racisme

81. fijo ( 15/06/2004 23:32)
ka misy ireo mpitondra ireo miray petsapetsa aminy ko.
82. ramoul ( 16/06/2004 20:30)
ka eo koa ny tena tsy mety
Ra mbola miray petsapetsa amin' ny karana ny mpitondra dia tsy hisy zavatra ande amin' izay lohany ny eto Dago.
83. fijo ( 18/06/2004 04:44)
izay no tokony hiadivana mafy,satria dia maro no manao io firaisana petsapetsa io.
84. peluche ( 24/06/2004 10:45)
fijo/tsy fantatrao ny tian'ny olona(ny gasy),izaho zao dia tsy efa ao anatin'izany olona izany.Sao dia tokony hijery droit international ihany koa ary i fijo,mamerina ny lesona momba ny "droit de l'homme".Sady ahona nohiafaran'izany lalana miatsara-velatsihy,manavakavaka zany?
85. fijo ( 25/06/2004 00:01)
omeko ohatra ianao.any australie ny mainty dia mijaly vao tafipetrakaany raha hoekena aza.nefa raha fotsy ianao misosa toy ny nasianba savony."droit de l'homme?"aiza?
ny tany rehetra dia miaro ny azy daholo.koa maninona isika no tsy hafaka hanao toa izany.
86. peluche ( 25/06/2004 13:17)
fa australie anie an'ny mainty ,an'ny "aborigène" zay nocolonisén'ny anglisy,fa tsy an'ny australien anglisy t@'ny voalohany.zany hoe nalaina ankerisetra.tena ekeko fa tsisy droit de l'homme mihitsy zany na kely azy.fa zay no tantara tsy afaka ovaina,ary zay no hiadivan'ny "aborigèneny" zoany @'izao,jervo @'ilay athlète nitondra saina aborigène sy austalien,tsy tadidiko ny anarany.raha tsy zany ve mahazo toerana ny droit international @ zao,rehefa firenena tsy manaja ny zoan'olona de mety voenjika.tsisy maharatsy ny miaro ny azy mihitsy raha manaja ny zoan'ny hafa.
87. ramoul ( 25/06/2004 20:31)
Ny zoan' ny hafa ajaina dia ny an' tena tsy asina asiny mintsy.
Tsy mety zany.
88. pitchou ( 28/06/2004 05:23)
aza d manaratsy sy manenjika karana re fa mba maro aminareo any koa ny manao ny tsy mety nefa any an-tanin'olona e! ny karana no mbola mifehy ny ekonomiantsika ary mbola ny gasy, tsy ny mpitondra irery fa ny ambaratonga rehetra hatrany @ mpaafa tranony, no manohana sy mampiroborobo ny asany! gasy miasa aminy no mahatonga ny problema rehetra fa raha tsy manao an'izany ny gasy d hilamina ny fiainana! ary mahafinaritra gasy ny manompo karana satria na dia omena gasy karama mitovy @zay omen'ny karana aza izy d aleony miasa any @ karana! raha samy "jône frans" ihany na manatombo aza ny karama omen'ny "jône" gasy d aleony ihany any @ karana!!! ka toa lasa theorie fotsiny le hoe tsy tia karana e!
89. pitchou ( 28/06/2004 05:27)
ary ny droit de l'homme zany ange ... raha tena dinihana natao hiarovana ny tombontsoa sy lazan'ny sasany fotsiny fa tsy natao ho an'ny rehetra akory e! satria iza moa no ao ambadiky ny ady sy korontana misy? ny ankamaroany tsy ireo firenena midradradradra ny droit de l'homme?
90. fijo ( 28/06/2004 20:55)
io voalazan'i ramoul io dia mitombona tokoa ka tokony hampisaina ireo miaro ny karana sy ny tariny.
ny droit de l'homme moa dia efa io voalazan'i pitchou io.
i joda koa moa dia iny tsy naharitra fa mba nanisy resaka iny ny farany ka dia hoavy indray i peluche izao hiaro ny karana ary hamely an'i joda.
91. pitchou ( 29/06/2004 06:17)
aiza joda zany fa tsy hitako?
92. fijo ( 29/06/2004 23:38)
ary ambadika ary re izany e.
93. ramoul ( 01/07/2004 12:30)
Ny droit de l'homme dradradradraina fôna nefa ny firenena mampiasa azy tsy misy afa tsy frantsa nefa koa ry zareo toa nivadika filamatra raha ny fahitako azy.
94. xxx ( 01/07/2004 13:20)
