racisme

41. xxx ( 24/05/2004 14:29)
raiso ohatra fotsiny hoe hatramin'ny mbola kely enao d'efa voateny ohatra hoe aza miaraka amin'ny ranona fa tsy mitovy amintsika izy...rehefa mihalehibe enao dia matetika manana namana mitovitovy milieu sy environnement,zay nitaizana otran'izany koa...sns
42. fijo ( 24/05/2004 22:56)
tsy marina io,mbola kely izahay dia notenenina hoe aza miaraka amin'izao fa isika toa izao.nefa ny namako tany majunga dia antesaka aby.ny RaR dia tsy mankahala karana ,ary tsy notaiezana tamin'izany aho,nefa za dia mankahala hatramin'ny fakany ireo karazan'olona ireo.nampianarina hanaja vazaha izahay,nefa za tsy manaiky hotsindrian'ireo.ka mitadiava antony hafa fa tsy ao io.
43. peluche ( 26/05/2004 08:58)
Fa ny an'i fijo aloha dia tena "pensée sterotypée marina sady rebelle à toute critique"satria vao resahina de tonga de entim-po,ary stereotypé satria tsy hitiavan'i fijo karana zay hitany no tsy hitiavany karana sasany,zay foana ny haverimebriny vao mahita karana izy.
44. fijo ( 26/05/2004 23:36)
raha misy tsara ireo dia iray ao anatin'ny arivo.ka mora ny manao tsinotsinona ilay iray ao,toa izay hamela ny arivo noho ny nataon'ilay iray.za aloha tsy tezitra mihintsy fa diso kely indry.
45. peluche ( 27/05/2004 10:38)
Fa ny isan'ny karana tsara na ratsy tsy afaka porofoin'i fijo(sa efa nisy statistika nanamarina izany lazain'i fijo hoe ohatran'izao ny karana rehetra?)Tsy misy niteny mihitsy hoe tsara daholo ny karana fa,tsy mitombona le tonga de mitsara an'ilay olona nefa mbola tsy fantatra akory izy noho ny fiaviany.Manana zo miteny sy mieritreritra hoe tsy azokazok,afaka hifandray @ iny olona iny aho refa hita fa nisy tsy nety nataony ohatra na nisy tsy fifanarhana..zay hafa @ le hoe tsy lany ny vavoniko iny satria ny lokony,ny fiaviny,ny finoany otran'izao..
46. jhouhlambout ( 27/05/2004 11:11)
mmm....
47. fijo ( 27/05/2004 22:35)
peluche>tsy mbola nisy nanao stat,fa hatramin'izao aloha ny fantatro,izay toerana be an'ireo karazan'olona ireo dia mimenomenona daholo ny ankamaroan'ny gasy.asa raha sahinao ny handa an'izay.za moa dia efa niaina izany tany majunga,ka sahiko ny miresaka azy eto.miainga amin'izay no nakako io hevitro io.
matoa matanjaka sy misy ny fisainana OPK dia mahatsiaro ny olona fa misy raha tsy manjary maro ao.ary matoa ireo matahotra OPK dia mahana ny ataony izy.
48. peluche ( 28/05/2004 13:06)
Ny zavatra lazain'i fijo anie zany zavatra manidina,miankina @ rere-manodidina e,tsy zavatra voporofo...Raha tany majunga,aleo marihana tsara hoe ilay olona(karana)nifanerasera t@ i fijo sy namana sy ny manodidina-anao no nanao tsy nety,nametsifetsy anareo fa tsy hoe refa karana ilay olona tonga dia mpametsifetsy.Tsy izay moa ilay an'i fijo?
Raha ny resaka opk de otran'izay ihany koa no handraisako azy:zay membre ny opk dia nifanerasera t@na olona(karana),dia nisy tsy nifanarahana,nametsifetsy sns ilay karana,sady matetika moa zay no tonga de etiquetten'ny ry zareo-de zay no lasa hataon'ny teny filamatra.Mora be ny mampita an'izany aman'olona mbola tsy nifanerasera tamina olona(karana),hoe ohatran'izao ireny.Raiso ohtra fotsiny hoe misy olona mbola tsy fantatrao,dia hoy le namnao hoe ratsy loha iny olona -zao no nataony tamiko sns,mazava ho azy fa homora voatarika ny tsy hotian'iny olona iny ianao...
