TENA mino aho satria...ary koa...

1. fatsoraly ( 14/05/2004 10:36)
Your mighty acts, o God, have forged a path of disciplinship for me.
Because you go before me powerfully and compassionately, I follow in joy and in trust, through Jesus Christ.
Amen
novalian'i fijo ny 18/05/2004 22:20
2. fatsoraly ( 14/05/2004 10:45)
Father, you have given me words of life; give me also the wisdom and tact to speak a word of warning to friends ("namana") who are boastfully living as if you did not exist. Use my witness to recall them to your salvation in Jesus Christ.
3. oully ( 14/05/2004 14:38)
fa nankaiza aza ny teny malagasy ?
4. fatsoraly ( 14/05/2004 15:28)
Ny ankamaroan'ny Gasy dia "kristianina", saingy tsy nisy nifidy ny finoany fa nanaraka ho azy ny finoan'ny Ray aman-dReniny. Hita taratra anefa ankehitriny fa dia mikororosy fahana ny finoana kristianina eto Madagasikara na dia mitonona ho "kristianina" avokoa aza ny ankabeazan'ny olona. Izany no mitranga dia satria isika "kristianina" anarany fotsiny fa tsy hita taratra @ fiainantsika andavan'andro akory ny finoan-tsika. Vao maika aza isika lasa ohatra ratsy eo @ fiaraha-monina ka miteraka fisalasalana ho an'ny olona hafa tsy hanatona an'i Kristy.

Ohatra akaiky:
Sendra tafiditra tao @ ilay rohy hoe "resak'olon-dehibe" eto @ ito sehatra ito aho kay resak'adala fa tsy an'olon-dehibe akory ilay izy. Hitanao ao misy maro ny "kristianina anarany fotsiny" fa dia ny ankabeazan'ireo mpanao resaka tsy matotra ao ireo ihany no mitonona ho "kristianina" eto @ ito takila ito.

Ny adala ve moa azonao atao inona saingy mba misy teny atsipy ho an'ny webmaster ito:
Diniho ny fanaraha-maso ny fidiran'ny zaza tsy ampy taona (farafaharatsiny) @ ireny sehatra ireny. Asa mba fantatrao ve ny fipetraky ny lalàna momba an'io na eto an-toerana na ny any @ faritra misy anao any?

Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny teny any am-pon'ny mahalala.
5. hery ( 15/05/2004 07:05)
Tsy afaka manara-maso ny zaza tsy ampy taona ny webmaster :)

Tsy babysitter no asan'ny webmaster fa webmaster. Lazaina fotsiny hoe resak'olondehibe io ka raha mbola miditra ao ny zanakareo tsy ampy taona dia ratsy taiza izy izay :)
Ny ray amandreniny no tsy mahavita miteny azy hoe rehefa resak'olondehibe dia tsy azo idirana.

Raha ohatra ka tsy voateninareo tsy hijery resak'olondehibe ny zanakareo dia minoa ahy marimarina ianareo fa efa nijery ilay teny hoe sex tao amin'y google.com izy ary efa nahita sary porno be dia be tamin'ny internet. Izay inoako fa ratsy lavitra kokoa noho ny resak'olondehibe eto amin'ny serasera... teny atsipy ho an'ny olon-kendry.
6. fatsoraly ( 15/05/2004 07:35)
mba valio aty amiko manokana aloha ilay hevitro iny na mety na tsia. Ilay voalohany indrindra indrindra.
Misaotra mialoha.

PS: Tsy mbola manan-janaka i fatsoraly fa mbola vao handefa fangatahana :)
7. chipie1 ( 15/05/2004 09:12)
zay ilay teri- saina !
8. ravatorano ( 17/05/2004 06:51)
asa na azon i fatsoraly ny voalazan i hery fa marina io.Resak olodebe de zay ary eto tsisy hanaramaso izay zaza miditra ao sa mety ho hitanao fa zaza io miditra ao amin ny site anakiray io , na dia ny famenoana ireny momba2 ireny aza v de atokisanao fa tena izay no marina.
Momba ilay hevitrao hoe nanaraka ny R@R ny ankizy taty aoriana fa tsy afaka nifidy ny fivavahana izay tiany.Io koa dia hevitrao ihany fa mety misy fahamarinanay ary mwety hisy fahadisoany koa.
F 'izao e izaho mino fa ny fomba fa miditra be saka amin izany ny manodidina ny tena indrindra amizao fotoana izao , ny fiainanaiainana ihany koa mbola ao ,hany ka misy miodina ny ondry ary dia mampanaelo tokoa izany.
Ny fanatonana an i Kristy dia tsy voatery hoe jereo iretsy kritianina aza fa manota koa iza no handeha hanaraka an izany Kristy izany ?
Satria tsisy anjely latsaka an tany dia tsy maintsy manana fahotana madinidnika eny ihany ny mpino sy mpivavaka ka ataoko fa tsy dia mitombina loatra ilay resaka
9. fijo ( 18/05/2004 22:20)
fatsoralahy>marina io voalazan'i hery io,fa tsy asany izany fa ny RaR no tokony hamehy ny zananay aby.ilay hoe kristianina manaraka RaR za dekonina ny reniko fa za tsy mideconne.ary ilay resaka,adala hoy ianao,fa manaoresaka toa inonavao atao hoe manao resaka hendry.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2348