Batista, Temoin de Jehovah

21. imailaka ( 10/04/2004 07:23)
misaotra indrindra anareo rehetra t@ torohevitra fa efa ampy ireo hanaovana ny dissert e!!!!
milay le namana e.
mazotoa dôly
22. imailaka ( 10/04/2004 07:52)
misaotra indrindra anareo rehetra t@ torohevitra fa efa ampy ireo hanaovana ny dissert e!!!!
milay le namana e.
mazotoa dôly
23. kitjo ( 11/04/2004 11:08)
Le born again ange tsy oe hiverina zazakely enao e, fa efa niaina araka izay nahazatra anao enao fa refa mitoetra ao aminao le finoana sy ny fahatsapanao anzay fitiavana sy famonjena nataon Jesus zay (Passion of Christ), d voavonjy enao satria efa resy ny fahafatesana (Paka),
Le mbola zazakely enao d atolotra ho isan fiangonana (tsy le trano akory io an), refa le mahatsapa io amzay enao d le "born again", confirmation ozy ny protestant, ts haiko kominio voalohany ngamba ny an katolika tsy fatako,


>>>samy raisina izy roa znay satria samy teniny, tsy misy contradiction akory ao @ baiboly fa aza raisina tsi11
24. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:56)
ka tsy misy hoe miverina izany ange e
25. kitjo ( 12/04/2004 16:10)
k ngah miverina any ankibo ny dikan io?
fa zao ary e, oh oe enao miaraka @ sipanao mifankatia be d misaraka, d efa samy lasa tany aby, d niverina ndray le fitiavana, tonga saina nareo, d mifanaiky tsy hisy hivadika tsn,
ohatra znay an,
d born again zany le fitiavana,zay ra raisina tsotsotra fts @ resaka hafa
26. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:16)
ka hafa ny fitiavana sy finoana
27. tia_ery ( 14/04/2004 08:03)
Miteraka adihevitra tokoa 'zany resaka zazakely sns... izany. Ny mitombona sy voalaza aloha dia ny hoe ''Izay mino sy atao batisa no ho vonjena fa izay tsy mino no hohelohina''.

Io teny io ange tsy raisina cas par cas 'zany ê! Ka hiresahina trangan'ny tsirairay ê!

Ary ny zava-misy koa dia izao misy olona na faritra iray mihintsy mbola tsy nandre an'izany hoe JESOSY KRISTY izany dia ahoana ary !!!

Fa hoy ny Tenin'Andriamanitra ''Fa amin'izany dia tsy manan-kalahatra ianao ralehilahy ...''

Ny tenanao jerena fa aza mijery ny hafa izany. Apetraho amin'ny tenanao ilay fanontaniana malaza ny hoe ''Inona no mety ataoko mba ho vonjena aho ?'' betsaka ny azonao atao fa ny mety tadiavina.

Ny olombelona rehetra izany koa dia tena diso fa tsy zanak'Andriamanitra daholo izany. Olombelona ireny ary mpanompon'Andriamanitra. Eo anatrehan'Andriamanitra ny olona rehetra dia mpanota avokoa, tafasaraka Aminy , ary izay ny mission an'i Jesosy Kristy : hampiavana ano indray amin'ilay Andriamanitra zanaka.

Sôtra ê!
28. imailaka ( 14/04/2004 11:50)
Ary lasa nitatra ny tantara tato an. Rehafa hoa hamonjy an izao tontolo zao no nahatongavany teto kou maninona no isika indray no ndeha hanavakavaka oe ny olon-dehibe tonga saina ihany no ho avotra rehefa manaiky atao batemy na batisa ? satria ve ny zazakely dia tsy manota sy tsy mahalala ny ataony, dia raha maty vao kely zany izy dia tonga dia voavonjy avy hatrany sa ahoana ? ka raha ireny zaza vao 12 taona tany Liberia sy Etiopia efa mitana basy sy mpanao genocide ireny izay mahalala oe ity bala ity mahafaty ary maha afaka aina, ary izaho dia tena "sur" fa any koa dia nisy nitory ny famonjena, ka raha maty zany ireny ve dia tonga dia tafiditra hoazy ao @ fanjakan ny lanitra ? ary raha isika efa tonga saina ka natao batisa nefa mbola nanota be ka nahalala fa rehefa mibebaka dia mbola voavela dia tsy tokony hasiana ny fanavakavahana ny amin ny tokony hahazo ny famonjena tamin ilay nanolorany aina
29. tia_ery ( 15/04/2004 06:31)
Ilay izy tsy any amin'izany hoe mandray Baiboly isan'andalana izany. Adi-hevitra tsy vao izany zao no nisy fa izay no nahatonga ny PROTESTANTE sy ny EGLISE REFORMEE.

