Silamo sy ny didy folo?

1. alz ( 31/03/2004 14:27)
Ny silamo ve mba manana "Didy folo" ?
2. nananie ( 31/03/2004 16:21)
Mety tsy didy folo, fa misy lalàna tsy maintsy harahiny.
3. psykatr ( 31/03/2004 18:43)
Manana ny lalanany mihintsy izy ary mbola strict kokoa noho ny didy folo!
4. ikaretsaka ( 31/03/2004 18:57)
didy 9 ny azy.. satria azo atao ny mamono olona any
5. ravatorano ( 01/04/2004 06:55)
ny fanatro aloha dia ny lalana harahin ny silamo dia maro tokoa fa an isan izany ireto : tsy homakisoa, tsy misotro zava mahamamo(alikool),tsy mahazo manao firaisana amin ny andron ny ramadan ary mifady hanina koa.
Mahazo mampirafy hatramin ny efatra (tsy didy indray io satria samy manana ny reviny) , mamaly faty amin ny fanaovana ny al fatwah
zay no haiko fa mety misy diso angamba nefa tsara raha mba misy namana mahafantatra milazalaza b b kokoa.
6. angie ( 01/04/2004 11:33)
tena tsara ho fantatra mihintsy io resaka io.
7. voahary ( 01/04/2004 13:26)
ny vehivavy any @ silamo alou de somary mijaly be @ le voaly, na ny @ fomba fitondran'ny vadiny azy @ lafiny rehetra io...
Ny tiako ho fantatra zao dia ny hoe "mba hanao ahoana ny ho avin'izy ireny" sa dia efa izay tokoa ny fiainany ka de mionona..
8. ikaretsaka ( 02/04/2004 02:07)
ny vehivavy @ silamo hono atao fatsitsanan'ny lehilahy fotsiny @ tsaokalentika fa tsy mahazo maka fafiny
9. ravatorano ( 02/04/2004 08:11)
hazavao tsara less ry karessaka fa missy tsa mahazo anio lazainao io ny ona kle azany ah
10. angie ( 02/04/2004 10:35)
marina fa tsy azo atao ny racisme fa raha izany kosa aloha raha za zareo mbola tsy manambady ireo mba mitandrina ihany tsy ho tara @ireny namana hafa finoana ireny.
11. librepenseur ( 05/04/2004 12:50)
Mbola betsaka lavitra noho ny fitambaran'ny Ancien sy Nouveau Testament fampiasan'ny kristiana ny baibolin'ny silamo (Coran).
12. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:55)
satria notsiponina ny ancien sy nouveau de nampiana mba hahafahana mamorona religion hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1172