ahoana ary isika amin ny ity www.apocalypse.mg

1. sanjana ( 10/04/2004 18:04)
mba tiako ho jerentsika sy hiaraha mijery hoa ity site iray ity fa misy zava mahaliana ato
novalian'i noemy ny 28/04/2004 13:55
2. sanjana ( 11/04/2004 05:07)
diso io site io fate hosoloiko ahitsiko kely
3. sanjana ( 11/04/2004 05:10)
io ny tena izy fa azafady indrindra tompoko misaotra
4. booboo ( 11/04/2004 16:31)
tsy azoko hoe maninona no apocalypse fa tsy anarana hafa ao @ Baiboly oh ( genesisy ... ).
5. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:50)
satria mamono lolo be le apokalipsa ko.. sady fika psykolojika hi attirean attention.. j
6. noemy ( 12/04/2004 04:07)
ka ny apocalypse tsy misy dia mitory loatra na izany aza ny baiboly manontolo no torina ao ry booboo a! fa inona no ataoran ny ikaretsaka e no dia mampitandrina ery maso mahita tsa minday mody re eee!
7. kitjo ( 12/04/2004 16:24)
tsy resaka oe matahotra zany ry noemia an
Fa zay mitsy no zava-misy, oh oe nisy n film Jesus de Nazareth h@zay tsy nisy mpiteny fa nivoaka ny Passion du Christ sady Mel Gibson nanao azy no nankalazaina be nalefa salle de cinema sns d taitra aby

d oh zay koa oe misy effet psykolojika le apokalipsy d zay no antony nifidianan'izay nanao azy ilay anarana
8. booboo ( 12/04/2004 17:34)
fa rah tononkiran'i Solomona angah tsy neeety ?
9. ikaretsaka ( 12/04/2004 22:13)
zay manko hoa.. angaha kao izao ny fivavahana dia tsy maintsy atao gidragidra be 'ainga be" style sens du devoir be izay vao mahazo kil?
10. noemy ( 13/04/2004 04:06)
tsy itako ny holazaina tsy misy gidraka zany io ry reto a !booboo a!mety daholo lohateny daholo reny fa nytena avoitra ao de ny baiboly manontolo ikaretsaka hoy Jesosy torio @tontolo izao ity filazantsara ity dia vao ho tonga ny farany tsy resaka kil io fa nya adidy milaza mandray ny olona tsara tsy maka azy nyazy fajereo aloha hoy ahoe!
11. imailaka ( 13/04/2004 06:43)
ka misy marketing iany zany
na de resaka momba ny baiboly aza; raha tsy ho sarihinao ny olona nge tsy hoavy hijery ao e
raha tsy misy pub na manaitra aza io de eo enao no raisina
ovay nge io anarana io e aza atao an izany apokalipsa izany fa taovy oe miantrabaiboly.mg

12. noemy ( 13/04/2004 09:10)
imailaka toran ny hehy aho marina mooo
lazao zay filazanareo azy ary e! fa ny ahydiazao mahafinaritra be ny miresaka aminareo na tsy mùisy haiko daholo aza
13. booboo ( 13/04/2004 09:33)
ka ilay mihadihady hevitra ( fa tsy miady a !) mihitsy ange izao no atao e ! Dia mahafinaritra koa miresaka @ noemy, dia ireo mitonona anarana ireo daholo ny namana koa tsy hainao daholo aôna ?
14. noemy ( 14/04/2004 16:59)
ka izay mihitsy no ilazako hoe mahafinaritra ny mifanakalo hevitra ary sanatria ny ady fa asan devoly ireny eny itako ny anaranareo fa mba tsy voatonona ny sasany e! mazotoa mijery ilay site e! hihihihi!
15. noemy ( 15/04/2004 06:01)
ntsooooo inona no tena mampatahotra andramaso e!
sady tsy biby fampitahorana izany Andriamanitra ry ramaso a ! raha misy be fitiava na indrindra dia Izy ary hovaina atramin ny feo manaona ndray ary fa feon iza no efa henonaao? mba azavao fa tsy azoko de mivavaha fa afaka io tahotra io zany sotra e!
16. ravatorano ( 15/04/2004 12:45)
ovaina ny feo , ny pozy , ny zesta koa ramaso ah
aiza ary nareo zany
tsy mmba manana namana mpitory v ramaso e
ny apkalipsa v tsy ilay pasitera iry e
maihol moa le izy
17. ikaretsaka ( 15/04/2004 22:43)
misy mahamarina ny an-dramaso an
18. noemy ( 16/04/2004 06:25)
fa mba lazao hoe za manaona ny feony taloa sady jesosy banjino nyfampianarana arao fa aza lany andro mitsikera moa e! ry ravarotorana tsara anaranaa marina ny anao ramaso a! ikaretsaka ko panisy sira ery raha misy tianareo fantatra anontanio hiany aho sao mba voavaliko fa zaho koa anie vao mpinatra e tiko io
19. noemy ( 16/04/2004 06:31)
ny fianarana tenin Andriamanitra no tiko a! zavatra mahaliana ahy izy io makany apiangonana aza atao ko maika fa tonga ato antrano oay! tsara be sady zaoe : za ko tahak nareo taloa mataotra io apoc io fa rehefa tena alalinina izy kay tsy maninona akory e! sady mamaky de mihaino de vita tsara ka mazotoa e!
20. noemy ( 17/04/2004 05:12)
fa angaha tsy olo masina reo nanoratra ny baiboly tsy aleo ve ? ny baiboly aloa vao maka ny hafa ndray e! ny eo tsy vita ny eo asosoka hiany ary ssamy hafa ny mamaky sy mmandinika an ! na mandalina mazava kokoa mafinaritra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0971