ny bandy manao jean serré..
1. joda
(
08/04/2004 09:18)
ny bandy bokona manao jean serré hono mampiexcité ny sipa asa na marina na tsia
novalian'i jazz666 ny 12/04/2005 11:14
3. tequila
(
08/04/2004 09:45)
Mampime koa nareo !
Raha zah aloh dia tsy tia olona manao body building manao akanjo tery reny , efa ohatrany hipoaka .
Ka évidemment moa raha mbola endrika ivelany , tsy hisy hiteny aminao hoe sexy ny bandy baguette anaty pataloha tube e! Question de goût!!
Raha zah aloh dia tsy tia olona manao body building manao akanjo tery reny , efa ohatrany hipoaka .
Ka évidemment moa raha mbola endrika ivelany , tsy hisy hiteny aminao hoe sexy ny bandy baguette anaty pataloha tube e! Question de goût!!
5. hendry
(
08/04/2004 14:35)
misy tsy pelaka fa manao satria mampidera habe hono ry zalahy. Zay ngeza rehetra dia aseho daholo.
6. hendry
(
08/04/2004 14:37)
joda> dia efa sipa moa excité ho azy koa zany, ny karazana vhv ohatr´zany ngamba mety ho excité koa mahita zazakely miboridana.
7. voninkazokely
(
08/04/2004 15:07)
Misy mahafinaritra ny mijery azy fa tsy mampiexcité izany aza koo!
8. angie
(
08/04/2004 15:30)
Za lo tsy tia an'izany e, fa a part ça tsy marary ve nareo lhl manao jean tery ireny, tsy toy ny vhv ny entana ko.
9. mandranto
(
08/04/2004 17:10)
Tsy milay aloha ny mahita azy nefa izany no maha-salama azy ireny. Tsy hitako loatra koa ny olana. Samy manana ny goût-ny koa io eh! Tsy voatery hoe Pelaka foana! Ohatran'ny Pat d'elefant miaraka amin'ny volo affro 'zao milay be!!
11. angie
(
08/04/2004 18:58)
ny loza dia rehefa misy vhv manao mini mandalo de mety lasa vao maika tery ilay mini(zava-marina io an)
12. fijo
(
08/04/2004 23:10)
inona ary ity lany andro mitsara olona ity e.avelao ny olona hiaina rehefa tsy sahy ianao
16. ikaretsaka
(
09/04/2004 23:03)
ny ahy aloha le globale ireny ny tiako e.. tsy ilay miborotsaka an... mahaz aina tsara izy telo lahy @ izay
18. pitchou
(
11/04/2004 07:42)
raha bika tsara tefy ny an'ilay lhl d mahafinaritra ny mahita azy @ jean serré ka! izany akory tsy midika hoe irony pataloha ho tatabitana irony raha vao mipetraka!
fa raha lhl taho-kofafa ve ny feny sy ny ranjony ... aleo ihany global
fa raha lhl taho-kofafa ve ny feny sy ny ranjony ... aleo ihany global
20. pitchou
(
12/04/2004 03:05)
ianareo indray aloha no mahita hoe à l'aise nareo sa tsia ao anatiny, fa ho an'ny maso mijery, misy tena endrehana tsara ka!