Resaka alika
21. rindranavalona
(
17/04/2004 10:10)
Ny anay ny alika nataonay hoe Mimi, ary ny saka nataonay hoe Boby. Dia rehefa miantso ny saka ny vahiny ka manao hoe: Mimy dia ilay alika no manantona, dia ohatr'izay koa...
23. xxx
(
18/04/2004 03:08)
dia ataovy koa hoe slip ny anaran'ny soutiens kle de hoe esotry ny slip nao fa mipoitra be de soutiens no alaina
26. 2689
(
23/04/2004 08:49)
Ny anaran' ny alikan' ilay filoham-pirenena Malagasy taloha nazeran-dry zalahy afaka telo taona nitondrana izay HONO hoe Merina.
Rindranavalona> Indry mangala-tahaka.
Rindranavalona> Indry mangala-tahaka.
31. lalapiso
(
28/04/2004 10:02)
ny anaran'ny alikanay pablo escobar ny lahy ny vavy zterezy ny zanany dutroux
ankamantatra alikan'iza ary i sac à puce?
ankamantatra alikan'iza ary i sac à puce?
34. nala
(
26/05/2004 16:59)
nen'lay mompera izay:
Bush le fotsy ary fantatrareo ilay alika mainty .
dia le alika fotsy mangalatra foana ny sakafon'le mainty
Bush le fotsy ary fantatrareo ilay alika mainty .
dia le alika fotsy mangalatra foana ny sakafon'le mainty
35. fijo
(
26/05/2004 21:33)
olona teo ampitanay tany mahajanga dia "ratsiraka " no nataony anaran'ny kivahany.dia efa nitongavan'ny pra tao izy.