rivodoza

1. ravatorano ( 14/05/2004 11:12)
nahazo anarana ilay rivo doza noresahako teto iny ary dia izany "Juba"izany no izy aminy.
Any amin ny 1850 km atsinanan i vohémar na Iharana izy io omaly tamin ny telo tolak andro.
Mizotra mianatsimo atsimo miantsinanana izy io ary mitondra rivotra eo anelanelan ny 96 km/h -133km/h.Raha ny filazan dry zareo mpamantatra ny toetr andro dia mety ho levona any andranomasina izy io nohon ny fihenan ny pression.
Saika hadinoko fa 982 Hpa ny pression entin io kissilonina io.
2. kitjo ( 14/05/2004 16:35)
Mizotra mianatsimo atsimo miantsinanana izy io ary mitondra rivotra eo anelanelan ny 96 km/h -133km/h.Raha ny filazan dry zareo mpamantatra ny toetr andro dia mety ho levona any andranomasina izy io nohon ny fihenan ny pression.


AMEN!!!!!!!!!!
3. booboo ( 14/05/2004 17:04)
Amen.
4. dd ( 15/05/2004 05:00)
Ato no mety ahitanao mikasika ity rivodoza JUBA ity : http://www.solar.ifa.hawaii.edu/Tropical/tropical.html

5. dd ( 16/05/2004 06:43)
efa levona tany andranomasina i JUBA ...

Amen!
6. kitjo ( 16/05/2004 09:32)
Aleloia!!!!!!!
7. ravatorano ( 17/05/2004 06:35)
soa fa levona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1429