kofa mitondra daba
65. fijo
(
26/05/2004 04:53)
mumu,ka hikodia miaraka amin'iza indray ary ity ianao,nefa ramaso efa eo?
66. mumu
(
26/05/2004 07:38)
fijo kou raha tsy pneu za kou hakodiadia!!!
fa iza alou ilay ramaso iny e??
mbola mianatra mekanika faona ve????
fa iza alou ilay ramaso iny e??
mbola mianatra mekanika faona ve????
74. betty
(
28/05/2004 11:17)
...de aza hadino kou ny mijery ny zôzin'ny menaka sô de efa ary @ minimum ary vô hmmmmmmmmmmmmmmmm :p
76. ikaretsaka
(
28/05/2004 19:44)
ahoana ny fanaovana izany rankizy? ary raha ao aby ireo kanefa mbola misofy..
hmmm ohatran'ny hitako ny pozin'i mumu ary amorondalana mitsongolika fa nitsoak any cable d'embrayage... mitanaka angamba ny mpivarotra anana rehefa any dago... hmmmm
hmmm ohatran'ny hitako ny pozin'i mumu ary amorondalana mitsongolika fa nitsoak any cable d'embrayage... mitanaka angamba ny mpivarotra anana rehefa any dago... hmmmm
77. mumu
(
29/05/2004 19:35)
ikaretsaka sy fijo zao ary no tokony atao:
- Sokafo ny capot raha mahay nareo!!
- Jerevo ny rano raha mbola misy
- Avereno ny purge ny rano
- Velomina ny fiara de jereo raha mande ny ventilateur si ny circulation an'ny rano raha mety tsara
- De raha ny ventilateur no tsy mande de jereo ny fusible
de jereo ny relais raha mande
jereo kou ny sonde raha mande
raha tsia dia ataovy direct ny sonde
- Raha tsy mi circule ny rano jereo ny calorsta na ny radiateur anao no tsetsina!!
ôtrany hitako atratry mintsy ny vavan'ny Ikaretsaka misanasana mijery ana mitsongolika!! lol
ho ho ho ho

79. kinaoly
(
31/05/2004 11:05)
nga moa ny bandy rehetsa vao teraka de natao hahay mekanika ho azy dôly ? misy sipa mahay mekanika nohon'ny bandy vitsivitsy haiko any dago any, lol. de tokony asina differance koa ny mekanik général sy ny fisitrihana ambany chassis sy ny fitsongolohana ao anaty ambany capot ao, mahasaky miteny ve reo bandy reo fa tsy mekanik générale fotsiny no hainy fa tena mekanisien confirmé dôly ry zalà satria "bandy" ? mety ho tsara kalou raha zany e.... :D
80. fijo
(
31/05/2004 22:39)
ka izahay anie tsy mahay e.izay no hanontaniako ireo sipa ireo sao mampiaraka any izahay ka matyny daba.