Io lafiny FAMONJENA io mihintsy no tena fototra ary mampiavaka ny fiangonana rehetra. Io no loharano mampisy an'ireny fiangonana maro ireny. Raha tsy hilaza afa tsy io fa misy ihany koa ny fizarana ateraky ny vokatr'io, ohatra ny CHARISMATIQUE.

Ny tiako ho lazaina amin'ny tsirairay fotsiny dia ny hoe : IANAO ametrahana fanontaniana hoe MANAO AHOANA IANAO ? AZONAO ANTOKA VE FA MANANA AN'IZANY FAMONJENA IZANY IANAO.

Ito angamba andalan-teny efa fantatrao : ''Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao; nomeny ny Zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino azy fa hanana fiainana mandrakizay''.

Aza dia hiadina hevitra loatra hoe dia ahoana 'zany ireny zaza maty ireny ? ireny olona tsy mba nandre ny Filazantsara ireny ? Ny tena maha-maika dia IANAO; AHOANA NY AMINAO ?

Adidin'izay efa mino indray ny MANDEHA MANAO MPIANATRA rehefa avy eo. Ny tohiny sy ny sisa dia aleo ho an'Andriamanitra.

Sôtra ê!
30. imailaka ( 15/04/2004 10:54)
Ka raha io Famonjena io ange zany no mampiavaka ve dia ny inona no niavaka tao : ilay lakiroa ve sa ilay fantsika sa ilay hazo nandrafetana le lakroa sa ilay inona !!!! ''Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao; nomeny ny Zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino azy fa hanana fiainana mandrakizay'': izaho mino , ianao mino dia samy zanany isika dia samy hanana , fa rehefa hampiantra dia aleo ny baiboly no zariana sy omena ny olona dia managataka @ Avo izy mba hanazava azy ny soratra volaza ao fa tsy andeha hiteny ianao mpizara oe aty @ fiangonanay no tena misy ny famonjena fa ny an i rakoto sy rabe diso!!!!!!
31. tia_ery ( 15/04/2004 14:41)
Ilay izy ange tsy fanindraindrana fiangonana velively ê! Tsy anaram-piangonana no toriana sy ambara fa ilay FILAZANTSARA.

Fa main'io teny naverin'Imailaka io dia mazava tsara ny hoe ''... MBA TSY HO VERY''. Misy ny fahaverezana izay miandry anao. ''Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'Andriamanitrareo''. mazava ange izany ê! Ny helokao no mampisaraka anao amin'Andriamanitra fa tsy ny fiangonanao. ''Fa ninia tsy ahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho afa tsy Kristy voahombo teo amin'ny hazo fijaliana''. Diso hevitra ny olona raha ny anaram-piangonany no hianteherany ka hilazany sy hitompoan'ny teny fantatra fa izay no mahavonjy azy ka raha tsy any dia tsy hisy famonjena.

''... IZAY REHETRA MINO AZY'', inona anefa no hinoana ary ahoana ? f'angaha ny hoe MINO dia rehefa teraka dia tonga MINO ianao ? ''Ataony ahoana ny FINO raha tsy nisy nanambara ?''. Mora ange ilay milaza fa mino izaho fa ahoana marina ny amin'izany ? Mino an'Andriamanitra ve ? zay tokoa ?

