www.apocalypse-mada.com

1. noemy ( 11/04/2004 06:11)
mba dinidinio ao fa dia mahafinaritra!!!!!!!!!!!
novalian'i noemy ny 20/04/2004 11:10
2. hery ( 11/04/2004 12:52)

Mahafinaritra :)
Hay tokoa moa fahafinaretana no tadiavina.
Azo izany ny mahafinaritra fa hitady ny mahasoa amin'izay.

"Tsiky dia ampy".

3. ramoul ( 11/04/2004 13:02)
hery à!ny mahasoa sy ny mahafinaritra dia miaraka hita rà mahay mitady tsara ialahy
4. hery ( 11/04/2004 14:00)

Ary i Noemy sy i Sanjana angaha iray fiangonana? Sa niaraka tapakevitra hitory? :)
5. noemy ( 11/04/2004 14:55)
miarahaba aloha e!

sady iray fiangonana no te hiray hiara hitory e ka ahoana tsara ve le site e?mazotoa e!
6. jhouhlambout ( 11/04/2004 19:00)
Lé hira aloha tsara é, ary maninona lé sary t@ 11 no avahana eo?
7. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:49)
fika psikolojika daholo iznay letsy e.. ny an'ny sasnay ny hasarotry ny fiainana no araraotina.. ny sasany ny zavatra ohatran'ny 11 marsa septambra.. ny sasany ny ady any iraka sns.. io izoa no mahomby mba hanjonoana ireo marivo salosana dia io no be mpanao..
8. noemy ( 12/04/2004 03:54)
aza atao hoe marivo salosana izany ny tia azy saryry koa iny ambony iny fa tsy inona akory fa ny lesona jerena moa e
9. hery ( 12/04/2004 05:43)
Fa angaha tsy hitondra fiadanana indray ilay mpamonjy e?
Ny tena fampianarana tiana hojerena izao dia fifaliana, fifankatiavana, fiadanana... tokony mba ovaina sarina voromailala mifanoroka ilay sarin'ny 11 septambra... na koa sarina fo feno fitiavana... Sary fifaliana e.
Hafahafa be raha ohatra ka vao hijery site dia sary mamoha fota-mandry no jerena.
Ny site sasany zao sarina sipa mitsiky no hita :)
10. noemy ( 12/04/2004 14:24)
ny an i ry hery sy ramaso koa dia

efa tsy hita mihitsy raha tsy mpifankatia foana tenin A ndriamanitra ve no atao de voromailala hifanoroka no sary hihi zao anefa tiako ny miresaka aminareo tsy mba mahatezitra fa tena maha torany hehy be
11. hery ( 12/04/2004 23:46)
Euh toa ao amin'ny tenin'Andriamanitra koa (Baiboly moa izany?) misy an'ilay hoe tononkiran'i Solomona izay tsy misy afatsy resaka fitiavana fotsiny... mihoatra ny voromailala mifanoroka.
Lé apokalipsy angé tonga dé ôtran'ny horera be izany e. Raha fitiavana ve le tenin'Andriamanitra dé ampitahorina ny oul?
Asa alou fa samy manana ny fomba fitaizany tokoa. Misy mitaiza zanaka amin'ny tambitamby sy fifaliana fa misy mitaiza zaza amin'ny autorité sy fampitahorana.
Ohatra fotsiny hoe raha tsy tiana hivoaka alina ny ankizy dia misy fomba roa hisakanana azy.
1. Tenenina hoe "Aza mivoaka any fa lanin'i Kakabemaso any"
2. Tenenina hoe "Aza mivoaka re enao anaka fa izaho reninao manjary irery eto."
Ilay faharoa anefa no tena marimarina kokoa... fa mety tsy be mpampiasa. Sa ve efa ôtran'zany ny olombelona? Tsy hanaiky raha tsy ampitahorina?
Tsy zah alou
12. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:47)
marina mafy raha mba izay.. furtout ilay hoe mibebaha fa akainy ny farany reny... ilay bandy t@ passion iny aza tsy ahalala ko
13. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:48)
marina mafy raha mba izay.. furtout ilay hoe mibebaha fa akainy ny farany reny... ilay bandy t@ passion iny aza tsy ahalala ko
14. noemy ( 13/04/2004 03:57)
ramaso ko ozay no ilazako hoe arao aloa ny fampianarana vao miteny hoy aho ny hialana @asan devoly no itorina io
ry hery a !fitiavana koa io ao @ apocalypse io ny ten Andriamanitra rehetra ampivitiavana avokoa
ikaretsaka Andrimanitra tsy maintsy milaza mialoha izany noilazana an iofa lazao lay bandy e!
15. hendry ( 17/04/2004 11:55)
Zaho aloha tsy mbola nijery ilay site e, ny antony dia tsotra: ny momba ny ahy aza mbola tsy haiko 100% hatr@ zao dia aleoko aloha tsy mijery ny an´ny hafa satria manjary misaritaka be ny ao an-doha, tsy hay ntsony hoe iza no iza. Sady toa samy milaza ho tsara daholo ny ny ahy ny an´ny hafa, ka raha samy tsara aleo mijanona @ ny efa nahazatra, sa ahoana hoy nareo?
16. noemy ( 18/04/2004 10:24)
tsy maninona fa efa naheno e! sa inona ndray no avalin i hendry eo
17. noemy ( 19/04/2004 14:08)
ay ve le @ site e! anontanio izy tompony fa ny fantatro de tena feony io fa ovana ahoana tsy azoko tsy fantatro ny @ iny ko ! fa ny tokony ho feo atao tahak inona kay
18. fijo ( 19/04/2004 23:26)
o ry izy roa an,efa loe ny resaka fanadalana olona izahay ka tazony moramora any ny anareo,fa avelao izahy hiaina amin'izao fiainana izao,raha izay no tianay.raha efa vonona ny hitsena ilay apocalypse ianareo dia mahazotoa fa aza taritia any ny sasany.
19. noemy ( 20/04/2004 11:10)
raha itan dramaso ny fihomehiko taiza koa zao no nisy an izany teo fa te hampiomehy fotsiny ry fijo ko mitsoka matanjaka be tohizo ny resaka fa aza tapahana e! ary nga ramaso tsy nahita eclipse teto mada fa taiza ny apocalypse tsy ho mety eclypse
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1449