Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lanto ( 09/05/2004 18:55)
Trimobe sy Sohitika
Samy mahalala io angano io daholo ? Tsy maninona na hadino e ! Eto isika hiaraka hanangana azy. Atomboko dia samia manohy an! Tsy ferana hoe teny telo fa soa tsy ampy ny sasany :) Aleo atao hoe samy m... tohiny
novalian'i lanto ny 31/07/2004 09:35
mumu ( 09/05/2004 07:52)
mpikidaona
efa mba nikidaona tamina train na bus ve nareo, za klou efa nanandrana de tratra, de fay tsy sahy tsony hihihihi... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2004 21:21
ikaretsaka ( 09/05/2004 02:01)
Mba tsetsatsetra
Dia eto ampihainoana hira Masina aho rankizy dia mba lasa ny saiko hoe misy saihafa be ny rythme an.. raha ira somary katolika katolika ilay izy dia rythme rythme kokoa ary zava maneo tsotsotra ( ... tohiny
novalian'i eliana ny 02/08/2004 03:53
rzmbe ( 07/05/2004 20:48)
RAINIFIRINGA–RALAIMAHOLY sy RAINIDAORIDINA
FILAZANA: Izay olona tsara sitrapo sy liana ary maniry hampandroso sy hanamafy ny fihavanana nolovaina tamin’ireto razambe ireto : RAINIFIRINGA – RALAIMAHOLY XVII Vtra RAINIDAORI... tohiny
hendry ( 07/05/2004 18:31)
ny tena dikan´ny didim-poitra
Zay olona anontaniana momba ny tena dikan´ny didim-poitra dia tsisy milaza mazava fa mionona @ hoe satria zany ny fomba. Ny fahalalako azy dia misy ifandraisany @ resa-pahasalamana ilay izy. Zay to... tohiny
novalian'i tsilan ny 10/05/2004 13:11
hendry ( 07/05/2004 18:20)
tsy afrikana marina ve ny gasy?
Raha ara-jeografia dia afrikana amiko ny gasy na dia maro aza ny mahasamihafa antsika @ afrikana sasany raha tsy hiresaka afatsy ny volon-koditry ny gasy zay somary mazavazava kokoa, betsaka nefa ny g... tohiny
novalian'i xxx ny 23/08/2004 11:44
hendry ( 07/05/2004 18:17)
fampiadiana akoho
Zaho nihevitra hatr@ zay fa fialamboly fotsiny ihany izy io saingy rehefa mahita ny fihetsiky ny vazaha gaga mahita ny gasy mampiady akoho aho dia manontany tena hoe kolotsaina ve izy io e? ... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:31
tsikitsiky ( 07/05/2004 14:19)
resto gasy
manao ahoana dahol tsy mahafantatra resto gasy eto paris zà ka iza re no mba mahafantatra e? d misaotra mialoha... tohiny
novalian'i rurik ny 11/03/2005 14:26
ravatorano ( 07/05/2004 11:17)
depression tropicdale
Misy depression tropicale niforona omaly tamin ny folo maraina leran i Madagasikara any amin ny 3200km avaratra antsinana an ' Antsiranana no misy anazy. Mbola tsy nahazo anarana izy io ary koa mbola... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 13:22
kitjo ( 07/05/2004 10:19)
tandremo zany kilalao Yo-Yo zany
Niteraka resabe teto an-drenivohitra tokoa hatry ny omaly, taorian’ny namoahana an-gazety nataon’ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny « bureau Veritas » (orinasa nanara-maso ny fampidiran’... tohiny
novalian'i kitjo ny 11/05/2004 18:57
tia_ery ( 07/05/2004 06:42)
TSY TENIN'ANDRIAMANITRA IZANY NY BAIBOLY
N'inon'inona firian-kevitrao, dia ato no ezahina hametrahana fa TSY TENIN'ANDRIAMANITRA izany ny BAIBOLY fa boky tahaka ny boky rehetra ihany mirakitra tantara sy izay expérience niainana olona tany ... tohiny
tia_ery ( 07/05/2004 06:39)
Tenin'Andriamanitra MARINA ny BAIBOLY
Ato no hanamafisanao fa tena TENIN'ANDRIAMANITRA Marina ny BAIBOLY. Raha sendra tonga ato ianao nefa tsy mifanindran-dalana amin'izay dia iangaviana aloha amin'izao voalohany izao mba TSY HAMALY fa... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2004 00:40
fijo ( 06/05/2004 23:59)
kolontsaina herin'ny firenena iray
raha mandinika isika dia mahita fa na matanjaka toa inona aza ny amerikanina sy ny europeanina dia tsy naharesy an'ny vietnam,tsy nahafehy an'ny inde,lasa gaigy koa izao ao irak,ary dia mitady foana a... tohiny
novalian'i mimich ny 29/06/2004 11:20
oully ( 06/05/2004 17:02)
Anarana malagasy
Isaky ny mikarakara taratasy any amin'ny fanjakana (frantsay) aho dia sahirana foana amin'ity anarako lava loatra. Miisa 18 ny alfabeta ao anatin'ny anarako ary 2 no isan'ny solon'anarana (izay tokony... tohiny
novalian'i welie ny 20/01/2005 18:57
xxx ( 06/05/2004 15:07)
sipa samy sipa miaraka
raha ho an' kofa de milay ny mijeryazy.Asa aloha...... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:14
bogosy ( 06/05/2004 14:30)
kofa mitondra daba
mahagaga fa ny joba rehefa mahita kofa mijoky daba de ohatran'ny mahita an'i Tom Cruise na dia ratsy aza.Nefa tsy le daba no mitaingina azy fa le...... tohiny
novalian'i mumu ny 06/09/2004 19:49
nananie ( 06/05/2004 10:48)
Miss manja
Efa hitanareo ve le miss manjan'ny Toulouse? Commentaires?... tohiny
novalian'i xxx ny 01/01/2005 15:49
joda ( 05/05/2004 21:01)
mafinaritra be ny aorian'ny joba miakatra
@ tohatra..... tohiny
novalian'i fijo ny 28/06/2004 22:11
tsilan ( 05/05/2004 16:09)
Raha tia mihanika ianao
Misy film iray natao tany Madagasikara, mikasika ny fihanihana vato sy ny fandehandehanana Climbing Soranoro no lohanteny ... tohiny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:18
lema ( 05/05/2004 11:58)
tantara tsy adino
azonao tantarain ve ny fomba nahazakanao ny sipanao (grand A)izay tsy adinonao de ahona ny fomba nanekeny... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8976