Batista, Temoin de Jehovah

61. fijo ( 13/05/2004 00:12)
sahinao ve ny milaza fa tsy nanaota i ralavavolo?koa naninona izy no voaheloka hofaty?satria nanota ny lalana nisy tamin'izany fotoananay izany izy.olomeloka izany io tompoinareo io.
62. flmlot92 ( 27/11/2012 08:52)
slt daholo !ny TJ no fiangonana secta mahery vaika indridra eto @ izao tontol izao.fa ahoana no

ilazako izany dia tsotra fotsiny valiny .NY FOTOMPINOANY KRISTIANINA DIA LAVINY DAHOLO.Araka ny voalazany 1jaoana 2.22-23 diniho io teny io ;aiza ho aiza @ io ny TJ;alefaso any aminy io afatra io.FAHAROA dia laviny TJ ny fitsanganany JESOSY T@ MATY(porofo dia ;izao no ampianariny CHARLES TAZE RUSSEL;ilay lazaina fa mba anisany mpapianatra kalza tao @ TJ hoe:"THE MAN JESUS IS DEAD ,FOREVED DEAD " IZANY HOE :"MATY ILAY LEHILAHY ATAO HOE JESOSY ;DIA MATY MANDRAKIZAY IZY NIOVA VOVOKA "nivoaka tamin'ny gazety attao hoe "studies in sripture vol 5 1899 .p 554.(jaona 20.asa 5.30).FAHATELO laviny fa ATRA TOKOA I JESOSY lazao hoazy fa tena ATRA TOKOA I JESOSY porofo ny tany rehtra dia feno azy (MAT 28.20);matio 18.20.ary izy mihitsy no niteny fa ATRA IZY "IZAHO NO ALFA SY OMEGA HOYNY TOMPO ATRA ;ILAY ANKEHITRINY SY TSITOHA ARY HO AVY ;DIA NY TSITOHA"APOKALIPSY 1.8 TSAROVY NY TENINA"ATRA TAMINY MOOSESY HOE :"IZAHO IZAY IZY HATRIZAY HATRIZAY KA HO MANDRAKIZAY (eks3.14).faha4 dia manda ny FM =ATRA IZY IREO LAZAO HO AZY ITY (jaona 4.24 ampitahao gen 1.2) 1kor2.11.ary lazainy TJ fa mivavaka @ sampy hono ny fiangonana manaiky io nefa tsy fantany fa izy mitampimaso tsy mijery fanonona azy io" telo izay iray"porofo (1 fois 1fois 1 =1).fah 5 koa dia manda batisan-jaza izy kanefa dia lazao ho azy ny apostoly dia nanao batissa zaza porofo (NEFA MBA EFA NANAO BATISA NY ANKOHONANY STEFANA KOA AHO 1kor1.16) asa 16.15.mahagaga tokoa ity fivavahana ity ry namako an! Hafatra farany ry rahaly dia ity:"ARY NY FANAHY REHETRA TSY MANAIKY AN'I JESOSY DIA TSY MBA AVY @ATRA ARY IZANY NO FANY ANTIKRISTY IZAY EFA RENAREO FA HOA AVY SADY EFA TONGA SAHADY IZY .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1413