Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sejianis, milahatra araka ny daty
sejianis
(
28/12/2004 10:52)
tsy velona
asa na efa noresahina teto izay lhv izay fa izaho moa nisy fotoana ela no tsy tato e!
Ka izao : tsy misy bandy sahy miresaka mihitsy hoe tsy mavelona indraindray ary ny excuse de hoe ilay sipa foana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 22:41
sejianis
(
09/04/2004 13:21)
lalàna inona
mba omeo hv hoe aho izay tsara fanahy:
rehfa namidy ny tranonao,dia firy volana aorian'ny nahalafosany no mahazo mipetraka farany ao ianao?
Manana zo handroaka anao avy hatrany ve ny tompon'ny trano...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/04/2004 23:06
sejianis
(
06/04/2004 12:27)
tary mpanenjika
fa man ny bandy no mila mikaoty foana na efa manana aza?...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 12:04
