kofa mitondra daba

1. bogosy ( 06/05/2004 14:30)
mahagaga fa ny joba rehefa mahita kofa mijoky daba de ohatran'ny mahita an'i Tom Cruise na dia ratsy aza.Nefa tsy le daba no mitaingina azy fa le...
novalian'i mumu ny 06/09/2004 19:49
2. benji ( 06/05/2004 15:00)
Tsy maintsy hoe hanao investissement amina vam izany izao raha te hahazo sipa.Izany hoe hanatavy ny impôt ny vozongo, tsy calculateur aho fa Ravalomanana izao mitady investisseur ka tsy aleo ve hanasoavana ny an'ny tena toy izay omena an'ny Sarkô ny fananana izay anie no tena tadiaviny e!
3. bogosy ( 06/05/2004 15:13)
ataovy mora ihany ny vidiny fa kofa tsy manana rotsa bobaka ohatra an'i Ra8.Sao dia lany am Vam dia tsisy ampirevena joba
4. mumu ( 06/05/2004 15:18)
ilay kôfa mitondra daba efa drôka be reny ve Tom C.Tsy aty la route e!
5. xxx ( 06/05/2004 15:24)
mba bmw kosa e!
6. yonikafopl ( 06/05/2004 17:41)
na mitondra daba le bandy na tsia rehefa tiako dia tiako , rehefa tsy tiako dia tsy tiako. Ary koa ny bandy manana daba tsy ilaozan'izay tsy hanitsaka anao tahaka ny fanitsany frein rehefa mahita joba eny an'dalana
7. fijo ( 06/05/2004 20:42)
ilay mahavoa ny resaka fikotiana amina daba anie dia izao e.miova foana ny daba vaovao ka hanaraka an'iny ve ianao,satria izany rasipa koa hipitsika raha vao mahita manana daba tsara hafa.
8. ikaretsaka ( 06/05/2004 22:11)
dia 4 l entina dia tuneo tsar aarak'ilay tian'ialahy mihitsy dia tsy msiy mpanana afa tsy ialahy iny sady m,alaza be ialahy
9. hendry ( 07/05/2004 07:04)
O ry bogosy a! ao anatin´ilay matérialisme daholo zany ary efa nandeha teto ny adihevitra momba zany. Raha sipa materialista dia zakan´ny daba fa raha sipa tsy materialista tsy taitra @ zany na hitondranao BMW na itondranao 4x4 na itondranao sarety.
10. yonikafopl ( 07/05/2004 15:41)
Izay mihintsy ho aho ry hendry.
11. kally ( 07/05/2004 17:00)
Sssh!izany mba laingan-dry Bôgôsy koa!raha izany ve no marina dia hisy lehilahy hahazo vady intsony eto Madagasikara?
12. pitchou ( 07/05/2004 17:23)
nareo ko! fiara avy ve d ialonanareo?
13. mumu ( 09/05/2004 07:41)
hahahahah
14. mumu ( 09/05/2004 09:31)
ary raha ny sipa indray no mitondra daba milay de aôna ?
15. pitchou ( 09/05/2004 18:35)
d mody tara zany le bandy? hihihihihih
16. betty ( 10/05/2004 12:08)
hihihihi
raha ahazoana sipa io de mbo hividy daba zah kle :)
17. yonikafopl ( 10/05/2004 13:18)
ramaso hi hi hi tena marina mihintsy zany ka! ka tsy nianatra mekanika anie tsinona e!
18. tsilan ( 10/05/2004 13:20)
Ilay izy kosa anie tsy dia hoe ilay bandy no tsara eh, fa mba im-piry moa no mba andeha hitaingina BMV izany. Sady le bandy koa tsy lafo be mankaiza raha mitaha amin'ilay fiara ny vidiny.
Vao misioka fotsiny ny kala dia milahatra ny bandy, Fa ny BMV na hangona ariary mandritry ny andro iainana manontolo aza mety tsy ahavidy iray akory.
Hany ka na tomobilin'ny patirao aza no entinao dia mahazaka siap ianao izay
19. pitchou ( 10/05/2004 16:34)
tsy haiko ny perrmis nareo fa ny anay aty tsy maintsy mianatra mekanika!
io aloha d teknika mahafinaritra mihitsy rehefa te-hanadala bandy e!
tsilazn> ianao tsy kaoty mihitsy ka! ilay fiara no nahazaka sipa! ianao otran'ny accessoire rehetra ao anatiny fotsiny
20. mumu ( 10/05/2004 20:23)
ramaso : ny aty aminay de ampenarina mekanika kely refa manao permis , fa tsy otrany permis amboritsiloza ainao ramaso
betty: hihihi anjamo ane???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8911