racisme

1. ramoul ( 26/04/2004 16:41)
betsaka ny tany mbola manao an'io zavatra io.
Misokatra ny hevitra koa mangataka anareo izay tsy manaiky an' io zavatra io na ny manaiky
novalian'i ramaso ny 08/12/2004 18:40
2. nananie ( 26/04/2004 16:56)
Za alou raciste e! Raciste envers les RACISTES! tsy azoko mihintsy hoe in no tsy hitiavan'ny sasany ol tsy mitovy aminy?! Ny sasany izany moa efa nahazo raharaha t@ namana Polonais dia ny polonais mianakavy no tsy tiany.Tssss! Mamenatra!
3. kally ( 26/04/2004 17:03)
Misy antony matoa ny olona manilikilika fihaviana iray.Ny tsy fitiavana arabo ohatra,ny tsy fahatokisana ny olona avy any eropa atsinanana(polonais,roumains,etc).Matetika anefa dia miova hevitra ihany ireny olona ireny arakaraky ny fihetsika ataon'ilay olona aminy.
4. yonikafopl ( 26/04/2004 17:26)
Amiko aloha tsy misy tokony hanavahana na loko na fiaviana e! na mainty na fotsy ataoko fa samy manana ny hanitra ho azy. Tsy misy ambany sy ambony fa samy nofo sy ra mena no mikoriana ao anaty. Ary misy antony matoa nataon ' A tra tsy mitovy ny olona fa nasiany samyhafa karazana.
5. ikaretsaka ( 26/04/2004 20:02)
za aloha Raciste tsy raciste izay e.. rehefa ilaina azy ilay olona dia miaraka aminy aho fa tsy heo avakavahako be koa izy nefa
6. kally ( 26/04/2004 20:15)
Izay mantsy ho'a!
7. fijo ( 26/04/2004 21:31)
ny olona rehetra dia misy io toetra io daholo,fa misy tsy sahy mamoaka azy misy ny sahy.za zao ohatra dia tsy tia karana mihintsy ary ny ahy tsy hafeniko izany.toa izany koa ny maslima.ary maro ny antony.
8. ramoul ( 27/04/2004 11:59)
koa ra samy raciste daholo mao zany ny olona rehetra dia ahoana ny fandehan' ity tany ity raha izany
9. zokinifijo ( 27/04/2004 13:35)
amin ny maha zokinifijo anah dia itambarana le tsy fitiavana karana fa le muslim koa tsy iarahana.
tsisy zany hoe raciste zany daholo ry ramoul ah .Io miankina amin ny toe java miseho ihany rehefa hitako fa manalika ahy ny sinoa etsy behoririka dia avy aho amin ny angasdy sy ny harona >Tsy raciste koa za amizay fa manafay ny toetra tsy mety ataony izay misehoeo amin ny fiaraha monina
Asa fa anontanio Ikaretsaka fa any states hono ny olona fotsy raciste tsy mety miaraka mipetraka amin ny banc any amin ny parc miaraka amin ny aminty.Ry zareo anefa tsy miseho mivantana fa raha efa misy mainty eo dia tsy mipetraka eo izy ary raha misy mainty mitady hipetraka hifanila aminy eo dia mila ampitsikiana izy nefa tena raciste kukulx mitsiny.
10. ramoul ( 27/04/2004 14:22)
ka ra ohatra ka we tena misy io zavatra io zany dia ahoana ny fandehany?
11. ramoul ( 27/04/2004 14:22)
suposition fotsiny mantsy ny ahy io.
12. hendry ( 27/04/2004 15:51)
Misy antony araka ny voalaza etsy ambony ny mahatonga ny olona ho raciste. Betsaka ny tsy tia mainty ohatra, ny antony matetika dia hoe satria ny mainty en général brutal ary mora mampiasa herisetra au lieu de mifanazava. Betsaka ohatra ny milaza fa tsy tia silamo, ny antony matetika dia hoe satria mahery fihetsika ry zareo. Ny allemands tsy tia frantsay, misy antony ao.
Mandainga zay sahy milaza fa tsy raciste, na @ mpiray tanindrazana aminy aza.
13. hendry ( 27/04/2004 15:52)
ny fomba fisehony fotsiny ny tsy mitovy satria misy mahay mihatsara ivelatsihy ka mahay manafina ary misy ny mampiseho zany hita maso.
14. xxx ( 27/04/2004 16:26)
Tsy maintsy mba raciste ihany amin'izay voakajy ilay poira porc k'no.
Ny mpiompy alika, saka, bitro, voalavo, omby, kisoa, sy ny sisa dia tena mila mikajy ny race ananany mba tsy hifangaro voraka, na hoe lasa akoho fataka ny akohony
Mila izany izao kah
15. xxx ( 27/04/2004 16:28)
i ramoul koa mila mitazona ny maha piora porka azy raha tsy izany izy lasa metisy hoitira eh
16. fijo ( 27/04/2004 21:27)
any indenosia izao ohatra dia tsy tia karana sy sinoa koa ny olona,ary ny antony dia mitovy tsy misy valaka amin'ny any amin tsika.ny slamo aty frantsa hoatra dia atao mihintsy izay tsy hiarahana miaina aminy fa tena sovaka ry zareo.
17. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:44)
raciste daholo ny olona ry reto an.. misy na ny maintys aza ange raciste @ fotsy fa samihafa fotsiny ny fisehony e
18. rija ( 28/04/2004 06:29)
"I don't hate you because you're BLACK but I hate you because I'm WHITE !"
ôtran'ny nahafinaritra ahy io terme io sady mandamina e !
19. xxx ( 28/04/2004 09:15)
inona no dikan io terme io fa zahay tsy mahay teny anglisy koa mba te hizara fahafinaretana aminao
20. alz ( 28/04/2004 11:50)
Izaho nitazaina ho raciste (ohatran'ny akamaroan'ny gasy) saingy efa sitrana aho izao, na farafaharatsiny mieritreritra hoe tsy rasiste intsony.
Misy toetra tsy tiako tohy ny "tia kely", "be ady amin'ny tsisy dikany", toetra hita matetika eny amin'ny arabo avy ao afrika (du nord), saingy ilay toetra mihintsy no tsy tiako fa tsy ilay olona amin'ny maha-arabo azy. Satria na olon-kafa hafa firazanana aza no manao ireny toetra ireny dia tsy mety amin'ny piesiko.

Na izany aza aloha dia samy manana ny tiany, raha misy mahita fa tsara ny manao racistes, dia an'azy zany fa samy manana ny zavatra tadiaviny.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.454