Bandy entretenu
![](https://avatar.serasera.org/d4d3c67d88b7740b3237c50270253669.jpg)
1. imailaka
(
04/05/2004 15:36)
Dia aôna ndray aza raha ohatra ka oe bandy miaina eo ambany elatry ny vehivavy e!!!!!!
tsy miasa tsy mitatatra fa velomimpotsiny ohatry dia i madama no miasa sy mifofotra !!!!
raha ohatra ka zanaka dia tsy naninona, fa tsy izany fa dia atao oe "titre na vady na sipa fa dia entretenu, zany hoe lehilahy mavitrika sy bikana ary mbola aoa anatin ny fahatanorana ka dia migalabina na @ fiara kodia na ny rendrarendra rehetra toy ny tafy, ny ravaka sy ny fampirevena akama fa tsy mahazo mihodina kosa na dia kely aza !!!

novalian'i sipagasy ny 22/07/2004 18:19
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
4. fijo
(
04/05/2004 21:47)
jombilo hoy ny any diego.asa fa raha izany no fahitandrangaha ny atao hoe lehilahy dia manambany ny lehilahy rangahy.ka miova fa mahamenatra.
![](https://avatar.serasera.org/d4d3c67d88b7740b3237c50270253669.jpg)
5. imailaka
(
05/05/2004 05:15)
pitchou!!!!! sao de mivilana zany ?
ny hevitrao no anontaniako momba io, iadina hevitra!!
fijo : any tulear izany jombilo zany fa tsy any diego, mbola averiko kou ohatrin ny an io pitchou io oe, zava-misy tantaraina io , "fait réel" misy eo @ fiaralma-monina; tany ivelany no nisiany taloha fa zao izy efa miha mahazo vahana koa aty.

![](https://avatar.serasera.org/d4ac3dd5871912b90751f515e8d90a07.jpg)
6. vanilia
(
05/05/2004 05:39)
zaho mahafantatra olona ohatra zany any Dago ary France koa.Bandy sady efa velomin-dramatoa no mbola miodina ary miseho azy ho tena milay be any @ joba sasany kanefa velomin-dramatoa!!! lé joba mamelona ko aloa no tena tsy mazava e!
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
9. hendry
(
05/05/2004 08:39)
Mahafantatra olona akaiky ohatr´zany aho. Ilay vehivavy mampidi-bola @ fivarotan-tena, ilay lehilahy (mbola tanora be, sady bôgôsy no be detanty hoy ny tenin-jatovo) mitatatra zay azon-dRamatoa @ alina. Eo @ valo alina eo matetika ny ora fivoahan-dRamatoa, manatitra azy @ taxi ilay bandy dia miverina mody, rehefa hody "avy miasa" ilay vehivavy dia miantso an-drangahy ndray mampilaza hoe tsenao aho fa efa andalana hody, dia mitsena azy ilay bandy eo @ telo na @ efatra maraina eo. Ho tambiny dia rangahy no manao raharaha, mampirin-trano, mikarakara sakafo, miantsena sy ny sisa. Rehefa vita ny raharaha dia mandeha milalao sy misotrosotro ary mampirevy ny bandy tanora ohatr´zay ilay zalahy io, ny vola azon-dRamatoa no miasa eo. Zany hoe ifanarahan-dry zareo ilay izy.
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
10. hendry
(
05/05/2004 08:41)
Saika tsy nino an´io aho t@ voalohany saingy naheno an´izy roa niady indray mandeha dia nivoaka teo daholo ny secret. Zany ny bandy malaina hisasatra! Niaraka antaonany maro ry zareo, avy eo nialan´ilay bandy ilay vehivavy io satria nahita sipa hafa manankarena kokoa izy dia lasa.
![](https://avatar.serasera.org/d4ac3dd5871912b90751f515e8d90a07.jpg)
11. vanilia
(
05/05/2004 08:49)
ny hitakou de bandy efa zoukinibé mintsy zany an!!! efa ho 40 taona fa ramatoa no mamelona hatr@ zareo nifankalala, nanambady, de hatr@ zao... nefa razoky aza mbola miodina be!!!
de ilay tany Dago koa ohatra zany, saingy tsy niodina ilay bandy fa ramatoa no mamelona nefa mitovy taona (samy 30 taona) ary ramatoa tsara asa nefa leiry tsy an'asa!!!!
de ilay tany Dago koa ohatra zany, saingy tsy niodina ilay bandy fa ramatoa no mamelona nefa mitovy taona (samy 30 taona) ary ramatoa tsara asa nefa leiry tsy an'asa!!!!
