Liste des messages
Liste des messages, inserés par alz, par ordre de date
alz
(
17/06/2004 18:39)
Bac philo
Sujet iray tamin'ny Bac philo teto frantsa :
"Doit-on tout attendre de l'Etat?"
Inona ny hevitrareo?...
suite
répondu par alz le 18/06/2004 09:32
alz
(
16/06/2004 17:09)
France-Madagascar
Rehefa jerena ny hevitra mandeha eto amin'ny Forum dia maro ireo namana manana fankahalana moana mikasika ny frantsay.
Tsindriko manokana fa zon'ny tsirairay avy ny manana ny heviny mikasika izany (n...
suite
répondu par fijo le 23/06/2004 22:02
alz
(
30/04/2004 11:51)
Rocky III, le retour
Ianareo ve efa mba nisy objectifs nohezahanareo notratrarina, dia nikofoka be ( niari-tory, nifoha maraina, nikotrana, nihinana tamenak'adody...) toy ireny tamin'ny Film Rocky ireny?
Dia ahoana?...
suite
répondu par fijo le 07/05/2004 01:24
alz
(
21/04/2004 10:10)
Resaka nify
Any amin'ny tany an-dalampandrosoana, toa betsaka ny manana prôblèman'na nify na de mbola jeune aza.
Tsy anisan'ny laharam-pamehana amin'ny fahasalamana ve le izy sa?
Ny hitako tany Dago, maro...
suite
répondu par Jenny Willah le 11/11/2017 23:23
alz
(
19/04/2004 13:16)
Pour info: premier album d'Etienne Mbappe
Ho an'izay tia Basse :
Nivoaka androany ny album voalohan'i Etienne Mbappe, basiste franco-camerounais.
Misiya no titre....
suite
répondu par ramoul le 20/07/2004 13:41
alz
(
16/04/2004 07:01)
Sectes sy ny fivavahana tsotra?
Mety tsy ho marina ty fomba fijeriko ty, ary miala-tsiny dieny mialoha raha misy tohina. Vao nahita an'ilay titre fotsiny aho, dia ôtran'ny mamofona SECTE ilay "apocalypse.mg". Tsetratsetra tsy aritr...
suite
répondu par tia_ery le 29/04/2004 14:58
alz
(
06/04/2004 08:33)
Resaka alika
Iza ny anaran'ny alikanareo?
Samy milaza anarana alika original fantany.
Ny ahy : Ombrax, Toilety, pognon ...
suite
répondu par unik le 09/06/2004 13:31
alz
(
05/04/2004 16:35)
Ny fialonana ve voan-janahary?
Matetika rehefa misy olona iray mahavita zavatra dia ny fihetse-po voalohany hita eny amin'ny hafa matetika dia ny fialonana. Ary raha sanatria aza solafaka ny sasany dia mahazohazo aina daholo ny aka...
suite
répondu par fijo le 16/04/2004 23:53
alz
(
03/04/2004 12:16)
Ohabolana gasy mampihomehy
Ianareo ve mahafantatra "Ohabolana" na "Fitenenana" malagasy mampihomehy?
Ny ahy ity :
"Boka lahy mihinan-kitoza, ny hanina lavorary, fa ny manala kaka no tsy laitra"...
suite
répondu par martino le 12/04/2019 17:12
alz
(
01/04/2004 09:19)
Sipa manao bikina hitazonana bandy?
Ahoana ny hevitrareo amin'le Jo manao bikina hitazonana an'ilay kôfa?...
suite
répondu par pitchou le 07/06/2004 16:10
alz
(
31/03/2004 14:27)
Silamo sy ny didy folo?
Ny silamo ve mba manana "Didy folo" ?...
suite
répondu par ikaretsaka le 05/04/2004 13:55
alz
(
31/03/2004 09:18)
Raiamandreny sy zanaka : mety ve?
Ahoana ny hevitrareo momba ireo raiamandreny sasany manome "ambition" glady be ho an'ny zanany ho lasa "tabiha sy reharehan'ny fianakaviana sy ny firenena"?
...
suite
répondu par tsilan le 21/04/2004 14:17
alz
(
29/03/2004 20:35)
Mahay miara-miasa ve ny gasy samy gasy?
Misy milaza fa ny gasy hono mora tohina, hevitra kely tsy mitovy dia tsy afaka miara-miasa. Mba ahoana ny hevitrareo amin'izany? ...
suite
répondu par fijo le 31/03/2004 22:44
