kofa mitondra daba
81. mumu
(
01/06/2004 07:47)
ramaso zay henarako en théorie de ataoko pratique sinon ça ne sert à rien!
sahiko miondriko ao ambany daba naiza naiza!
manokatra capot kou haiko
mampiditra capote haiko kou les yeux fermés même!!
ary inona no mba hain'io ramaso io kay??
sahiko miondriko ao ambany daba naiza naiza!
manokatra capot kou haiko
mampiditra capote haiko kou les yeux fermés même!!
ary inona no mba hain'io ramaso io kay??
82. chipie1
(
01/06/2004 19:50)
ramaso> zany oe ianao zany ilay lelà tsy maita mangirana am mekanika nefa be teniteny ery etsy ambony .???
84. fijo
(
01/06/2004 20:49)
mumu an,ary iza aloha io bandy akaikinao manoro anao izay hatao rehetra io e?mitady vonjy an.
88. ikaretsaka
(
03/06/2004 03:49)
za koa re mba te hijery an'i mumu mitsongolika ary behoririka raha tapaka cable embrayage ka
89. mumu
(
03/06/2004 07:59)
ikaretsaka fijo ramaso sokafo tsara ary ny maso de mazahoa fahasambarana mijery ny derrière-akou ao!!
tanjemo fotsiny sao rarakivy ao an!!
maso mijery mou tsy mitondra mody knou!!
hihihi
tanjemo fotsiny sao rarakivy ao an!!
maso mijery mou tsy mitondra mody knou!!
hihihi
92. fijo
(
03/06/2004 20:31)
ka raha vao miresaka daba dia tsimaintsy miafara amin'ny fitsongolohana izay ka,na mitsingoloka manamboatra na mitsingolika,maninona mo,fa hadinoko.