racisme

61. ramoul ( 06/06/2004 20:37)
non peluche, zah nge matoa manaraka ny hafa dia efa nahita ary efa tratra.
Zay ny antony ary zah miresaka aminao zao dia aty an-tanin' olona.
Betsaka ny olona mankahala ahy aty satraia mainty nefa betsaka ihany koa ny tia ahy aty satria té hifanerasera amin' ny olona izay mbola tsy dia fahitany firy ry zareo.
Zay io zavatra io, ra tsy itanao maso tsy afaka ny hitsara olona ray ianao ary ny fomba fitafy koa mety manafina toetra fa tsy voatery hoe iny olona iny ratsy fitafy de ratsy ohantran' ny fitafiny koa ny toetrany, non diso mintsy zany.
Mety misy olona ray ratsy fitafy fa tsara ny toerany na koa hoe minsy tsara fitafy fa ny toetrany tsy mitovy amin' ny fitafy anaovany akory.
62. ramoul ( 06/06/2004 20:41)
marina mintsy io voalazan' i fijo io satria aty amin' ny cartier zay misy anay de betsaka ny tavaratra(karana sy arabo) izay mangalatra sy mandoro fiara nefa ny mpitsara tsy mba mijery izay zavatra vitany akory.
63. peluche ( 07/06/2004 12:44)
fijo.Tsy niteny mihitsy aho hoe namorina ny gazety,saingy ny zavatra afaka hataony dia "manamafy",manodina ny lohan'olona,ohatra hoe raha mpanao gazety tsy tia karana dia mazava ho azy fa raha misy karana nanao tsy mety,tonga de lasa "gros titre"iny-ohatran'ny hoe mpanao gazety manome vaovao mivilana satria momba an'i ravalomanana na ratsiraka...
Ny mahagaga ahy @ ny hevitr'i fijo koa dia ilay hevitra tsy azo hozongozonina mihitsy hoe:"ny karana dia kisoa ,mpamitaka daholo,mpametsifetsy daholo sns"na dia efa manaiky i fijo ary hoe tsy voaporofo zany zavatra lazain'i fijo zany(tsisy statitsitika nanamarina ny hevitrao mihitsy).
Ny karana rehetra hoy i fijo dia manao an'izany @ ny gasy(gasy iza?)misolo vava ny gasy rehetra zany fijo,sa ny manodidina an'i fijo zay tsy tia karana(tsy voaporofo koa hoe gasy iza io???).Eny e hamaly indray i fijo hoe jereo ny manodidina(fa ny manodidina an'ny tena anie matetika miray hevitra @ tena e)
Ny fahatelo dia hoe ny karana dia mpametsifetsy sns ny gasy?ny vazaha nga tsy mametsifetsy,manalika ny gasy?i fijo ihany ary dia efa miresaka momba ny fampiasana ny mpiasa aty madagascar-ny famonoana an'izy ireo,na gasy ary dia manao an'izany.
64. nikopol ( 07/06/2004 12:57)
Fijo sy peluche : mifankatiava ihany raha mbola velonaina.
65. peluche ( 07/06/2004 13:02)
ramoul sy fijo.Misy olona avy any Avaratra nanao conférence momba ny communauté-ny.
Ny tavaratra matetika dia manana ny lazany zay ratsy,tonga dia misy "etiquette" @ ny andriny.Ankoatran^'ny tsy fandraisana azy noho ny lazany,na manana papier ary izy ireo dia tsy hahita asa satria efa mipetaka @ andriny ny "etiquette" hoe:ohatran'ny nolazain'i fijo sy ramoul zay mihitsy mpangalatra sns,ary izy moa ny tsy mahala ny "terroriste arababo"nanapoaka ny tourny new york sy ny train tany madrid.Ka na manana ttsy ary izy ,tsy hovoaray hiasa...tsy hovoary anivony société mihitsy,havahana. Tonga @ ilay fitenena hoe "1 prophetie qui se réalise" sa tsy izay moa ilay prédictionn'ny ankapbeazan'olona hoe tavaratra iny ka mpangalatra,terroriste.