tsy mbola mihatra tsara izy ara-pratika fa reconnu officielleemnt,efa dingana lehibe iray vita zany.Raha ohatra ka tsy nisy droit de l'homme dia tsy hovoasazy ny mpanao Apartheid tany Afrique du sud,natao ohatran'ny tsy misy ny fandringanan'ny nazie any jiosy,ny fandringanana ny ethnie iray tany rwanda,sy maro hafa.Soa ihany fa tsy ny gasy rehetra no mihombon-kevitra @'i fijo hoe:"tsy mampaninona ahy ny hampitovizana @ ny nazie,mpamono olona raha izany no hafahana hanafoanana ny karana aty madagascar",soa ihany fa ao ny droit de l'homme manasazy ny firenena,ny olona,tsy an-kanavaka zay manitsaka ny zo maha-olona.
95. pitchou ( 01/07/2004 17:07)
saingy izay kay ra-xxxxxx no mba nanasazy ny frantsay nahavanon-doza teto amintsika t@ andron'ny fanjanahan-tany? sa manohitohina ny tombotsoan-drizareo izany ka tokony asitrika ny droit de l'homme?
96. fijo ( 01/07/2004 22:51)
marina io voalazan'i pitchou io,ary iza koa no safy hanasazy ny sinoa tamin'ny nataony tao tibet?aryiza koa no sahy hanasazy ny israelianina ao palestna.
amiko rehefa tsy manaja ny taninao ny vahiny dia rarinyraha roahina na faizina tanteraka.ary faly aho raha mahavita an'iany.tsy mahamenatra ahy izany hevitro izany ary tsy hiafenako PS eto akory ry XXX tsy menatra amin'ny fisainanay.
97. pitchou ( 02/07/2004 17:42)
soa ihany angamba isika tsy mafana rà be otran-drizareo ety am-pita etsy fa raha tsy izany dia asa foana! hisy tsy hahita tany handosirana eto!
98. peluche ( 03/07/2004 14:22)
pitchou/zay ndrindra no antony nifanarahan'ny firenena maro,tsy ny eurpoena sy ny usa manakarena ihany fa hafa koa,madagascar koa ao anatiny, mba tsy hiverenany fanjakan'ny baro ohatran'ireny...mba hisy ny lalana mamehy ny herisetra sy fisainana tsy manaja ny zo-maha olona toy ny an'i ry fijo.
fijo/
fa iza anefa no naonme an'ny palestine an'israelianina?Ary naninona ry zareo no tonga eo?hain'i fijo marina ve hoe inona ny antony le ady'?to fahazaran'i fijo le mandray tsipolotra,tsy mijery zay ao ambadika dia avy eo mizara hevitra mivilana,ary avy eo mitono tena nianatra lalana...tsss,mahampomehy raha zany mba lesona afaka zarain'i fijo momban'nylalana,ny "droit de l'homme" zay anisan'ny lesona voalohany arany tsyhain'i fijo akory ny A sy ny B-ny.
99. welieoelee ( 08/12/2004 15:06)
Maha liana dia maha liana tokoa ny adi-hevitra eto. Izaho dia anisan\'ireo olona azo lazaina ihany hoe raciste.....indrindra raha eo @ lafiny hoe fiarahana.
Izao dia manana namana avy @ firenenena hafa maro dia maro (Rainiboto, Frantsay, Sinoa, Thai, Japs, Arabo, Latinos ary Afrikana - avahako hoe Afrikana an!!!...).
Mifandray tsara izahay rehetra ary ny namako akaiky ahy indrindra dia rainiboto sy Latinos.

Rehefa tafaresaka toy izao izahay ....... dia miresaka momba io racisme io.
Samy ouvert daholo izahay miresaka ary dia tsy misy menatra milaza fa samy raciste daholo......ny antony no samy manana ny azy.

Izaho ohatra mitsotra hoe tsy tiako ary tsy iriko mihitsy ny hiaraka @ arabo (silamo no tiko lazaina @ io an!) satria voalohany tsy mitovy finoana amiko ary koa ireo izay fantako sy hitako dia somary tsy dia mahalala fomba loatra (point de vue-ko io an!). Na koa ohatra hoe Afrikana, tsy afaka ny hiaraka aho.

Ny rainiboto ohatra miteny hoe tsy tia miaraka @ mainty satria tsy mitovy culture aminy ary ilay namako dia voataiza t@ famille tena stricte raha io resaka io.

Rehefa tena samy miresaka franchement dia samy matsapa-tena fa samy misy maha-raciste kely azy avy daholo ny olona rehetra.
Rehefa miresaka ny hafa aloha dia miseho hoe non...fa rehefa mikasika ny tena...eo vao tonga saina. :lol:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3242