HOy ilay fanontaniana malaza iny ny hoe ''INONA NO METY ATAOKO MBA HO VONJENA AHO ?'' Maro tokoa ny fomba azo atao mba ahavoavonjy anao. Anaram-piangonana ve ? Fiangonana isaky ny Alahady na Sabotsy ve ? Notezaina tao anatin'ny fianakaviana Kristianina ve ? sns ... anao no mieritreritra sy ny mandanjalanja hoe inona tokoa ny METY MBA HO VONJENA IANAO ? Ny azoko antoka dia ''FA TOY IZAO NO NITIAVAN'ANDRIAMANITRA AN'IZAO TONTOLO IZAO ...'' IANAO ao anatiny. Ny takian'Andriamanitra anao dia ny HINO ilay fanavotana nataony sy hanaiky an'izany. ''Fa amin'ny fo no hinoana ahazoana fahamarinana; ary amin'ny vava no hanekena ahazoana famonjena''

Ny amin'ny HAZOFIJALIANA hoy Paoly Apostoly dia fahadalana hoa an'izay very fa famonjena kosa ho an'izay ankasitrahany.

Ilay HAZOFIJALIANA ange dia manambara ny fahafatesana, ilay fisoronana, nihatra tamin'ilay Zanak'Andriamanitra ê! ''Fa raha tsy misy rà latsaka dia tsy misy famelan-keloka ''. Tsy zava-poana io HAZOFIJALIANA io fa mariky ary mifono zava-dalina.

''...KRISTY MATY(teo amin'ny hazofijaliana) noho ny fahotantsika...''

Sôtra ê!
32. ikaretsaka ( 15/04/2004 22:45)
tia_ery: tsy misy eritreritra ankolaka ve ny resakao io ambony io?
33. imailaka ( 17/04/2004 07:24)
\'\'... IZAY REHETRA MINO AZY\'\', inona anefa no hinoana ary ahoana ? f\'angaha ny hoe MINO dia rehefa teraka dia tonga MINO ianao ? \'\'Ataony ahoana ny FINO raha tsy nisy nanambara ?\'\'. Mora ange ilay milaza fa mino izaho fa ahoana marina ny amin\'izany ? Mino an\'Andriamanitra ve ? zay tokoa ? \"
fa toa naverina indray e !!!!!
tsy mbola niteraka ve i tia_ery ?
satria zany i tia_ery tsy zanak\'Andriamanitra t@ vao teraka an !!!satria tsy mbola tonga saina sady tsy nitoriana, dia inona zany tsy mpino sy be fahotana ary dia \" VERY \".
Fa naninona kay no tsy mba nalain i tia_ery ny andalana sy ny andininy ilay misy ny filazana momba ny \" ZAZAKELY \" sy ny hoe \" AZY IREO NY FANJAKAN NY LANITRA \" !!!!!!!
34. kitjo ( 19/04/2004 04:30)
fa misy hahavita hilaza ny baiboly ray manontolo ary v eo e,ny ahy aloha z ats mitondra andininy fa ny hevitra anakpobeny no lazaiko kanefa oh io an tia-ery io ihany

tsy ny anaram-piangonana mitsy no mahavonjy ary tsy ny ezaka ataonao @ vatanao fa ilay finoana, samy hafa ry Imailaka ny mino sy mahalala an'Andriamanitra an,
Ny zazakely le ataontsika oe batisa iny dia raisina ho toy ny fisaorana an'Andriamanitra noho ilay zaza ary fanolorana azy ho isan'ny fiangonana,ka apetraka amin'Andriamanitra ny fitaizana sy fanalehibeazana azy;"baby dedication"
Fa ilay ataontsika oe "confirmation" na "kominio" ,iny no tena batisa satria eo amzay ilay fanekem-pinoana,

Aza iadiana hevitra ny oe zazakely tsy mbola mahalala na ny olona tsy mahalala ny fisian'Andriamanitra satria tsy isika no mpitsara, zay no ilaina ny evanjelistra.

