safidy!

1. xxx ( 20/04/2004 09:23)
miaraka @ ol 3 samihafa aho!nefa tsy misy foiko sarahana alo izy telo hatr@ zao!matahoatra aho nefa fa injay andro any tsy maintsy hilaza ny marina @ izy 3!sa ho jongléna hatr@ farany!
mila fanapiana re!za alo tsy kofa fa sipa!

novalian'i fijo ny 11/05/2004 21:36
2. peluche ( 20/04/2004 09:28)
hataovin'ny liste hoe inona ny cote ratsy sy tsaran'izy telo,de ze be coté tsara ndrindra no fidina
3. xxx ( 20/04/2004 09:44)
k zareo anie mitovy² zay daol!sady milay b daol k tsy misy foiko arina!
4. ari.malala ( 20/04/2004 09:54)
ianao v adala ê! ary raha ianao no ataon'ny olona doublure na triplure d aôna? tantinao? saino ihany izay atao fa aza entin'ny fitiavan-tena sy fitiavam-... fotsiny.
5. peluche ( 20/04/2004 09:58)
ka na ho ela na ho aingana tsy manitsy hifidy ihany,tsy aleo dieny mbola afaka mifidy,refa avy eo mantsy ho sarotra fona ny tantara.tsy afaka hifidy intsony ray aza,ary enao ndray aza no lasa votsipindy
6. samoina ( 20/04/2004 10:23)
D ho hangonin'i XX daholo izany izay mitovitovy rehetra tsy ho feno ny tanàna ?
Izaho indray tsy manao hoe adala ianao satria ny olombelona tsirairay na lahy na vavy amiko samy manana an'io fitiavana lazain'i XX io saingy tazoniny anaty ( fantasme angà no azo hilazana azy ) fa tsy hampiariny .Ny antony dia satria tsy hankasitrahin'ny fiaraha monina ny fanaovana izany, indrindra moa fa vehivavy ny tena. Henoy ireo tenin'i peluche ireo fa ireo no manakaiky ny fahendrena indrindra.
7. ravatorano ( 20/04/2004 11:05)
raha tantin i xxxxxx dia tazony fa aza misy arina .Mbola ho avy mantsy any aorina any ka hitapô ny sambo vao ho gina tanteraka eo
mbô anjarqan dry zareo indray no manary an i xxxxxx
8. booboo ( 20/04/2004 11:37)
hain'i x6 ve ilay hiran'i Rémi iny ?
9. donemaskit ( 20/04/2004 13:29)
ataovy hoe ry Booboo...

O ry xxxxxx a, mihevera kely tena...
10. oully ( 20/04/2004 13:52)
Ny tody hono tsy misy fa ny atao no miverina ....
11. nananie ( 20/04/2004 14:34)
XXXX, te hidi-kizo eo!!!! Zakao ny vokany! Manôtra noho ny.... Tssss!
12. xxx ( 20/04/2004 15:33)
andraso fa ny any kofa anie toa ekenareo ery zany hoe miaraka @ sipa firy zany!
fa maninn refa il sagit d'une fille d lazaina fa mihevera tena sns!??
13. booboo ( 20/04/2004 15:40)
hain'i x6 ve longany hôa ilay hira ? soa fianatra x6 a !
14. aladin ( 20/04/2004 15:47)
Izao no hevitra mety tsotra sady mandaitra.tsy maintsy misafidy ianao.Sarotra aminao nefa ny hanilika ny hafa ka de aleo izy telo no hisafidy.tsorinao aminy ny marina(izay tsy maintsy ho fantany foana)ka izay sahy mijanona no tena tia anao.Raha mijanona daholo mou de tsisy olana tsony.Raha samy miala izy dia mitadiava iray.de aza mampirafy azy intsony.Na tsy tena foinao aza izy telo ka sarotra aminao ny hiaraka @ iray vaovao;tsy maintsy ho tianao noho ny izy telo io iray io.Tsarovy fa ny tena fitiavana tsy hafaka hizara ho roa na telo izany.Mety zavatra hafa no tsy ahafoizanao azy izay manajamba ny fitiavaano.Milaza izany aho satria efa nandalovako izany ka tsapako fa hafa mints ny miaraka @olona iray na dia mihevitra aza ianao hoe tsy foiko ireto maromaro ireto.Tena marina izany fa tsy vazy²
15. yonikafopl ( 20/04/2004 17:14)
marina io an'i aladin io
16. ikaretsaka ( 20/04/2004 20:22)
izay mihitsy
17. fijo ( 20/04/2004 21:29)
za indray aloha bandy ka raha izaho no teo amin'ny toeranao dia tanako daholo fa raha tena hiroso hanambady vao avotsotro ny roa e.raha sipa amiko tsy olana izany.izay tsy mbola nampirafy ao hitoraka raozy anao.
18. nananie ( 21/04/2004 09:54)
XXXX tsy le hoe @ maha vehivavy anao anie no ilazainay an'izany, fa amiko le ôtr'izao na lahy io na vavy, dia tsy tsara.
Satria ra za no ataon'ny bandy ôtr'izao tsy ho tantiko dia aleo mipetraka.
19. hendry ( 21/04/2004 17:09)
xxx> niaraka tonga ve izy telo sa nisy efa elaela dia nisy vao haingana?
Raha niara-tonga manko, zany hoe fotoana tsy dia nifanalavitra loatra ny niarahanao t@ izy telo dia tsisy fitiavana zany na iray aza fa te hanandrakandrana fotsiny enao. Raha nisy efa taloha be ndray ary nisy vao haingana dia zao: misy tsy ampy zany t@ ilay taloha dia tadiavinao t@ ilay vao tonga, nefa tsarovy fa tsisy ny tonga lafatra ka aza variana loatra mitety an´zao bandy rehetra zao fa tano ny azo (iray ihany raha mety) dia iny kolokoloina.
20. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:49)
toko telo mahamasa nahandro izany kle.. fa hazo tokana no fehezina rehefa tonga ilay maah ":ramalina" anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2257