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
12. kally
(
05/05/2004 09:27)
Ny lehilahy tsy miasa ekeko raha tsy fidiny ary tsy mihodina sy miseho milay eraky ny tanàna koa fa miezaka mitady asa.
Ny lehilahy "gigolo" indray,azafady aho raha sady ho velomina no hihodina eraky ny tanàna sady hanitsakitsaka,tsy aty amiko aloha e!dakàko lavitra any!
Ny lehilahy "gigolo" indray,azafady aho raha sady ho velomina no hihodina eraky ny tanàna sady hanitsakitsaka,tsy aty amiko aloha e!dakàko lavitra any!
![](https://avatar.serasera.org/d4ac3dd5871912b90751f515e8d90a07.jpg)
13. vanilia
(
05/05/2004 11:12)
fa mba aona ary reny sipa mamelona ireny e??io koa anie no tsy mazava e! matoa misy ny gigolo dia misy mamelona zany kle! ohatra ny koaitra ihany io!!!! alefaso ny adi hevitra e!!!
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
15. fijo
(
06/05/2004 00:02)
imailaka,za tsy mbola tany tulear fa tany diego dia jombilo no filaza azy any.
kay ve tsy ialahy no manao ilay toetra e,raha izay dia efa io ny hevotro,efa manakaiky ny mahavavy azy izany ilay bandy matoa te hiandry fotsiny tsy misasatra.
kay ve tsy ialahy no manao ilay toetra e,raha izay dia efa io ny hevotro,efa manakaiky ny mahavavy azy izany ilay bandy matoa te hiandry fotsiny tsy misasatra.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
16. fijo
(
06/05/2004 00:08)
kally>raha za ve dia hovoadakanao,ih,ih,ih
ny gigolo anie ny asany dia toy ny mako e.izany hoe izy dia mpampirevy ilay sipa amin'ny lafiny sex.ary dia maro ny vehivavy mitady an'io satria tsy maharaka ny ao an trano.
ny gigolo anie ny asany dia toy ny mako e.izany hoe izy dia mpampirevy ilay sipa amin'ny lafiny sex.ary dia maro ny vehivavy mitady an'io satria tsy maharaka ny ao an trano.
![](https://avatar.serasera.org/d4ac3dd5871912b90751f515e8d90a07.jpg)
17. vanilia
(
06/05/2004 06:24)
aty france no tena betsaka ny bandy gasy "gigolo", zany hoe mampirevy joba @ sexe dia avy eo mandray sosy!!! le joba ampirevena @ io tsy tonga saina hoe zany no tena asan-drazoky an!!! de avy mampirevy sy mitoraka bilao razoky de mody velomin-dramatou b any an-trano!!! milay ihany le asa an! resaka vrai ity raha zany v Mamy Gotso anao hira e!!
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
18. kally
(
06/05/2004 17:39)
Fijo> angaha ianao mendrika ho dakàna no manontany raha ho voadakako na tsia?hi hi hi
Dakana aloha na ho any na tsy ho any koa!Fijo kosa ve ohatra dia hanaiky hanambady koaitra ary ohatra ?
Dakana aloha na ho any na tsy ho any koa!Fijo kosa ve ohatra dia hanaiky hanambady koaitra ary ohatra ?
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
19. yonikafopl
(
06/05/2004 17:54)
sady efa velomim-potsiny ve no mbola hanitska an'tampon-doha ihany koa ? tttsssssssssss tsy aty zany, sady zany bandy tsy miasa mihoatra ny 3 mois izany koa dia efa tsy hiasa intsony fa hakamoana iray lavaka, @ antsoin'i fijo ho e tsy lahilahy intsony izany, fa manao ny tenany ho farany ambany oouuuuffffff
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
20. fijo
(
06/05/2004 21:28)
kally,ka ilay hoe handaka no mba nahatonga ahy hanontany ko.hoy aho hoe de tena mba marary ve raha i kally no manipaka olona toa ahy?ih,ih,ih,asa aloha fa fanontaniana iny.
marina aloha fa maro ny bandy aty no manao io asa io,fa any mada koa dia maro eo antaninarenina eo sy ao amin'ny 67ha.
nisy akama nanmbady avy any tamaga tany,fa vita 2 volana ny fanambadiana vao sirik'i lery fa hay koaitra tany ilay sipa ,avy dia nosarahany,ary aty marseille lery izao.aza voany