Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fatsoraly ( 15/05/2004 03:22)
Baibolin'ny bado
Miala tsiny aloha fa tsy voadikako ilay izy, nefa mino aho fa betsaka ihany koa ny mahay ny dikany. AMEN: The only part of a prayer that everyone knows. BULLETIN: 1. Catholic air conditionin... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 21:12
fatsoraly ( 14/05/2004 15:30)
Webmaster ah!
Ny ankamaroan'ny Gasy dia "kristianina", saingy tsy nisy nifidy ny finoany fa nanaraka ho azy ny finoan'ny Ray aman-dReniny. Hita taratra anefa ankehitriny fa dia mikororosy fahana ny finoana kristian... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/06/2004 10:49
kitjo ( 14/05/2004 15:23)
download-upload
Papa ? Dis-moi comment je suis né. - Très bien, mon fils, il fallait bien que l'on en parle un jour ! Papa et maman se sont copier/coller dans un Chat sur MSN. Papa a fixé un rancard via e-mail Ã... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/06/2004 18:06
ravatorano ( 14/05/2004 11:12)
rivodoza
nahazo anarana ilay rivo doza noresahako teto iny ary dia izany "Juba"izany no izy aminy. Any amin ny 1850 km atsinanan i vohémar na Iharana izy io omaly tamin ny telo tolak andro. Mizotra mianatsi... tohiny
fatsoraly ( 14/05/2004 10:36)
TENA mino aho satria...ary koa...
Your mighty acts, o God, have forged a path of disciplinship for me. Because you go before me powerfully and compassionately, I follow in joy and in trust, through Jesus Christ. Amen... tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2004 22:20
xxx ( 14/05/2004 10:03)
iza no mila azany eh!
ny tenako tovovavy, tsy sanatria akory anisan'irony mitonon-tena fa satria maro ihnay reo tovolahy mitady sila-panahy ka tsy aiko raha misy manjary amiko ihnay ry zareo reny fa raha mitady fanazavana ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 21:42
sipagasy ( 14/05/2004 09:10)
mitady hira
Mba mitady re raha misy manana ianareo dia mba ampidiro ato @ takelakisika ny hiran'i Malala Rabehaja & i Rabetrano ann! mitady mafy aho e! Misaotra mialoha... tohiny
ikotobalita ( 13/05/2004 22:15)
lavaka be ny kaontin'ny FJKM
Vao avy nijery ny vaovao tao à tribune aho ka io no hitako tao. 1 700 000 000 fmg no tsy hita tampoka. Ahoana izany ? toa tsy mino an'izany aho. Politique maloto indray io ! destabilisation du pouv... tohiny
novalian'i ramaso ny 07/09/2004 02:29
joda ( 13/05/2004 19:11)
tsy maintsy mifampitantana ve
rehefa mpisipa ohatran'ny tsy dia azoazoko..... tohiny
novalian'i dronga ny 02/07/2004 13:47
mahatoky ( 13/05/2004 07:56)
Ny polisy malagasy
Miala tsiny fa tsy ny rehetra no tiana ho lazaina eto.Fanontaniana ry reto a:Hatraiza no fetran'ny galona eny an-tsoroky nyagent iray Hita mantsy fa manararao -pahefana ry zareo ,ka tsy afaka mihaino... tohiny
ikaretsaka ( 13/05/2004 03:47)
ireo nivadi-pinoana
Maromaro amintsika ny hoe Katolika lasa protestant na protestant lasa katolina na silamo lasa kristyianina na kristianina lasa athe na temoins lasa batista .. na lasa jsosy mamonjy nivadika advantista... tohiny
novalian'i eliana ny 02/08/2004 03:58
kitjo ( 13/05/2004 02:12)
Dago: ovaina regions fa tsy province intsony
Tapaka t@ session pleniere omaly zany fa ny isany sisa no toa ts ifanarahana AOna n yhevitrareo?? Ho an'izay liana d inty jereo Gazety Express http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21218&r... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:07
hery ( 12/05/2004 20:01)
Nisy olana kely
Nisy olana kely ny site serasera.org rehetra androany. Olana avy amin'ny lohamilina mpampiantrano. Nanomboka t@ 12/05/04 21:57:33 - 12/05/04 21:20:45 Dia mbola tsy tafaverina tsara. Vao avy nan... tohiny
novalian'i fijo ny 13/05/2004 20:38
fatsoraly ( 12/05/2004 16:14)
Österreich - Austria - Autriche
Iza indray ary ny any Vienna (Austria) hijerena ny patiny rehefa tsy masaka aminareo ny any Australia? (nesorina fotsiny ny "al" Australia-al = Austria) isa...roa...telo...efatra...dimy...misi2 indra... tohiny
novalian'i booboo ny 14/06/2004 11:12
kally ( 12/05/2004 14:50)
Fihinana ve izany?
Eto indray samy mitantara ny sakafokafo fanaony tsy sahy aroso olona nefa tena tiana. Ohatra hoe ny ahy an!biscuits maromaro dia ataoko anaty ronono dia afanaiko. Ny an'ny zandriko an!mofo gasy sese... tohiny
novalian'i titakely ny 04/07/2004 19:20
xxx ( 12/05/2004 14:24)
ny firaisana
aminareo bandy ato, raha manao relation amin'ny sipanareo taloha ianareo dia inona no eprouver-nareo ? misy fitiavana ve sa mba manimanina fotsiny sa tsy misy olona hanaovana de ilay sipanareo talou ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2004 00:04
xxx ( 12/05/2004 14:19)
Mpisipa taloha nefa mbola misy firaisana
Aona ny hevitrareo hoe olona niaraka taminareo talou, efa tsy miaraka intsony efa herintaona nefa dia manohy manao rapport sexuel ? Mbola misy fitiavana ve izany ? na ilay bandy na ilay sipa ? ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/07/2004 07:57
mumu ( 12/05/2004 13:04)
zay sans Malala
vaovao ndray ô! i Malala hono niala tao am tarika "zay", tsy maintsy oe itady zay hahasolo any i Malala ndray zany...?... tohiny
novalian'i totty ny 19/12/2004 01:12
tsilan ( 12/05/2004 01:57)
Izay manao fanorona
Iza no tia fanorona. Raha atomboko vakiloha ny sehatra dia inona no valin'ady omena?... tohiny
novalian'i tsiaa ny 25/02/2005 11:05
arena ( 11/05/2004 18:38)
PARADISA
zà aloha Kristianina de mino sy manatena fa misy fiainana hafa akoatra ny eto an-tany any an-danitra ANY E !... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2004 22:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.6933