/2004 02:46)
ny batiste dia mitovy fototra @ fiangonana protestante oe ny famakiana baiboly no ahalalana ny zvt rht....
ny mahasamihafa azy dia izay batisa izay, ,ilay oe "izay mino sy atao batisa no hovonjena", ny dikany oe refa enao en personne mitsy no mahatsapa fa mino ka ho voavonjy dia izay vao atao batisa, fa tsy le mbola zazakely
ny an prot manko refa zazakely no atao,antsoin zareo aty oe "baby dedication", d refa lehibe le atao confirmation iny ndray ny any amitsika, fa ny prot aty refa lehibe vao tena antsoiny oe "batisa"
12. kitjo ( 08/04/2004 02:56)
Temoin de Jovah ndray ny fahalalako azy an, d mino izy fa nisy zany Jesosy zany fa tsy zanak Andriamanitra oe lasa Andriamanitra koa,fa Andriamanitra le rainy iany no izy,
zany oe tsy mino an le "telo izay iray na Trinite"zany.
Izay "ngamba" no antony tsy inoandry zareo ny "fiainana aorian fahafatesana", tsy misy anzany hono fa ny antony hivavahana ny hahasoa ny fiainana ety ambonin tany,fa rehefa maty enao d miverina vovoka, toa oe "lasan devoly aza", henoko fts zany fa tsy haiko ny fahamarinany,

Noho zay antony zay d refa misy maty d fady an zareo ny mikasika ilay olona maty ary inddra2 tsy azo itomanina,tsy azo ivavahana intsony koa rehefa maty, tena marina io satria za no nahita, nisy le rangahy accidente t@ 4*4iny teo Ambatolampy namanay d ny vadiny temoin, d ts navelan le ramatoa nitoany sy nikasika le razana mitsy ny zanany,
d ry zareo nihatakataka be t@ fandevenana fa oe tsy tokony hivavahana fa le rangah manko tsy temoin.
13. kitjo ( 08/04/2004 03:05)
Farany, ny Temoin ts manaraka calendrier lunaire, ts haiko lotra ny antony
ry zareo tsy mankalaza fety mihitsy na anniversaire aza, tsy mankalaza fety manaraka calendrier zany e
Inddra moa oe Krismasy sns zany.

refa temoin koa enao no miala d fady ho anzareo ny mirester en contact aminao, na miarahaba eny andalana aza ts azony atao aminao,

Toa tsy mivavaka ko zareo fa ts aiko tsara aloha e, na le oe manao "amin ny anaran Jesosy "refa mivavaka ngamba no tsy ataony na izy mits no ts mivavaka fa reny manko andramo ange le refa mankao antrano reny ataovy oe ndao aloha tsika hivavaka fa tonga izy d mivoka
Refa tsy mivoaka izy zay d aza akimpy ny maso fa misy mangalatra tsy vanona reny,
Fa hivarotra le boky tilikambo iny no alehany any antranonao
14. kitjo ( 08/04/2004 03:06)
ooppsss, efa vitako kosa ny dissertation imailaka fa hamarino sisa,ihihihih
15. ravatorano ( 08/04/2004 06:50)
ry zareo TJ ireo koa dia tsy mahazo mihinana fanafody satria izao no tranga efa niseho ary dia nianako mihitsy.
Nisy namana , fianakam 's akaiky
izy io dia TJ.Narary ary ny zanany ary dia voan ny neuro palu mihitsy>Tsy nomena fanafody satria tsy nentina teny amin ny dokotera fa dia nanaovana fivavahana andro aman alina.Roa andro taorian ny naharariany dia maty le zaza ary dia marina ny voalaza teny ambony fa tsy mandray faty ry zareo na dia zanany aza.Nohon ny maha fianakaviana azy dia nokarakarainay ,nisy aza moa tao niteny hoe ndao ho toriana fa manaonao foana : non assistance d 'une pers en danger.Ry zareo ireo nefa dia olona nandia fianarana ambony be ary dia manana ny toerany eo amin ny FM fa noho izay fivavahana arahany izay zany no nahatonga ny nahafaty ny zanany vao dimy taona monja tamizay.Tena nampalahelo an ,satria na ny reniny na ny rainy aza tsisy latsa dranomaso satria efa nanao alanenina tamin ny fivavaha ry zareo sy ny pasiterany.
taty aorina dia narary ny vadin ilay pasitera dia nampidiriny hopitaly.teo no nananaran ny fianakavina andry zareo satria ny azy tsy novavahana fotsiny fa nampiasana dokotera sy fanafody koa.farany dia niala tamin ilay fiangonana TJ ry zareo .
Tara loatra anefa
16. tia_ery ( 08/04/2004 08:52)
Ny Batista aloha no azoko hambara fa raha mila fanampim-panazavana ianao dia afaka miantso an'ito laharan-taroby ito 0202222099.

Ny Batista dia ''dénomination'' iantsoana fiangonana iray.

Raha ny teto Madagasikara no resahina dia Mission Biblique de Madagascar no niantsoana azy ary efa 70taona tany ho any no nisian'izany teto Madagasikara.

Raha ny fomba fivavahana dia misy itovizany amin'ny protestante ihany izy fa ny tena mahasamihafa azy ary izay no tiana ho tsindriana dia eo amin'ny FAMONJENA NY FANAHIN'NY OLONA IRAY.

Ny Batisa, aminy dia ny olona efa mino no atao an'izany. Acte sy FAIT fotsiny io fa ny tena ambony sy zava-dehibe dia ny hoe MINO ianao vao atao batisa. Ny batisa eto dia midika fanoloran-tena fa tsy LALAM-PAMONJENA, fa ianao dia efa nanaiky an'i Kristy ary mampiseho ilay fahafatesana, fiainana taloha, sy fahavelomana ho amin'ny ''fiainana vaovao'' (Raha misy olona ao amin'i Kristy dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha indreo tonga vaovao ireo).

fa ilay zavatra ilainao mikasika ny BATISTA no mila avohitra hoe mahakasika inona sy inona avy.

Raha tena liana dia io numéro tél io antsoina na mankany mihintsy dia miresaka ny amin'izany; na dia izany aza dia mila mi-phone kely fotsiny.

Fa mahasoa ny fanahinao ny fankanesanao any na koa mbola azo tohizana eto.

Sôtra ê!
17. ikaretsaka ( 08/04/2004 15:10)
za tany fa niala.. ohatran'ny ze tian'i pasitera ihany ko.. (azafady @ izay tafintohina an)
18. oully ( 08/04/2004 15:41)
ikaretsaka> Zà tany fa tsy mbola niala satria zay tian'ny baiboly no narahiko tao... batista io an!
19. kitjo ( 09/04/2004 07:14)
oh oe inona le asain pasitera atao?
ra zvt ao @baiboly kosa ve moa, fa ra oe foroniny d marina
20. ikaretsaka ( 09/04/2004 22:17)
ka sady niteny ilay rangahy lava volo misy volombava iny hoe avelao ny zaza hanatona ahy sy hoe raha tsy "born agaia " ny olona dia tsy mahita ny.. dia iza no horaisina?
Ny ahy ny principe ko dia hoe zanak'andriamanitra daholo na vao tonga teto ambonin'i tany aza matoa nirahiny ilay ankalazaintsika rahampitso hanavotra (tsy ny vita batisa ihany tompoko hono ny navotany)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.633