Batista, Temoin de Jehovah
41. tia_ery
(
27/04/2004 08:59)
Io hoa tsy vitan'izany hoe tsiponina isan'andalana izany. Ny Tenin'Andriamanitra dia mazava tsara ary tsy maintsy dinihina manontolo.
Ny FAMONJENA natao ho an'ny olona rehetra. Ny resaka ZAZAKELY sy ny hoe MINO dia aza miditra lalina amin'izany.
''Fa amin'izany dia tsy manan-kalahatra ianao ....''
Amiko toa miezaka isika ny hamboatra ny fifandraisantsika amin'Andriamanitra dia ezahina foronina daholo izao hevitra mandalo rehetra izao.
Ny OLOM-BOAVONJY aloha dia IZAY MINO ARY MANAIKY NY AVOTRA NATAON'NY JESOSY KRISTY tamin'ny nanolorany ny ainy ho faty teo amin'ny hazofijaliana. Io tsisy fanavahana hoe ny Zazakely ve sa ny Tanora sa ny Lehibe !!!
Ka raha manana EXCUSE ny zazakely ny olon-dehibe ve tsy mba afaka hanana excuse ihany koa ka hilaza fa tsy MPANOTA izany izy !!!! Io sujet iray mahakasika ny ZAZAKELY io ange no mahatonga ny sasany somary hirona any amin'ilay hoe PREDESTINATION ê!
Fa ny tiako mba hisarihana ny sainareo dia tsotra ihany ê!
Aza dia any amin'izany hoe ZAZAKELY izany no handefasana ny eritreritra. IANAO io jerena dia diniho tsara hoe MANAO AHOANA NY FAMONJENA NY FANAHINAO ? Ianao no zava-dehibe eo anatrehan'Andriamanitra.
Izahako efa manan-janaka ary tsy misy raiaman-dreny maniry an'izany hoe NY ZANANY ange ka ho faty mbola kely izany. Anjaranao Raiamandreny no mampita an'izany sy mitaiza azy ho tonga eo amin'izany hoe FINOANA an'i JESOSY KRISTY izany mba handraisany fanapahan-kevitra rehefa vory saina sy afaka ny handinika izy.
Ny BATISA izany hoa tsy hamonjena ary tsy LALAM-PAMONJENA izany mihintsy. Mbola tsy nahita ary nandre Tenin'Andriamanitra izany izaho milaza fa ny BATISA no hamonjena olona anankiray.
Ny BATISA dia ACTE anakiray ataonao hanehoanao ilay FINOANA ao anatinao. Endriky ny fahafatesana io ary mampiseho ilay fahavelomana, araka ny hoe : ''Raha misy olona ao amin'i Kristy dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha indreo tonga vaovao izy''. Izay ilay atao hoe BATISA na FANOLORAN-TENA.
Sôtra ê!

42. tia_ery
(
27/04/2004 13:26)
Tsisy lalàna na koa Tenin'Andriamanitra mandrara ny fanaovana batisa ny olona izany aloha ê!
Ny mazava ao anaty Baiboly dia ny OLONA MINO no atao BATISA tsy anavahana io na zazakely na tanora na lehibe; fa rehefa hoe MINO dia izay no izy.
Ny any aminareo aloha no mety manao batisan-jaza izany ê! Ny aty aminay tsy dia izany loatra dia aza atao safo-be mantsina; misy ny mametraka an'izany dia mandeha amin'ny fandresen-dahatrany; propos de doctrine io ary izay no hifotoran'ny DOCTRINE an'ny FIANGONANA tsirairay; fa eo indrindra no tena mampiavaka ny fiangonana tsirairay avy.