66. fijo ( 08/06/2004 00:26)
adalan'iza anefa raha manilika ny tavaratra ny olona???maninona ny tanana tsy be azy no milamina???raha vao tafiditra ao izy dia manomboka ny korontana.tsy foronina anie izany fa zavatra hita sy hiainana e.
momba ilay resaka karana.matoa ao mada mandeha sy mihainohaino any ny resaka OPK dia satria ny olona efa leo.tsy mbola misy resaka OPV(vazaha)a ny.misy ratsy ireo ary tsy za mihintsy no hiaro hoe tsara ireo fa raha manomboka manaliaka dia hoavy koa ny azy.
67. chipie1 ( 08/06/2004 07:30)
68. peluche ( 08/06/2004 13:11)
raha tsy diso aho dia rehefa namaky ny antony tsy hitiavan'i fijo ny karana dia:niara-niaina t@ ny karana tany majunga i fijo,zany hoe ilay karana nifanerasera t@ i fijo tany majunga zany,any ka isakiny mahita karana i fijo dia ilay karana niara-niaina t@ i fijo no tadidinao-tonga de hitsara ny ao an-tsaina satria mahita an'ilay olona hoe karana.
Otrany hoe miverimberina foan ny teneniko satria mamaly ny zavatra tenenin'i fijo zay miverimberina foana aho.
tsy novalin'i fijo hoe voporofo ve zany zavatra lazain'i fijo moba ny fahitan'i fijo an'izany karana izany?
raha olona kamo hieritreritra aloha ny miresaka @ i fijo de mandray tanteraka an'izany hevitra mivilana zany.Tsy aiko hoe olona milaza mahay lalana ve no sahy milaza hoe tsy manana zo @ maha-olombelona azy ny karana,fa mitovy @ny kisoa.Sa misy lalana gasy mampianatra an'izany?
69. ramoul ( 08/06/2004 13:22)
zay nadray aloha no tsy fantatro ra amiko manokana.
Tsy ny olona mahay lalana ihany nge ry peluche no afaka hitsara hoe ny karana dia kisoa é!. Fa na olona tsotra tsy mahay ny lalana ary mahita izany zavatra izany.
70. xxx ( 08/06/2004 15:38)
Aoka ho marihina fa i ramoul sy fijo no mahita ny karana kisoa hatramin'izao,fa tsy ny olona rehetra.
71. fijo ( 09/06/2004 00:50)
marihiko aloha fa izahay tany mahajanga dia tsy nihara nihaina tamina karana ,fa be karana any ary dia samy mahita ny zavatra ataony daholo ny olona tany.tsy nisy iray tanana taminay ireo.
za tsy milaza koa (fa aza avadika ny filazako,fa tsy manana zo hitovy amin'ny olona izy)ny zavatra nolazaiko dia amin'ny lalana gasy dia tsy mahazo nationalite gasy ianao raha tsy gasy ny dadanao.raha vahiny no miteraka any,tsy lasa gasy mihintsy ny zanany.toa miova mantsy izao no fandikana ny zavatra nolazaiko.za kosa dia manaiky ary mbola milaza fa tokony hasiana lalana hatao,mba hanilihana ireo karazan'olona ireo.satria manimba ny firenena fotsiny ireo,fa tsy mitondra inona ary tsy mahay mihaina miaraka amin'olona.
72. peluche ( 09/06/2004 18:04)
tsy voa maika loza raha izany,hay fijo zany tonga @ ilay fitenenana hoe mpitsara fahatany,tsy mahay nefa mitsara.Fa anga moa i fijo tsy nampitovy an'ny zareo t@ i kisoa,tsy biby moa ny kisoa?
Mazava tsara ny fanazavana nomen'i fijo momba ny nationalité gasy,efa novaliko eo ambony ilay izy,fa zay hevitro manokana.
Fa ny lalana nga moa tsy tokony hitovy satria i fijo milaza hoe manana zo mitovy @ny olona rehetra izy.
Fa tsy fanatatro hoe hosahy hanao an'izany ve ny lalana gasy:heritrererto hoe hasiana article manokana momba ny karana.
misy gasy hitaraina hoe tsy tia frantsay de tokony hotatnterahina koa hoe hasiana lalana manokana mandroaka ny frantsay.
Raha tsy diso aho ny toetrin'ny lalana dia"objectif",tsy arahin'ny fo,tsisy"subjectivité","caractère général" zany hoe ny lalana noforonina hanasazy sy hanitsy sns n'iza n'iza tsy manaraka an'iny...fa ny an'i fijo zany dia hasiana lalana manokana ho an'ny karana,mahagaga ahy hoe taiza i fijo nianatra hoe ohatran'izany ny fandehan'ny lalana.