Baiboly??? Avy aiza moa no ahazoanao ilay finoana tsy avy @ toriteny?? ahoana no ahahalanao anznay ra tsy mamaky baiboly enao na ampahafantarina?
Tsy haiko aloha izay fiangonana misy ani tia-ery fa d marina io laziany io ary d no-confirmer-n imailaka koa le izy aveo.

Hafa ange ilay oe mianatra tsianjery baiboly reny d nefa refa tena vakinao le izy d tsy izay akory no voasoratra tanteraka ao, ary vao avadikao ny sujet d very izy, tsy manaratsy fiangonana aho fa io no nifamaliako t@ olona ray tao @ apokalipsy,satria efa ianarany tsianjery aby le verse rht d nony navadika ilay sujet d tany @ tsy hainy, d nitabataba be niady moa znay izy ny niafarany

Fa ilaina ny mamaky baiboly ahalalanao ny marina, fa tsy oe atao ankitsapaka anefa ilay tenin'Andriamanitra oe tsatohana an,fa ny fahafantaranao ny votoantokevitra no zavadehibe fa tsy ny fahaizana tsianjery azy
35. fijo ( 19/04/2004 23:29)
sekta ireo dia ampy izay ka
36. ikaretsaka ( 25/04/2004 23:03)
amiko ny batemy na batisa no fandraisana ho zanak'andriamanitra.. zanak'andriamanitra daholo na ny zaza na ny olondehibe..
37. imailaka ( 26/04/2004 06:42)
Misy tsy maniky an izany ry ikaretsaka !!!!!
misy manao amparitra ato, oe andry zareo irery ono!!!!!!
Hihihihi, tsy miandry akory an 'Andriamanitra miteny oe ity zanko de ity tsy izy.......................!!!!!
38. tia_ery ( 26/04/2004 09:14)
Izay rehetra nandray azy dia nomeny hery ho tonga zanak'Andriamanitra dia izay mino Azy.

Mazava angamba izany andalan-tsoratra masina izany ê!

Raha toa ka vao teraka ny olona iray dia hisora-tena fa zanak'Andriamanitra dia ataoko fa tsy nilaina ny nanombohana an'i Jesosy Kristy teo amin'ny Hazofijaliana !!!!

Hevero kely ange dia mba saino hoe ''Fa inona no antony nahafatesan'i Jesosy Kristy ?''

Ilay olombelona mihintsy ange no efa vao teraka dia efa MPANOTA ê!

''Fa tsy misy marina na dia iray akory aza ....''. Ny tenin'Andriamanitra iray manontolo dia milaza fa izay isika OLOMBELONA. Io tsy hoe rehefa niha-lehibe ilay olona vao tonga mpanota dia mila an'ilay famonjen'i Kristy ilay AVOTRA nataony. Fa ianao eny fa na dia io vao teraka io, ilay mbola zaza bodo tsy mahalala n'inon'inona io, dia efa izay MPANOTA izay ianao eo anatrehan'Andriamanitra.

Ka io ilay tsy fandinihana ifotony ny Tenin'Andriamanitra no mametraka sakana. Io ange tsy hoe izay fandraisanao azy izay sy izay mety ho heviny fotsiny amin'izao fa ny Baiboly iray manontolo no jerena sy dinihina ê!

Fa aiza ho aiza ao ami'ny Baiboly no misy an'izany fa rehefa vita batisa sy mpandray ianao dia automatique tonga zanak'Andriamanitra.

''Fa fahasoavana no namonjena anareo; fa tsy avy amin'ny asa fandrao hisy hirehareha''.

Sôtra ê!

39. imailaka ( 26/04/2004 10:24)
Misy tsy maniky an izany ry ikaretsaka !!!!!
misy manao amparitra ato, oe andry zareo irery ono!!!!!!
Hihihihi, tsy miandry akory an \'Andriamanitra miteny oe ity zanko de ity tsy izy.......................!!!!!
40. ikaretsaka ( 26/04/2004 22:39)
ka io ilay hoe aza tsiponina isan'andalana..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1695