sosokevitra

1. nina1 ( 06/04/2004 10:13)
salut,
za zao mitady liste ny namana rehetra avy any fianar misy olona tadiaviko any nefa te hijery listena olona avy any fianar rehetra za ,de zay no sosokevitro ny mba haha- possible an'zay ,tsy voateryu fianar irery fa na tanà ,isakin'ny province ,very hevitra mantsy za, ary ity no any sisa antenaiko hahafahako mahazo vaovao momba io olona tadiaviko io,
Merci beaucoup,
novalian'i nina1 ny 03/05/2004 10:52
2. ramoul ( 06/04/2004 12:28)
Tsara fangatahana ianao nina1 satria zaho kounko dia mitady olona ato fa tsy mety hitako mintsy
3. hery ( 07/04/2004 09:47)
Ny fitadiavana namana aloha dia etsy amin'ilay hoe [Hitady namana] ao amin'ny namana io.

Ilay resaka province efa nisy taloha fa voatery novaina an'io Code Postale io satria misy milaza any Etazonia kanefa Province de Fianarantsoa... dia nesorina iny.
Io code postale io no azo adapter-na kanefa misy tsy mameno ihany koa.

Tsy hay intsony e.

Fa hiezaka hitady solution zà.
4. ravatorano ( 07/04/2004 11:55)
zao koa azo atao alefanao eto ny anarany na ny solon anarany dia mba anjaran izay mahafantatra no mampita izany aminy raha sanatrai ka tsy hitany ilay hafatra.Atao à la une ilay izy ohatran ny vaovaon ny namana eo amin ny ambony indrindra amin ireo hevitra vaovao miditra ato amin ny forumasa aloha anefa raha hety izay ?
5. kitjo ( 07/04/2004 16:48)
a ko mba mitady hatrany Bira ra misy anzany
6. ikaretsaka ( 07/04/2004 19:54)
a kao mitady hatrany Bira
7. hery ( 08/04/2004 11:08)
Misy hoe [Faritany] ao amin'ny izaho. Dia mila fenoina io dia fantatry ny olona hoe faritany aiza ianao.

Dia azo tadiavina ihany koa ny faritany ipetrahan'ny olona. Mandehana ao amin'ny hoe Hitady namana.
8. fijo ( 14/04/2004 00:06)
izay no ilazako hoe misy zavatra tokony tsy maintsy fenohina mba tsy ahavery ny mifandray amin'ny tena satria lasa fitaka fotsiny ny hifanaovana ato ka ratsy.
9. fijo ( 16/04/2004 20:01)
izay hery sy ny mpitantana rehetra an,mifanaraha ianareo dia asio fitsipika anaty kely mba tsy hisian'ny gaboraraka.satria efa hita fa manomboka maro ny namana mimenomenona.ataoko fa fanatsarana zavatra izany fa tsy fanerena ny tsiraiary amoaka ny (privéeny rehetra)
10. nina1 ( 03/05/2004 10:52)
misaotra ireo sosokevitra fa misy fanantenana kely ilay izy e!?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3121