kofa mitondra daba
142. pitchou
(
29/06/2004 06:50)
i fijo no otran'ny tttttssss! bavy ka amidy!!!!
ramaso> tratran'ny inona moa ramaso? hoe i fijo v no asaina manefa? ttttttssss! mi-insistiava eo ihany raha tsy enao no asosony hanefana le saofera eo!
ramaso> tratran'ny inona moa ramaso? hoe i fijo v no asaina manefa? ttttttssss! mi-insistiava eo ihany raha tsy enao no asosony hanefana le saofera eo!
144. fijo
(
30/06/2004 22:26)
vao eo i booboo no milazafa zavatra tsy vitan'ny lahy ny mihaiky.io izao i pitchou fa efa mandiso azy sahady.aiza ary izy ity le
145. ikaretsaka
(
01/07/2004 03:55)
tratra koa izany eeeee! roa izany zahay no nahatratra an'i pitchou an
147. pitchou
(
01/07/2004 11:13)
i ramaso v no milaza ho nahatratra ttssssssss! tsy mahita resahana fotsiny d mamorona! nga karetsaka nanofa pikla?
148. pitchou
(
01/07/2004 14:16)
adala anga ka hanaiky ze endrikendrika ataon'i ramaso any! mba hafa ahay! tttttttttssssssss!
149. fijo
(
01/07/2004 21:37)
jereo ilay lisitra 47 nomend rajhouhl fa ampiana an'ireny ny an'i pitchou.
150. pitchou
(
02/07/2004 18:39)
fohy loatra iny! inventive noho izany ny vehivavy! sady ireny ve no mba hitany d mi-zesta izy? mbola aiza????
151. welieoelee
(
01/09/2004 11:44)
mampimé be kou le resaka eto ty zany! :-D
aza mandainga kosa na ny sipa na ny bandy fa mijery daholo ihany raha migany ny tsia lé olona iray e! Sa...? Ny ivelany foana aloha no manintona izay vao antonina akaiky. Avy eo vao hita ny manaraka (toetra...). Sa...? :-)

153. mumu
(
04/09/2004 18:39)
ramaso klou de tratra miala bala eto faona e!! sao de mba sipa ary?? :-D :?: