Bandy entretenu
21. pitchou
(
07/05/2004 15:54)
kally> ko tsy no tongotry kally ve no ho tapaka raha handaka an'i fijo? bota ange io noho izany mavesatra e!
inona izany koaitra?
inona izany koaitra?
27. tsie
(
12/05/2004 05:42)
izany le hoe ! mamboly voky tsy mamboly voky! matsaka mino tsy matsaka mino satria rasipa efa miasa ko
28. tsie
(
12/05/2004 05:42)
izany le hoe ! mamboly voky tsy mamboly voky! matsaka mino tsy matsaka mino satria rasipa efa miasa ko
30. pitchou
(
13/05/2004 15:29)
fa bandy otran'ireny ange raha hiodina aza koaitra ihany no ho zakany sisa e! satria mi-intéresser ihany koa ilay hoe "aiza ianao no miasa? @ firy no mirava?" hihihihihi
33. rinakely1
(
18/06/2004 15:21)
samy manana ny maha izy azy ny kala sy ny kofa ka ataoko fa samy oln mahavita tena doly!
34. fijo
(
21/06/2004 22:46)
ngaha moa misy mandaha izany fa hoe misy mahavita tena amin'ny fikarakaran'ny hafa.
35. sipagasy
(
22/07/2004 18:19)
Ny mavo ranjo amintsika gasy tsy koitra fa ry zareo komorianina koa!
Ny JOMBILY dia ny tena ahitakpo azy aloha dia ry zareo ao diego (miala tsiny aho raha mamely akaiky an!) no tena be azy é! @ izao fotoana izao e! mila miala any ry zalahy dia hipetaka @ sipa aty an-dafy par tout les moyens, fa tena mampalahelo koa aloha ny sipa azony é!
Fijo> teny avy diego tokoa ny jombily fa tsy tuléar izany,
Ary ny fomba hafa fiantsona andry zareo @ faritra hafa mba inona kosa??