Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i imailaka, milahatra araka ny daty
imailaka ( 09/07/2004 14:07)
Quartier libre?mety ve ? hatraiza ny fetrany ?
mifanaraka zany ny mpivady 1 oe mba samy manana andro iray isambolana ( tsy andro mitovy, raha misy ankizy mankou de mifandimby miandry ) miala maraina de miverina ny ampitso maraina, atao hoe "karti... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 00:44
imailaka ( 04/05/2004 15:46)
sahala amin ny tsy mang....
azafady fa fomba fiten-jatovo tamin izany andro zany io, nentina nilazana ireo toetran ny zatovovavy niavona sy manindraindra tena ka na arahaba aza dia tsy novaliany , ilay mangarika sy mahavita man... tohiny
imailaka ( 04/05/2004 15:36)
Bandy entretenu
Dia aôna ndray aza raha ohatra ka oe bandy miaina eo ambany elatry ny vehivavy e!!!!!! tsy miasa tsy mitatatra fa velomimpotsiny ohatry dia i madama no miasa sy mifofotra !!!! raha ohatra ka zana... tohiny
novalian'i sipagasy ny 22/07/2004 18:19
imailaka ( 03/05/2004 14:51)
fa naninona kay
- no nodianao tsy hita - no nolalovanao fotsiny - sy tsy nasianao sira fa nataonao toy ny lalana divainao isan'andro nihintsanan ny vovoky ny faladian kirararonao saingy kosa nanamarika sy nah... tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2004 23:34
imailaka ( 03/05/2004 11:53)
Ataon ny vehivavy midelira
euh rehefa dinihina eto dia toa betsaka mintssss no ataon y jô midelira.......................... ary ny contraire aôna tsy de misy ve sa misy iany ny jô midelira amin ny kofy. ................... tohiny
novalian'i pitchou ny 04/06/2004 18:14
imailaka ( 06/04/2004 08:25)
Batista, Temoin de Jehovah
Saika mba hanontany aho sao de misy afaka ny hanazava amiko ireo foto-pinoana ireo... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 27/11/2012 08:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0702