Resaka alika

1. alz ( 06/04/2004 08:33)



Iza ny anaran'ny alikanareo?



Samy milaza anarana alika original fantany.

Ny ahy : Ombrax, Toilety, pognon
novalian'i unik ny 09/06/2004 13:31
2. joda ( 06/04/2004 10:16)
ny anay Sadredra..tany dago fa aty tsy misy...
3. mandamina ( 06/04/2004 11:56)
ny anay MEUGSI
4. sejianis ( 06/04/2004 12:30)
ny ahy dog !
tsotra an!
5. ramoul ( 06/04/2004 12:52)
ny anay alikalika kely
6. ahaj ( 06/04/2004 13:22)
Ny alikan'ilay olona ao akaikinay Coutiti.
7. mandamina ( 06/04/2004 13:29)
ny anay MEUGSI
8. ari.malala ( 06/04/2004 13:56)
nanana alika 2 zahay, prince sy gal
9. ikaretsaka ( 06/04/2004 17:41)
saika nitovy ny antsika sy ramaso.. ny an'i dadanay Zafy no anaran'ny Bouldoginy
10. jhouhlambout ( 06/04/2004 19:16)
hihihi
11. ikaretsaka ( 06/04/2004 20:06)
kozy serieux zany an.. dia inonany racen'alikan-dramaso?
12. delvechio ( 07/04/2004 05:03)
medaoro
13. six ( 07/04/2004 07:23)
pitou sy rocky
14. voninkazokely ( 07/04/2004 17:18)
Ny anay alika!
15. 2689 ( 08/04/2004 15:03)
Ny ahy i Mimi, original an...
Raha mandalondalo any aminay any dia ataovy hoe mitady an' ilay olona manana alika hoe Mimi no anarany dia hatoron' ny olona anareo ny trano, malaza be i nedala.
16. xxx ( 08/04/2004 21:45)
Nisy alika-na mpivarotra mofo akondro zay teo Ankatso eo @ arrĂȘt Taxi-be (tary ambony io an) le taloha izany mainty be le kva dia ZAFY no anarany.
17. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:17)
hihi
18. lanto ( 11/04/2004 09:00)
alikan'ny namako CCP : sisam-paty ! maty daholo ny iray tampo taminy
19. jhouhlambout ( 11/04/2004 20:06)
tsss
20. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:40)
dain' ny anay ny saka no hoe resacape fa izy sisa no velona t@ iray tampo taminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5308