safidy!

21. fijo ( 21/04/2004 22:13)
izay ,lalaovy aloha fa mbola sipa fa avy eo misafidiana amin'izay
22. nananie ( 22/04/2004 10:44)
ko ratsy bôl rugby kosa ny vevavy ry fijo . tsss!
23. xxx ( 22/04/2004 13:51)
hendry
24. fijo ( 22/04/2004 20:22)
tsy baolina izany ry nananie an,kilalao io,ka avela aloha hanao izay hafaka.avy eo milamina ihany.mahazotoa retsy ry XXX fa tohananay an.
25. sejianis ( 23/04/2004 09:50)
za klo dia tena tsy fanatikan'ilay mampirafy mihitsy e!
Nampiditra ianao tsy nahay nanisa hoe telo, ko no te-hivoaka ianao mahay hoe 3; hi;hi;hi!
26. hendry ( 23/04/2004 14:47)
dia avadiho ndray ilay tantara nivadika e! ajanony izy roa ilay tsy nieritreretina hiarahana raha ilay tena izy no tianao. Sinon, misafidiana iray dia avelao ny roa.
27. mimita ( 23/04/2004 20:23)
marina ny anao ry hendry!!
28. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:24)
toko 3 mahamasa..nahandro izany
29. peluche ( 24/04/2004 12:00)
efa nisafidy ihany v xxxx?
30. xxx ( 24/04/2004 17:14)
bola satry ilay farany no tena tiko @izy telo !nefa na zany aza tsy foiko ny roa ambony!

na andé avela daol izy retra d mihaina tsy manana alo!
31. mimita ( 24/04/2004 19:13)
kozy an!vitanao v zany?
32. ikaretsaka ( 24/04/2004 19:45)
toko telo mahamasa nahandro hoa mitongilana ny vilany raha lasa ny 1
33. rambofrau ( 11/05/2004 19:20)
Mba mihevera tena fa vehivavy ny tena eh,ny lehilahy afaka mampirafy hatrany @10, tsy misy olana izany,izy angaha mety bevooka ? amiko koa aloha tsy misy tena tianao izy tel mitsam fa aingitraingitra fotsiny eh, rehefa tonga @ Amour grand Aianao de ho itanao izany hoe tena tia tsy mampirafy sady tsy tiana ampirafesina
34. fijo ( 11/05/2004 21:36)
toko telo marina io ka tano fa sao vaky ny vilany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6389