44. tia_ery
(
28/04/2004 07:11)
isika indraindray no miezaka hanazava hevitra dia miteny sy mamorona zavatra toa mampisalasala.
Izany hoe ilay Tandapa izay niantsoana an'i Petera, fa tsy i Paoly, no tiana resahina dia any amin'ny atao hoe ''ireo nanatrika'' no ametrahana fisalasalana. Fa iza no afaka hanamarina fa nisy zaza nanatrika tao ? ary iza no afaka hilaza fa tsisy zaza tao ? ny voalaza dia ny hoe ''IZAY REHETRA TAO ANTRANONY SY NY AZY'' dia izany ve no ndeha hametrahana fa nisy zaza tao ka natao batisa daholo. Mba zavatra mari-pototra hametrahana ny resaka sy adi-hevitra fa tsy ao anatin'ny fisalasalana. Ary ny hanohizana an'iny tranga iny dia nisy FITORIANA NY FILAZANTSARA TAO MBA HAMPAHAFANTARANA AN'IREO REHETRA IZAY NANATRIKA TAO. Ny vokany dia maro no NINO.
Ny hoe AVELAO NY ZAZA HANATONA AHY FA AZA RARANA FA AN'NY TOA AZY NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA.
Eto ange dia mazava be fa ZAZA no resahina fa tsy ZAZAKELY ê! dia hitarina ny resaka fa ZAZAKELY io.
Fa i JESOSY aza dia nantsoina tamin'izany hoe ZAZA raha izy irery no nakany ampiangonana nefa izy efa presque 12ans tany ho any.
Raha mamaky tsara ny BAIBOLY ianareo dia mahita sy mahazo tsara fa ZAZA no resahina eo. Azo ampitahaina tsara izany amin'ireo boky synoptique mitantara an'io resaka io. Ary amin'ny famintinana, izay tsy tenin'Andriamanitra ireny (ilay somary italique ireny), dia mazava ny hamintinany azy fa NY NITSOFAN'I JESOSY RANO NY ZAZA no hanambarany azy. Ka amiko hoe : NY BATISA ve FITSOFAN-DRANO ? fa zavatra roa samy hafa ireo ary raha tena FITSOFAN-DRANO no atao dia ekeko izany; Fa iza moa no tsy haniry zava-tsoa ho an-janany ?

45. tia_ery
(
28/04/2004 14:37)
Ny fandinihana ny Baiboly dia misy ny hoe ''homeletika'' sy ny ''hermenetika''. teknika fandinihina ny Baiboly ireo ahatonga anao tsy hanao INTERPRETATION, izay fametrahana diso ny hevitry ny Baiboly; fa ahafantaranao izay tian'ny Tenin'Andriamanitra ampitaina aminao. Ny BAIBOLY izany dia tsy INTERPRETER'na na oviana na oviana; tena diso tanteraka izay mihevitra an'izany. Ary izay no mbola hanindriko an'ireo izay manindraindra fa tsiponina isan'andalana ny Baiboly sns ... tsy manipuler'na ohatr'izany ny Baiboly fa mila fantarina aloha ny hevitra fonosina sy raiketiny Baiboly manontolo. Avy eo misy ny fisam-panany araka ny fotom-pampianarana tiana ho trandrahina, christologie, sotériologie na ny eschatologie sns ...
Sôtra ê!
Sôtra ê!
46. vahona
(
04/05/2004 06:11)
zaza fa tsy zazakely?mba le resaka teny gasy kosa angamba no mahavoa an'i tia_ery.
aza atao batisa fotsiny raha tsy rehefa lehibe na ataovy batisa dieny kely,fa izay mety aminao atao!!!!!!!

47. tia_ery
(
04/05/2004 07:43)
Izay ange ilay mahadiso ny maro ê! Eto aloha ny fanaovana batisa dia mbola tsy nanindriana velively ny hoe zaza ve sa lehibe izany ê! Tsy ny maha-zaza na ny maha-lehibe anao no anaovana batisa anao, zay aloha dia aleo tsorina sy ambara.
Ny Soratra Masina dia milaza sy manambara ny hoe ''Izay MINO sy atao BATISA no hovonjena; fa izay TSY MINO kosa no hohelohina''.
Raha izay no izy dia izay MINO no ATAO BATISA. Aoka tsy hovaina ny Soratra Masina.
''INONA NO METY ATAOKO MBA HO VONJENA AHO ?'' ny valin'io fanontaniana io dia mazava MINO AN'I JESOSY TOMPO DIA HO VONJENA IANAO SY NY ANKOHONANAO.
Mazava ange izany ê! ary ampy fa na dia atao BATISA aza ianao dia tsotra ny ambaran'ny Soratra Masina amin'izany.
Ka iza no tianao ny ho vita batisa sa ny ho voavonjy ?