49. ikaretsaka ( 28/05/2004 21:19)
fa izao koa no voamarika ka an.. izay tany misy karana sy tavaratra dia toa ry zareo foana no ohatran'ny halan'ny fiarajha monina.. asa na tsy mahay miaina ry zareo na miseho manjakazaka na tsy haiko.. fa jereo ange ny misy anareo tsirairay avy e...
50. ramoul ( 31/05/2004 21:18)
marina mintsy zany ry ikaretsaka fa ny tany na tanana izay misy andry jareo dia tsy mba milamina zany mintsy fa tsy maintsy misy korotana fôna.
Peluche ka ra efa nolazain' ny namana fa ilay olona izay hiarahana dia olona tsy manjary( mpandainga, mpamitaka, mpametsifetsy......) ve dia mbola hiarahana ihany na dia efa nahavita zavatra tsy manjary taminao ary izy?
Amiko manokana aloha dia manohana ny zavatra noteneni' ny fijo aho satria maro ireo olona izay tsy fantatra ny fihaviany nefa miseho fa izy no mahavita be dia be indrindra, non tsy manaiky zany mintsy zah ary anisan' ilay mimenomenona satria ry zareo tsy any amin' ny taniny no manao ny lohany fa aty amin' ny tanin' olona. Tsy manaiky mintsy zah aloha é!
51. peluche ( 01/06/2004 07:58)
Fa mbola miverina @ teneniko ihany aho hoe hoe rehefa tsy voaporofo dia zavatra manidina,raha olona mandinika alohany hitsara no miresaka @ ikaretsaka dia hifanerasera @iny olona iny izy,zay vao hiteny hoe ohatran'izao ny fahitako an'iny olona iny fa tsy hoe nahare ny zavatra tenenin'i karetsaka dia hanaraka ambokony.Ny karana manjakazaka?ary ny vazaha nga tsy manjakanjaka?ny gasy manabola nga tsy manjankajanka?
Ramoul:azo lazaina hoe manarakam-bokony zay lazain'ny ,fa tsy mananna hevitra mahaleo tena,tsy mandinika fa tonga dia mitsara-manjary hoe miteny zavatra tsy hay,mitovy @ ny miteniteny foana.
52. nikopol ( 01/06/2004 08:05)
Misy manja be ireny sipa karana ireny an! Peluche sao dia karana fa izaho mba te haka nationalité karana.
53. ramoul ( 01/06/2004 12:16)
Ka tsy mila profo akory nge peluche ilay izy é!
Ekeko fa ny zavatra rehetra mila profo fa ny zavatra vitan-dry zareo na tsy mila profo ary de ita fa tsy mety mintsy.
Peluche:ka fantatrao ilay olona fa tena manana toetra ratsy ve dia mbola hiarahana ihany? zany ve tsy midika fa ianao izay miaraka aminy koa nge ka mitady loza!
Efa fantatra zao ny toetrany fa ratsy sady ianao efa nahita ny zavatra vitany taminao, ary ny olona efa nilaza anao fa iny olona hiarahanao iny nge ka efa nigadra ohatra na efa nahavita zavatra ratsy tany amin' izay nisy azy tany ve dia mbola hiarahanao ihany?
54. fijo ( 02/06/2004 00:07)
peluche>mahagaga ahy fa ianao irery izao no tsy mahita ny zavatra hafiotsok'ireo ao mada.asa izay antony fa miniha mikipy ianao.naika haka ohatra io vartra sy karana io aho,fa efa voalazan'ikaretsaka ilay izy.aty frantsa dia izao,raha misy halatra 10,8amin'ireo varatra no nanao azy,iray fotsy ary iray mainty.ka profo inona indray ary.isaky ny maheno trafika ao amin'ny port ianao any mada firy ny karana tratra?firy ny vahiny hafa,ary firy ny gasy.lafo be ny lasantsy tany antsohihy,fantatra fa ny natony dia satria novidiandry karana aby ny lasantsy dia izy no mivarotra azy lafo avy eo.fampandrosoana daholo izany O.sao dia mila zavatra haniratana maso ary i peluche fa toa manjavozavo ny fijeriny.
torohevitra io,sao lazaina fa sosotra indray aho.