Momban'ny karana manimba ny firenena...fa ohatran'ny ahona moa ny olona tsy manimba firenena??mahay mihaina miaraka aman'olona???
73. ramoul ( 10/06/2004 15:44)
xxxxxxx zah tsy nilaza hoe ny karana dia kisoa fa ny fandraisanao ny fanazavako ngambany no tsy nety tsara.
xxxxx fa ngaianao karana kay no toa manao xxxxxx?
74. fijo ( 11/06/2004 00:39)
tsy mazava amin'i peluche ny tiako lazaina.rehefa hanao lalana hanenjehana ny karana ny tena tsy adala ka andeha hiteny hoe hoan'ny karana.tifirina izy ao amin'ilay lalana fa tsy tononina akory .aza hafangaro ny resako.
le hoe mitsara fahatany laviko,satria hiaraha mahita ny zavatra ataony ao majunga,nosy be diego.
peluche aminao ve ireo ataon'ny karana ireo no atao hoe manavotra ny firenena.omeko ohatra ianao.any antsohihy dia tsy mahita lasantsy matetika ny olona,dia lasa mividy lasantsy any amin'ny karana.satria asitriny ny lasantsy.fitiavana an'ny mada ve izany aminao.hita any morondava koa io fomba io ary indraindray ao mampikony.fitiavana ny gasy izany aminao.????arovy ary.
75. peluche ( 11/06/2004 13:15)
ny ohatra omen'i fijo dia afaka hampiarina @n'ny olona rehetra.Ataoko fa nisy gasy koa nanao risosrison'ny lasantsy(te-hahazo tombony)t@ ireny crise ireny.Ny vazaha tsy sasatry ny manavaka gasy ao amin'ny orinasa,tsy mahay hafa tsy ny manapepo,manambony tena sns...Ny tiko lazaina dia toetran'olombelona tsy ankanavaka reo toetra hankahalan'i fijo an'i karana ireo,na gasy na karana na vazaha samy manana an'ireo toetra ireo daholo.fa ny an'i fijo mampiavatravatra ny an'ny karana noho ny fankahalan'i fijo azy manokana.
Ny lalanan'i fijo zany manenjika manokana an'ny karana fa afenina,hatao tsy hita mibaribary hoe ry zareo anie no enjehina?
76. ramoul ( 11/06/2004 13:45)
Peluche ny vahoaka rehetrange samy manenjika ny karana daholo fa manenjika mmiafina é!
Samy manao zay maha-velona azy daholo ny olnona fa ny an' karana dia efa trop laotra, ary tsy manome tsiny ny mpangalatra zanaka- karana zah satria raha tena nodinihina dia fanambarany manoka fa ry zareo tsy tia karana mipetraka eto Mada, ary io fomba io no hanehoany ny tsy fitiavany azy.
77. peluche ( 12/06/2004 11:15)
efa mazava anie fa ramoul manaraka am-bokony ny hevitry ny vahoka fotsiny,tsy afaka handinika fa manara-dridrenirano zay tenenin'ny manodidina.Ary samy mankahala an'ny karana i ramoul sy fijo fa ny an'i fijo ampiharina @ lalana zany(tsy hatao mivantana),fa ny an'i ramoul manao kidnaping ny zanany sy mirotaka ny magazainy...
78. ramoul ( 12/06/2004 19:36)
hihihi peluche samy manana ny fankahalana karana avy ny olona:-)
Peluche ra tsy mandinika tsara nge tsy afaka manaraka ny hevitry ny sasany é!
79. fijo ( 14/06/2004 23:46)
marina fa samy tsy tia ary mankahala karana ny gasy fa dia samy manao izany mangingina any.matoa raha vao misy olana dia ireo no atao lasibatra dia efa tsy tiana izy izany.ka izay mihintsy no tokony hanaovana ilay lalana ankolaka mba ahamora io fandroahana azy io.aty frantsa ohatra misy ny double peines,mba hanakiviana ny vahiny.racisme io fa aradalana.ka maninona raha mba manao ko aisika mba hifanaraka ny tian'ny olona sy ny lalana?
80. ramoul ( 15/06/2004 20:39)
Lay manaanteraka izay ndray ry fijo tsy olana mintsy fa eo amin' ny mpitondra no mety tsy hanaiky izany.ra amiko aloha dia zay é!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3519