antivirus

1. joy ( 08/04/2004 14:15)
inn ndray zao no antivirus matanjaka, dia inona no lien'ny amin'ny net
novalian'i olly ny 18/05/2004 14:01
2. ramoul ( 08/04/2004 15:15)
Zah kou mba mantany tena ihany hoe inn mintsy ny anti-virus tena matanjaka fa tao mitomba foana ny virus informatique?
3. ds ( 08/04/2004 16:17)
Matanjaka daholo ny aro-bibikely rehefa arakao ny manavao azy ara-potoana (isan-kerinandro raha farafahakeliny).
4. 2689 ( 09/04/2004 13:08)
Izao no tena fanontaniana :
Inona ny virus tena matanjaka fa ny solosaiko tsy mety voa?
Izaho no asiany indraindray, gripa ihany aloha hatreto fa tsy mbola nisy ankoatr' izay...
5. ikaretsaka ( 09/04/2004 22:47)
mandehandehana tsy misy fiarovana dia andrakandramo daholo dia hitanao
6. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:21)
dia ho hitanao ny hanjo anao!
7. voninkazokely ( 10/04/2004 21:32)
Inty ny ahy no ampiasaiko ka mandeha tsara:
NORTON
INTERNET SECURITY 2004
( La protection indispensable contre les virus, les pirates et le vol d'information )
Contient:
Norton AntiVirus
Norton Personal Firewall
Norton Privacy Control
Norton AntiSpam
Norton Parental Control
Téléchargement automatique des nouvelles mises à jour de la protection grâce à LiveUpdate.
Bloquage des publicités indésirables provenant d'internet.................
www.symantec.fr
www.symantec.com
8. ikaretsaka ( 12/04/2004 01:12)
misy mivavaka @ norton be ato.. ny ahy aloha .mac dia mifangaro mantsina aho daholo e..
9. voninkazokely ( 20/04/2004 23:56)
Ka sao mba mahasoa ny namana koo!
10. hery ( 21/04/2004 07:45)
Ary ny ahy?

Mampiasa Norton Antivirus 2001
Aza gaga hoe maninona no 2001... satria ny 2001 dia azo avaozina foana maimaim-poana :)
11. dd ( 23/04/2004 06:04)
f'angah ny 2004 ry hery tsy azo avaozina? sa tsy maimaipoana ve?


Ny ahy ry reto ireo mail tongatonga hoazy sy ny lasa hoazy amin ny anarako no tena mahavaka ny saiko fa tsy hitako izay atao aminy.
Indrindra rehefa mahazo mail avy aminao ihany ianao, tena tsssss ...

dia avy eo tonga daholo ny olona rehetra milaza aminao hoe ny mail nalefanao anie ka misy virus, wawawa, nefa zah tsy nandefa akory an'izany!
Sao mba misy sopapa any ry reto fa mahasorena izy ity amin ny farany, marina mou! ... tsy mampi te hisera mihitsy mijery ireo mail b d b tongatonga hoazy ireo!
12. olly ( 18/05/2004 14:01)
zone-alarme(aro sy mpitily) fa amboary tsara ftsn ny réglge-ny hatrany am-bôloany,ny syst-ko ftsn no ts naazaka nefa le izy tsara be
ao koa ny ad-aware(mpitily le logiciels d'espions reny refa m-surf & mi-détruire azy)
de ampiko norton reo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2753