Ohabolana gasy mampihomehy
22. nala
(
27/05/2004 16:48)
maty rafotsibe ! tena tsy norme koa ny ntaolo, tena tsy hitako izay hevitra hendry ao anatin'izany izao!
27. hervo1
(
24/07/2004 17:47)
'Zay tsy mahay sobika mahay fantam-bary fa 'zay tsy mahay mathématique; mahay zava-boary.....hi! hi!
28. hervo1
(
24/07/2004 17:50)
Lesola niaraka ihany; ka Rasta ndray ve vao hifanary
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hervo1 ny 24/07/2004 17:53
29. xxx
(
24/07/2004 18:23)
Manao vorivorin'alika ;ka ny ........orokoro-body no betsaka c-à-d tsy misy hevitra tapaka
30. Mbinina kely
(
24/04/2015 08:24)
Saro tiavina toy ny pô, entina mora masiso, entina mafy mitobaka
34. mahery2015
(
23/05/2016 11:22)
Ity koa ary no tena mampiomehy an : " Kitohatoham-bintana otran'ny mpihinam-paraky, ka ny vava avy no itaoman-jezika ". ha ha ha
35. rasoloniainamirajo
(
28/05/2017 19:04)
Aza manao ohatry ny Bingo manao slim ka misehoseho sy midehadehaka eran'ny tsena nefa tsy mahalala zay fosan'ny olona akory.