55. peluche ( 02/06/2004 12:16)
ramoul/tsy mila porofo satria efa heverinao hoe hananao ny valiny.averiko fa zon'i ramoul ilay pensée stéréotypée voalaza etsy ambony.Fantr'i ramoul taiza ilay olona??tsy avy @ alalan'ny namna?hay moa zany ramoul le manara-dridrenirano zay lazain'ny namana fotsiny fa tsy afaka handinika,hijery hoe marina ve lazain'ny ranamna na tsia..
fijo/tsy mahagaga ahy ndray i fijo raha ohatra ka tsy mahita hafa tsy ny ratsy ao @ karana,satria efa feno fahankalana azy hatramin'ny voalohany mihitsy,hoy i fijo hoe:"tsy nampianarina-tsy notenenina ny hankahala karana mihitsy aho fa alako hatramin'ny volohan'ireo olona ireo"mazava ho azy fa tsy afaka ny hannana saina hieritreritra sy handinika fa tonga dia ny hitsara foana ny mandeha aloha.Nga moa ny mpanao lalàna,ny mpitsara alohan'ny mitsara tsy mandinika,mieritreritra,manao analyse alohan'ny tonga de mitsara nefa tsy mahalala???
56. peluche ( 02/06/2004 14:29)
Momba ny lazain'ny gazety:betsaka ny zavatra afaka ovaina,mbola olona koa ny manoratra an'iny raha tsy diso aho-tsy miteny mihitsy akory hoe tsy nanao an'izany ilay karana,fa misy vazaha na gasy manao an'izany koa,saingy ny an'i fijo efa lay fankahalana no misesika,any ka mora ny mitsmbikina vao mahita hoe nanao ratsy ny karana sasany..
Ny hevitr'i fijo zany tsy azo disoina mihitsy hoe misy karana tsy ohatran'ny fieritreretan'i fijo azy,na dia tsy manana porofo ary i fijo hoe ohatran'izay daholo ny karana dia mbola mihizingizina(hafa tsy hoe afaka hiteny ngamba i fijo hoe:eny ry zareo ,sur à100% aho fa ohatran'ny lazaiko anareo daholo ny karana rehetra).
Ny hevitr'i ramoul ndray de manaraka am-bokony tenenin'i namany sy ny manodidina hoe ohatran'izao iny olona iny fa tsy afaka ny handinika,sy hanana ny heviny manokana.
57. ramoul ( 02/06/2004 16:25)
Peluche ka io zavatra io nge dia zao é! jerena amin' ny fomba fihetsiny fotsiny ry zareo dia fantatra fa tsy mila profo ary mila mandinika tsara hoe inona avy ny zavatra nitranga tamin' ny hafa alohan' ny hiarahako amin' io olona ray io?
Zay faotsiny dia ho itana fa tsy alehany ny olona izay hiarahanao amin' izao fotoana izao.
58. ramoul ( 02/06/2004 16:30)
Samy manana ny heviny manokana ny olona ry Peluche à; fa sainga ny zavatra tenenin' ny olona maro maro fa mitovy ny zavatra tiany ho teneny marihako tsara, dia mazava ho azy fa tsy mety ny miaraka amin' ny olona tahaka ireny. Ary eo mintsy n mahatonga ilay racisme.
59. peluche ( 03/06/2004 10:33)
Ramoul:ohatran'ny hoe jerena @ fomba fiankajon'ilay olona de tonga de hita hoe tsara loha na toetra iny.Heritrereto koa hoe handeha any allemagne na firenena hafa ohatra i ramoul:tsy hiresaka @ i ramoul izy satria hoe mainty,mahantra,voretra,mpitabatabsns...zay matetika ny hasesikin'ny olona mankahala ny mainty.
Samy manana ny heviny manokana??nefa i ramoul manaraka an-jambany tenenin'ny be sy ny maro.de raha ohatra zany ny be sy ny maro hiteny hoe vonoy de hamono koa?
60. fijo ( 03/06/2004 23:17)
satria izany ny gazety di amamorona rehefa milaza ireny fitaka sy halatra ary fanondranana zavatra ataon'ny karana ireny.aty frantsa ohatra dia efa hita mibaribary izao fa ny varatra no tena hita matetika rehefa misy halatra sy korontana dia mbola hiaro azy ihany hoe tsy izy rehetra anie io e.ny zananany no mitondra halatra ao an trano,tsy miteny ny Rar,dia olona tsara ilay Rar amin'izay????
ny mpitsara ve dia hanameloka fahatany.mazava hoazy fa tsia.saingy izaho koa mahatoa tsy tia andreo dia efa maro no hitako ka leo aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.519