Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
vanilia ( 05/05/2004 11:31)
Vehivavy mamelona bandy
Efa nalefan'imailaka ny hevitra hoe "bandy entretenu", ny ahy ndray ataokou mivadika ndray ny resaka, ahoana re ireny sipa mamelona bandy ireny??? Inn no tena blem? lay bandy velomina alou raha toa ka... suite
répondu par sipagasy le 23/07/2004 19:02
hendry ( 05/05/2004 10:06)
vonoina sa avela hiaina?
Ady hevitra be eny @ toeram-pitsaboana matetika ny momba ny marary zay hita fa tsy ahitana fanafana ntsony hoe hovonoina sa avela hiaina. Misy manko ireo marary, tsy mahay miteny ntsony, tsy afaka mi... suite
répondu par idealy le 23/06/2004 04:54
fatou ( 05/05/2004 10:01)
Mahery mihira Jeneraly sy Henri R.
Raha i Poopy na iFafah na artista hafa no mihira hiran'oulnkafa dia fantatra foana hoe i anona izay na i anona.Fa raha i Mahery dia tsy fantatra mihitsy fa tena mitovy ny feo,tena mahay izy,saingy ts... suite
répondu par six le 28/05/2004 10:40
fatou ( 05/05/2004 09:46)
Peut-on choisir les parents adoptifs de son enfant?
tokony ho mety angamba é... suite
répondu par fijo le 10/05/2004 23:03
xxx ( 05/05/2004 08:49)
NY TENA FAMELAN-KELOKA
NY TENA FAMELAN-KELOKA … Manontany ny hevitry ny namana aho ny amin’ny hoe famelan-keloka : “inona marina aminareo no tena atao hoe famelan-keloka ?” eo amin’ny lafiny t... suite
andriambelo ( 04/05/2004 23:01)
Antoko Mpihira Malagasy eto Frantsa
Any La Grande Motte, Montpellier, ny 20-23 May amin'ity taona ity. Firavoraoam-be fa tongava daholo e.... suite
répondu par fijo le 14/05/2004 00:00
oully ( 04/05/2004 16:53)
Vitamina
A: Asany: Miaro ny hoditra, mampitombo, manampy amin'ny fahitana. Ahitana azy: Dibera, krema, fromazy, atody, trondro. B (b1, b2, b3, b5, b6, b8, b9, b12): Asany: Miaro ny ati-saina, mampitombo... suite
répondu par oully le 06/05/2004 16:20
voninkazokely ( 04/05/2004 16:50)
à Dieu vetivety!
Ho anareo namana rehetra! Miala tsiny aho raha tsy afaka nanoratra anareo namako tsirairay! Tena faly dia faly tokoa ny foko nadray anareo ho namana! Manao veloma sy ba betsaka anareo vetivety ny t... suite
répondu par fijo le 28/05/2004 05:04
imailaka ( 04/05/2004 15:46)
sahala amin ny tsy mang....
azafady fa fomba fiten-jatovo tamin izany andro zany io, nentina nilazana ireo toetran ny zatovovavy niavona sy manindraindra tena ka na arahaba aza dia tsy novaliany , ilay mangarika sy mahavita man... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:46
imailaka ( 04/05/2004 15:36)
Bandy entretenu
Dia aôna ndray aza raha ohatra ka oe bandy miaina eo ambany elatry ny vehivavy e!!!!!! tsy miasa tsy mitatatra fa velomimpotsiny ohatry dia i madama no miasa sy mifofotra !!!! raha ohatra ka zana... suite
répondu par sipagasy le 22/07/2004 18:19
aladin ( 04/05/2004 15:18)
MAMPIARAKA
ho anareo efa nampiaraka inona no souvenir tena tsy afaka ao an-tsainareo sy ao am-ponareo indrindra?(tsy tafiditra ao alou ny resaka sex an!) Nenah 'zao de tratran'ny orana tany ankodaoda be andro a... suite
répondu par fijo le 11/05/2004 21:28
ravatorano ( 04/05/2004 12:42)
Midangana tena mila ho sempotra ny vahoaka
Nilaza ny Filoha Ravalomanana omaly fa tsy eto Madagasikara ihany no misy ny fisondrotry ny vidim piainana fa saika manerana an izao tontola izao mihitsy. Misy marina izany saingy ny fiantraikany any... suite
répondu par fijo le 11/05/2004 00:24
vatosoa ( 04/05/2004 08:57)
Inona no mba fahafinaretanreo?
Inona ry reto no mba zavatra tsotra nefa mahafinaritra anareo indrindra? ( Ankoatra ny resaka sex sy ny sisa ). Ny ahy ohatra dia ny milona ao anaty baignoire eau avec eau chaude dia bataiko ny télé... suite
répondu par kitjo le 03/06/2004 18:16
kitjo ( 04/05/2004 05:06)
hatrany an-tanana
t@ gazety androany io no nalaiko Commune urbaine d’Antsirabe Les visiteurs ont dû remarquer les changements que la ville d’Antsirabe est en train de subir en ce moment. La mairie met en plac... suite
répondu par kitjo le 08/05/2004 03:00
hery ( 03/05/2004 23:39)
Ity forum ity
Tsy tsikera momba ny takelaka, na momba ny votoatin'ny serasera fa eritreritra mandalo fotsiny. Any am-pianarana izahay dia takiana hanoratra, hanoratra, hanoratra hatrany. Ary rehefa avy manoratra i... suite
répondu par fijo le 26/05/2004 23:19
besoiiin ( 03/05/2004 19:08)
fitiavan'dry môpera....
mialatsiny aminareo catholique! fanontaniana ny ahy ity;mba tena mahatanty tsy mitsaokalentika marina ve ry môpera sy masera ireny mandritra ny andrompiainany e? sa...... de havela hangahiahy fotsiny... suite
répondu par methode le 05/08/2004 22:56
kally ( 03/05/2004 18:52)
Ny mafy indrindra ...
Efa samy nandalo zava-tsarotra daholo ihany angamba teto @namana,tsy ny lafiny fitiavana ihany fa t@ fiainana andavanandro koa!tantarao hoe...... suite
répondu par kitjo le 20/04/2005 06:41
mumu ( 03/05/2004 18:28)
i samoela
mba tinareo ve ny tononkirany, fa toa miteniteny fôna , toa mitantara zavamisy kou nefa ka .... suite
répondu par ikaretsaka le 04/06/2004 03:13
nananie ( 03/05/2004 15:40)
Isa .
Salut daholo. Masika be ry reto le règle vaovao a. Rehefa fohy lôtra ny zavatra resahana de tsy mahazo isa hono. De za zany tsy hahazo isa mihintsy de avy eo koa tsy hitombo intsony ny biz omena n... suite
répondu par fijo le 18/05/2004 23:19
ljacks ( 03/05/2004 15:16)
diné au chandelle en amoureux
la classe?... suite
répondu par booboo le 04/06/2004 12:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4076