48. mumu
(
04/05/2004 12:10)
ao am baiboly no misy oe zay "mino no atao batisa" de izay no arahany batista ankotrizay mitovy am protestant iany,fa ny temoins de jehovah ndray no tsy aiko. Samy manana ny heviny daolo, ary samy manana ny andraisany azy ny tsirairay avy.
fehiny: tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao...

49. tia_ery
(
04/05/2004 14:12)
Ataoko fa tsy izay kosa angamba no arahany ''batista'' 'zany ê!
Hevitra fantatrao fotsiny izany dia izay no lazainao. Afaka mamantatra misimisy ianao dia hafa lazaina.
Ny protestante (FJKM sns... no tiako lazaina) sy ny batista dia betsaka ny tsy hitovizany.
Fa raha ohatra ianao ka any Amerika ohatra dia ny Fiangonana tena malaza any dia ny baptiste. Fa saingy misy karazany marobe dia marobe tokoa any.

50. ikaretsaka
(
04/05/2004 19:52)
diso io hoe aty amerika dia ny fiangonana malaza aty dia batista
tadidio fa aty ny kristianina dia mizava 2 ary hoe 70% protestant ary 30% ny katolika
fa tadidio fa io protestant io koa mizara bedebe hoe presbitarianina e, methodiste e, quakers e, first baptiste e, second baptiste e, church of christ e, Ziona atsy sy aroa e... izay raha amanjatony ny isany dia kely.
Ny batista az amisy hoe Firs Baptiste e, decons baptist e..
dia zarazarao @ ireo ireo 70% ireo...

51. fijo
(
05/05/2004 22:56)
izao izany raha ny fahalalako azy.samy te hisolelaka amin'i rajesosy daholo dia miezaka manao izay fanompoana tsy vitan'ny hafa.asa aloha e.tsy misy fahafahana ao izany.
52. ikaretsaka
(
05/05/2004 23:53)
ka io ilay hoe Rajesosy ny iadiana dia ny Bokiny no interpretena dia miady ho lohany daholo e.. ohatran'ny arema miady an'i deba sy ny bokimenany t@ iznay andro izany sanatria... mahamenatra!
53. tia_ery
(
06/05/2004 06:32)
Ny an'i Fijo sy Ikaretsaka kosa dia efa mivoana loatra ny fomba fisainana sy fandraisan-javatra. Asa ianareo roalahy na be adala na lehibe adala ka zary mandrirorirotra fotsiny singan-teny na fezan-teny iray.
Mety ilay voasoratra ao anatin'ny Baiboly mihintsy no tsy azonareo na koa tena tsy fantatrareo; tsy anomezan-tsiny tokoa anefa izany satria io Tenin'Andriamanitra ary sarotra ny ahazo azy sy ny hamantatra ny tiany hambara.
Ny tsotra dia vakio aloha ilay Baiboly dia alohan'izany rehetra izany mba apetrao amin'ilay Tompon'ny teny izay fotoana kely sitrakao atokana ho amin'izany dia mba ampidiro ao ihany ito teny ito ny hoe Ampahirato ny masonao ahitanay zavatsoa ao amin'ny teninao''.

