ahoana ary isika amin ny ity www.apocalypse.mg
21. hendry
(
17/04/2004 11:59)
Fa maninona kay no miverina indroa ilay lohahevitra momba ny apocalypse e? dia lasa naveriko indroa koa ny hevitro satria efa namaly aho tatsy @ ilay iray:
Zaho aloha tsy mbola nijery ilay site e, ny antony dia tsotra: ny momba ny ahy aza mbola tsy haiko 100% hatr@ zao dia aleoko aloha tsy mijery ny an´ny hafa satria manjary misaritaka be ny ao an-doha, tsy hay ntsony hoe iza no iza. Sady toa samy milaza ho tsara daholo ny ny ahy ny an´ny hafa, ka raha samy tsara aleo mijanona @ ny efa nahazatra, sa ahoana hoy nareo?

22. noemy
(
18/04/2004 10:31)
ita ni hendry diso ny site ray ny an ny sanjana de nahitsiko kay tsy mety tsony de nataoko an io noemy io io no tena marina misaotra @ fanontaniana an
aza mataotra ramaso fa ho avy zany misy olna tendrn Andrimanitra hitory zany eto mety ianao iomitsy e! de eto ndray tsika e! !mba manontany koa zay tsy haiko aho sa ahoana e!
aza mataotra ramaso fa ho avy zany misy olna tendrn Andrimanitra hitory zany eto mety ianao iomitsy e! de eto ndray tsika e! !mba manontany koa zay tsy haiko aho sa ahoana e!
23. noemy
(
19/04/2004 14:11)
itan dramaso ny tantara ny nenilava zao voatantara ato rehefa farany fa ny sisa tsy haiko za koa tsy mahalala andreo raha misy mahay aoka izy hampianatra e! fa be mpaniry zany izy io sady be no tsy mahalala anaovy antso ree!
24. fijo
(
19/04/2004 23:28)
za ohatra dia tsy azonareo ampitahorina ami'izay resaka adala toa io.ka avelao amin'izay ity finoana fampitahorana ity e.mbola 4ans aho no efa naheno fa hoavy ny farany,tsy mbola hitako anefa hatramin'izao ny afovoany.ka mba hatsaharo ny lainga mpinoana
25. noemy
(
21/04/2004 11:31)
marina fa anan olona ny baiboly fa anontanio anie e! betsaka ny mamaky fotsiny za ko aza mbola mianatra nefa aho manana baiboly ko azon i ramaso
tsy itako ny havaly anao ry fijo marina moa ! de miaiky anao aho efa atramin ny andron i jaona mpnao batisa no voalaza fa ho avy ny farany de andraso fa tsy mandainga ny tenin Andriamanitra zay fa @ manaraka ndraye!

27. noemy
(
23/04/2004 18:24)
itan ny ramaso za teo protestante de tsy mahay loatra ny momba ny tantaran ny reo masin dahy reo tena marina zany zaho ty mitsy tsy mahay mba mampianarae!
28. ikaretsaka
(
23/04/2004 22:33)
dia izay indray ianarana.. bokin'ireny ko vakina fa ireny ko ange miresaka andriamanitra sy Jesosy e
29. hendry
(
24/04/2004 12:56)
zay ndrindra manko, tsy tsara kokoa ve ny mianatra ny tsy hay toa zay ny efa hay ihany no pasohana e?
34. noemy
(
28/04/2004 13:55)
faly ery aho fa hay hitady ahy hiany nareo nefa nareo masika be ery ndrindra fa ramaso hihihihi!
manaona daholo e! fasalamana e!
pasoana tsara @zay malama tsara e! itako io mpivaro boky etsy analakaly io aza matahotra hendry fa itny aho ee! nisy zavatra nataoko kely fotsiny fa eto hiany aho e!
eny re ry ramaso a! de lazao daholo fa za mihomehy hiany