Linux netfilter

1. bokona ( 07/04/2004 12:11)
Sao de mba misy afaka manampy ahy manangana firewall sous lilnux. Mandrake 9.2 no ampiasaiko fa sahirana aho @ fampiasana iptables sy nat ary netfilter
novalian'i bokona ny 27/05/2004 11:32
2. alz ( 07/04/2004 14:56)
Alohan'ny Lundi de paques sa aorianany?
3. bokona ( 08/04/2004 06:15)
Aorianany angamba fa izao aho mbola misy probl ny matos (tsy mande ny carte réseau) . Ny tena tiako de manao echange na instal fa tsy de manana doc aho
4. bokona ( 27/05/2004 11:32)
Efa nande ilay linux netfilter fa ni telecharge na rc.firewall de mora kely ny manao azy sady misy interface GUI (graphic unit interface io)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1385