54. tia_ery
(
07/05/2004 06:37)
Io indray Ramso dia tsy HAMARINANA GRATUITEMENT be fotsiny amin'izao â! nefa koa tsy hoe tonga dia disoana be fahantany 'zany ê!
Samy manana ny azony lazaina ny tsirairay nefa aoka mba araka izay tena fahamarinana sy mitombona daholo.
Amiko ny olona tsy mahafantatra ny ambaran'ny Baiboly no manana fijery mitovy aminareo sy i Fijo ary koa iIkaretsaka. Satry foana hitaralila nefa izay lazaina aza tsy fantatra; hany hery dia mi-se referer any amin'ny tenin'olona fotsiny ihany.
Mba manana hevitra dia manana fandavan-tena kely fotsiny ê! Mandraisa Baiboly dia mba vakio fa tsy mandany TELO ANDRO ny mamaky an'iny manomboka any amin'ny Genesisy ka hatramin'ny Apokalipsy.

55. fijo
(
10/05/2004 23:55)
ilay hoe mba ahirato ny amsoko aloha rytia ery dia tsy hiteny an'io mihitsy aho e;za tsy jamba ka mila ahiratra.ny olona tsy mahita zavatra hafa afatsy ny ao anaty baiboly no mila an'io mba ahitany ny zavamisy hiainana marina.
56. tia_ery
(
11/05/2004 08:14)
Ka moa ve ry Fijo raha sendra tafintohina ianao teny andalana dia ny masonao no ndeha ho tsaboina ? tsy mampihomehy ihany ve izany !!!
Raha tafitohina ve ianao dia hilaza fa jamba sy tsy mahiratra !!!
Raha sendra ka lavo ve ianao dia hilaza fa ny tongotrao no tsy mijoro tsara !!!
Raha entanina ve ianao ny hiventso ny hoe ''Ampahirato ny masoko ahitako zavatsoa ao amin'ny teninao'' dia hihevitra fa tena JAMBA sy TSY MAHIRATRA. Io ry Fijo tsotra ihany â! Misy ny mana-maso nefa tsy mahita misy ny manantsofina nefa tsy mandre, Ary indrindra indrindra ny olombelona anie tsy NOFO fotsiny ihany fa FANAHY sy SAINA ê!!!
Asakasakao !!! dia mba hevero sy diniho ihany.

57. fijo
(
12/05/2004 00:28)
izay mihintsy.matoa aho tafintohina dia tsy nijery tsara fa tsy hoe tsy mahita.ratsiraka ilazana an'io fa izy no mila an'io angamba.
58. ikaretsaka
(
12/05/2004 04:45)
Look beyond what u see hono ry tia ery a.. ary misy koa hoe jereo aloha ny tenanao..
jereo aloha ny mahajamba anao vao miteny an-drafijo .. io ilay hoe izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy

59. tia_ery
(
12/05/2004 14:32)
''Raha misy milaza azy fa tsy manota dia mampandainga an'Andriamanitra ary ny Zanaka tsy ao anatinareo''.
Amiko samy hafa ny hoe :
Manota sy ny Mpanota
Miasa sy ny Mpiasa
Mianatra sy ny Mpianatra
Tsy izany anefa no ndeha hilazana fa rariny sy azo atao raha manota ianao.
Izay ilay antsoina amin'ny hoe ''minia manota...''.
Dia hain'Andriamanitra tsara ny manitsy sy manarina anao.
Ary ny dikan'ilay hoe ''aoka izay tsy nanota taminareo no hitora-bato azy'' ka na i Kristy aza tsy nitora-bato andravehivavy dia hilaza koa ve izany 'nareo fa i Kristy koa izany dia nanota !!!! humh..... mahagaga.
Io r'ireto ilay toetra feno fitiavana no tiana aseho sy ampianarina anareo â! Aza lany andro manenjika ny hafa fa izay indrindra no mametraka anao hitodika amin'Andriamanitra sy hanana toetra feno famindram-po sy fitiavana.

60. ikaretsaka
(
12/05/2004 16:40)
ary tsetsatsetsa tsy haritra
maninona kay ny batista misy hoe Firs baptiste e.. true baptiste e... maninona no misaratsaraka ...
dia marian ve izany heo tsy mahazo mihira ianareo ao ampiangonana?